Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 avril 2021
Antananarivo | 02h15
 

Filazana manjo

Zakavola Andriantsiferana

“I have fought a good fight, I have finished my course, I have kept the faith”

Timothy 4:7 (KJV)

Ny Malalanay :

ZAKAVOLA ANDRIANTSIFERANA

Fondateur & Gérant
MUST TECHNO SARL

Dia nantsoin’Andriamanitra hody any Aminy
teo amin’ny faha 55 taonany ny Alakamisy 18 Martsa 2021

Hoy :

Ny vadiny :
Princia RATRIMO ANDRIANTSIFERANA

Ny zanany :
Kareen Miharivola ANDRIANTSIFERANA
Mickaella Henintsoa ANDRIANTSIFERANA

Ny rafozany :
Raharisoa RATRIMO

Ny iray tampo aminy :
Fara RAKOTOMALALA
Pr Clément RABARIVOLA sy Sendravololona ANDRIANTSIFERANA sy ny zanany
Dr Zakô ANDRIANTSIFERANA sy Nirina RABARY sy ny zanany
Narijaona ANDRIANTSIFERANA sy Cathy RANAIVOHARISON sy ny zanany

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Eljo RATRIMO sy Henriette RAMBELO sy ny zanany
Hervé RAKOTOARISOA sy Erica RATRIMO sy ny zanany
Thierry RATRIMO sy Mirana RAJAONIMARIA sy ny zanany

Ny havany :
Terak’Itpkl RAZAKA sy Itpkv RAZAFIMBOLOLONA
Terak’Itpkl Bernard ANDRIANARISON sy Itpkv RAZAFINDRATAVY
Terak’Itpkl Raphaël RATRIMO
Terak’Itpkl RANDRIANOVONA sy Itpkv RAVELONANOSY

Ny fianakaviana manontolo
Ny Fiangonana Batista Biblika Ankadivato
Ny Fiangonana FJKM Ankadindambo Ambohimangakely
Ny zanaka ampielezana FJKM Ambohinaorina Malala Ambohitrandriamanitra Manjakandriana
Ny Société MUST TECHNO SARL
Ny mpampianatra sy mpianatra ao amin’ny Collège Hercule
Ny Club CCV (Judo)
Ny Yang Family Taiji Madagascar Center
Ny Fokontany Ankerana Ankadindramamy
Ny Fokontany Antenoy faritra Ambohimangakely

Ny fanafenana ny razana dia efa notanterahana.
Ny fianakaviana dia hivory ao Ankerana Ankadindramamy Lot II 18 I E ny Asabotsy 20 Martsa 2021 sy ny Alahady 21 Martsa 2021

ITY NO SOLON’NY FAMPANDRENESANA

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS