Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Gouvernement : Mamitiana Rajaonarison dresse un bilan positif de son premier semestre - Dites petit pépère Douer
Votre femme ne traduit elle pas toutes les (…)
bekily - Gouvernement : Mamitiana Rajaonarison dresse un bilan positif de son premier semestre - Qu’est ce que je disais, que des insultes pour tonga soa qui est traité de (…)
Jean Claude Rouer - La gâchette de la Grande île - " Tany misy lalàna ity tany ity. "
Groupe de 5 petits mots que les (…)
Jacques - Gouvernement : Mamitiana Rajaonarison dresse un bilan positif de son premier semestre - Le "tongo-kisoa" veut bien qu’on lui décerne le niveau de 7 ème d’âne de cas (…)
Vohitra - Evénement : Le 14 octobre devient la « Fête de la Liberté » - EVOLUE moins bêtement.
J’essaye mais ce n’est pas facile face à une meute (…)
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Manantintra ny fiarahabana Tompoko,
Nalaza tokoa ny anarana Rajaonah Mbola nandritry ny vanimpotoana nitondran’ Andriamatoa Rajaonarimampianina Hery ny fanapahana teto amin’ny Firenena .
Tandapa mpanolotsaina, mpandraharaha mpanefoefo, mpisahana raharaha eny amin’ny fadintseranana, ary tato afara mpanao politika.
Teto amin’ny fiarahamonina indray dia tsy vitsy ny maneho hevitra fa olona tompon’ny fanapahana eto amin’ny Firenena koa izany, ary to teny ao andapa hono.
Izao izy mivahiny eny Tsiafahy ! taratasimbola tsy misy antoka, kolikoly, famotsiambola maloto, hosoka, izany no hitazonan’ny Fitsarana azy.
Teto amin’ny tantaram-pirenena, ny fitondrana politika rehetra nifandimby dia nahitana foana mpandraharaha ara-toekarena nisongadina tampoka ho lasa mpanefoefo, mpanambola hikohizana, maranitra sy fetsy, ary akaiky ny fitondrana ary milalao eo amin’ny sehatra politika.
Nanomboka tamin’ny fitondran’ny Filoha teo aloha Ratsiraka Didier ka hatramin’izao dia bola misy foana izany.
Lasa TOHATRA sy VIKINA eo amin’ny fahombiazana ara-piarahamonina ny fiarahana sy fanaovana ny politika miaraka amin’ny mpitondra fanjakana .
FEHINY : Fa tsy i Rajaonah Mbola irery no anie no nanao izany e ! fa aiza ny sasany ? mbola voaaro sy misy miaro satria MENAMASO TANDAPA ?
Mankasitraka Tompoko