Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 14 octobre 2025
Antananarivo | 00h14
 

Répondre à un commentaire

14 août 2019 à 12:27 | Ibalitakely (#9342)

Dia ny mahagaga raha vao vita ny fifidianana roa farany teo ny TIM irery dia irery ihany no sahy nanambara ofisialy hatramin’izao fa antoko mpanohitra, fa rehefa hametraka ny lehiben’ny mpanohitra dia lasa misy mametraka olana, dia lasa andaniana fotoana/vola ny fanolorana fanitsiana lalàna mikasika ny mpanohitra dia hita tampoka ao indray ry Andriamilatabatra & ny « carnassiers » isany.