Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 18 avril 2024
Antananarivo | 21h34
 

Malagasy

Fisotroan-dronono

Voasambotra i Alibabah

vendredi 19 octobre 2007 | Penjy R.

Ela nisotroan-dronono ka kofona ny farany i Ali baba sy ny namany iray, izay nanao ny asa fisolokiana tetsy Antaninarenana omaly. Nikoropaka ny be antitra raha nahita fa noraisim-potsiny ity olona voalaza anarana sy ny namany ity omaly teny Antaninarenina. Efa fanaon’ity lehilahy tsy dia mbola antitra sy ny namany ity ny mitondra taratasy sandoka hakany vola tsy latsaky ny 200. 000 ar ny iray, kanefa mahatratra efatra ny taratasy sandoka ampiasainy. Maro no nihevitra fa tsy mandeha irery ireto lehilahy ireto, fa ao ny mpiray tsikombakomba aminy, ka aorian’ny famotorana ataon’ny mpitandro ny filaminana dia ho hita eo ny tena marina.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS