Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 1er mai 2024
Antananarivo | 04h13
 

Malagasy

Faratsiho

Vazaha maty nilatsaham-baratra

vendredi 21 mars 2008 |  740 visites  | Hery A.

Lehilahy iray 50 taona no maty irery tao anatin’ny lakan-drano tao Faratsiho, anatin’ny faritra Vakinankaratra. Tamin’ny talata no hita ny fatin’ity lehilahy ity. Voamarika araka ny vaovao azo fa vokatry ny hasemporana sy havizanana no nahafaty an-drangahy. Ankoatr’izay dia ankizy vazaha anankiroa no nilatsaham-baratra, tao Faratsiho ihany. Nilatsaka teny amin’ny tapenaky ny trano ny varatra ka namaky ny rindrina ary niantefa teny amin’izy mianadahy. Maty tsy tra-drano ilay zazalahy fa ilay zazavavy kosa tsy misy ahiana na dia naratra aza ny lohany. Mbola ao anatin’ny fotoam-pahavaratra tanteraka ny ao Faratsiho ary tao anatin’ny oram-baratra nikija no nisehoan’ny loza.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives

mai 2024 :

Rien pour ce mois

avril 2024 | juin 2024