Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 15 octobre 2025
Antananarivo | 19h43
 

Répondre à un commentaire

11 juillet 2019 à 07:42 | lanja (#4980)

Enga anie mba tsy hanao ho toy ny mahazatra hatrizay ny député maro an ’isa amin izao, any ambadika mimenomenona fa mitangorona ao Tana ny fahefana, fa rehefa ao andapan i Tsimbazaza dia misolelaka sy mandokadoka tsy misy farany ny manampahefana mpanatanteraka no handaniana ny fotoana