Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Démission en cascade à la CENI - HS.
Je suis choquée
https://www.facebook.com/share/p/1C5z4oAdWz/
Zora - Démission en cascade à la CENI - C’est presque unanime.
Institution inutile et budgétivore ...
Bon débarras (…)
lemama - Démission en cascade à la CENI - Makasitraka
pour les sectes et pour Ravalomanana !
bekily - Nomination du Premier ministre : plusieurs profils évoqués, la course aux ministères lancée - Corrigé
*** EXÉCUTIF MONOCEPHALE
bekily - Démission en cascade à la CENI - @ All
Bon débaras : Cons Enc... Nuls Idiots !!!!! Ils ne savaient même pas (…)
Maestro
{#URL_PAGE{archives}}





o r’inandra a !
tena tsy mahatakaa-davitraa tokoa ny ekipanareo araaky ny filazanao azy e.
Ilay avy ao fandriana aloha de efa nalain’ilay mpanompo ao @ serasera baraka t@ fotoan’androny de ao tafaraka ao tokoa nareo mianakavy.
Any aloha iny.
Fa ny resaka averiko eto ihany de zao :
Tsy fanitsakitsahan lalam-panorenana ve
– ny fampifangaroana ny raharaham-pivavahana sy ny raharaham-pirenena
– ny tsy fanajana ataon’ny fahefana mpanatanteraka ny fahefanaa mpanao làlana (antenimierandoholona)
– ny fanemorana na ny tsy fanaovana ara-potoana ny fifidianana ben’ny tanàna.
LLLLLLLLLLLLLOOOOOOOOOOOOOZZZZZZZZZZZZZZAAAAAAAAAAAAA !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
Mangina daholo ireo jiolahimboto politika rehetra.
Averina ihany arak’ilay tononkiran’ny tarika Mahalkeo fa :
"Ny fanjakana lohamboto tsy mba mety ho ela velona"
Fa na zany aza de :
Samia velonaina.