Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 16 octobre 2018
Antananarivo | 00h12
 

Société

Enseignement

Revendication syndicale : L’ANEFA d’Elidiot Randrianjafy change de langage

mardi 31 juillet | Arena R.

Les enseignants qui se regroupent au sein du syndicat ANEFA ont déclaré avoir décidé de reprendre les cours et de préparer les examens officiels afin d’éviter l’année blanche. Elidiot Randrianjafy, président de ce syndicat d’expliquer que cela ne signifie pas que les revendications vont s’arrêter là. Ce syndicaliste affirme ne pas encore satisfait de la réponse apportée par le gouvernement, mais refuse la politisation du mouvement syndical.

Il y aurait des politiciens qui chapotent le mouvement, à en croire les dires de ce jeune syndicaliste qui adopte désormais le même langage que les responsables du ministère de l’Education nationale : les examens officiels vont bel et bien avoir lieu cette année et le calendrier ne sera pas reporté.

Malgré tout, des enseignants de la capitale, notamment au niveau des lycées, refusent toujours de reprendre les cours, parce qu’ils sont insatisfaits des résolutions adoptées par les leaders du mouvement et les dirigeants malgaches, à savoir le gouvernement et les ministères concernés.

17 commentaires

Vos commentaires

  • 31 juillet à 09:28 | Midabetsy (#8062)

    Raha harena no ilainareo dia mitadiava asa hafa fa aza manao mpampianatra.
    Hafaro ny taranaka mba tsy hampianatra fa asa tsy mampitombo ny vola miditra io.
    efa à la mode zao ny fanaovana otage
    ka ny anareo ny mpianatra no otage. Tohizo fa tsara ary misy farany raha jiaby

    • 31 juillet à 14:53 | tsirah (#10314) répond à Midabetsy

      simba tanteraka ny rafim-papianarana eto amintsika fa lasa ataon’ny mpampianatra tsinotsinona intsony ny fampianarana sy ny mpianatra mila tena hentitra mafy ny minisitera ankehitriny momba ireo mpampianatra ireo

    • 31 juillet à 16:06 | tojo (#10300) répond à Midabetsy

      Marina mihitsy izany, fanararotana no be dia be ka ny ankizy tsy manan-tsiny no atao mibaby ny vesatry ny adalana.

    • 31 juillet à 16:33 | donia (#10353) répond à Midabetsy

      Tsy manome tsiny ny mpampianatra aho raha naneho ireny fihetsika ireny na dia tsy nahazahoam-bokatra ary satria ny vidim-piainana efa mihalafo , tsy omeko tsiny ihany koa nefa ny fanjakana satria mbola mihatrika olana maro be hany ka sarotra ny hamaliana aingana ny fangatahan’ny mpampianatra.

    • 31 juillet à 17:26 | jayo (#10317) répond à Midabetsy

      tsy tsara loatra raha izany no toe-tsaina tokony hitondrana ny fisainana ry MITABETSY a, ny hitsinjovana ny mpianatra malagasy sy hampilamina ny toe-draharaha eto @firenena ange no tokony himasoana e

  • 31 juillet à 13:37 | Toutoun (#10298)

    Tohizo aloha ny fapahan-kevitra efa noraisinareo @ fanampiana ny mpianatra eh ! efa ezaka tsara izany, ary ny fitakiana ngeh tsy voatery fa mba ataovy @fomba hafa sy tsy hanakorontana ny hafa eh ! Efa nisy famahana ny olana nentin’ny gouvernemanta ho anareo ka tokony mba hisy dingana kosa avy @ mpampianatra na d ts voavaly 100% aza eh ! ataovy fitia mifamaly ny fiainana dia milamina miandalana ny olana.

    • 31 juillet à 16:37 | donia (#10353) répond à Toutoun

      Efa dingana lehibe izao fiverenan’ny mpanabe hampianatra izao , fa na izany ary dia tokony hiezaka hatrany ihany koa ny fanjakana hitady vahaolana hoan’ny mpampianatra ary ny mpampianatra sady miasa no miandry am-pilaminana ny valin’ny fangatahana.

  • 31 juillet à 13:59 | tsirah (#10314)

    pour nous il n’a pas de problème si les professeurs des lycées d’ Antananarivo ne veulent plus travailler car le ministère peut les licenciés et donner leurs place a beaucoup de jeune sortissant éducateurs sans emplois puis que les étudiants des lycées ne peuvent plus leurs attendre pour les préparations des examens publiques

    • 31 juillet à 16:01 | hanibloo (#3569) répond à tsirah

      Aleo miteny gasy rehefa tsy voafehy ilay teny vahiny fa tena mahamenatra e, raha toa anao no hampianatra ny kilonga satria mi-grevy ny mpampianatra dia vao maika ho loza

  • 31 juillet à 14:02 | sasa (#10303)

    amiko aloha tokony handray ny andraikiny foana ny mpampianatra n’inona zavatra mitranga satria ny karaman’ izy ireo dia tsy maintsy alohan’ny fanjakana foana na dia tsy mampianatra aza izy ireo,

    • 31 juillet à 16:28 | donia (#10353) répond à sasa

      Ka nohon’ny valin’ny fangatahana ela loatra kosa no nahatonga azy ireo tsy nampianatra , ankehitriny anefa tsapan’izy ireo angamba fa mbola betsaka ihany koa ny olana vahan’ny fanjakana ka tsy amintsy atao arak’izay fahafahany ny fandoavana ny volan’ny mpampianatra dia tsy amintsy nionona tamin’izay valiny izy ireo na dia tsy nahafapo ary izany, ho fitsinjovana ny hoavin’ny mpianatra ihany koa izany.

  • 31 juillet à 14:35 | komi (#10299)

    Mankasitraka anareo fa tena nataonareo ambony ny hoavin’ny zaza malagasy ka napandeferinareo ny ambom-po. Tena izany ka toe-tsaina mpanabe tokoa sady mahay mitsinjo ny afa. Ohatra tsara tokony atao fitaratra izao ary mendrim-piderana tanteraka

    • 31 juillet à 17:28 | jayo (#10317) répond à komi

      izany mihitsy, izay hitsinjovana ny soa iombonana no tokony hatao laharampahamehana satria izany no mampandroso firenena

  • 31 juillet à 16:17 | tojo (#10300)

    Efa maro ireo tonga saina fa tsy mety ny fitokonana sy fanakorontanana, ary tokony mba anaraka sy haka tahaka azy ireo koa ireo mbola manizingizina mafy ny fitakiana ka tsy miraharaha ny hoavin’ny ankizy madinika.

  • 31 juillet à 16:22 | donia (#10353)

    Marina fa ho tobotsoan’ny mpianatra no niverenanareo nampianatra indray nefa tsy ny mpianatra irery ihany no mahazo tombotsoa amin’izany fa ny firenena mihintsy.Mankasitra anareo ANEFA fa efa ezaka lehibe hoan’ny firenena avy aminareo izany !

  • 31 juillet à 16:49 | Nomena (#10351)

    Amiko dia tonga saina ihany izy ireo satria fantany fa tsy mety ny fanaovana fitaovana ny mpianatra, ary tsapany fa tsy ilaina intsony izany fietsiketsehana izany.

  • 31 juillet à 17:22 | jayo (#10317)

    ilaina ary mety ny fanatsaharana fny fitokonana satria mila filaminana sy fitoniana ny firenena indrindra @izao akaiky fifidianana izao

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 149