 
Razafindramboa Hasina Olga 
(teraka Ramanantsoavina)
dia nantsoin’ i Ray hody any aminy ny alarobia 29 janoary 2014 rehefa niady mafy tamin’ny aretina ka nivahiny 47 taona teto an-tany.
Hoy,
 Ny vadiny : 
Razafindramboa Mamisoa René
 Ny zanany :    
Jean-Luc 
Inès sy Laurie
Razafindramboa Mirana
 Ny reniny :    
Ramanantsoavina Donà Laville sy Philippe Laville
 Ny iray tampo aminy :  
Hery-Jean sy Rakotovahiny Tiana ary ny zanany 
Haja Gabriel sy Isabelle Landreau ary ny zanany
Fianakaviana Razafindramboa 
Fianakaviana Ramanantsoavina 
Fianakaviana Ramaheriarison 
Fianakaviana Razafindralambo
Ary ny fianakaviany manontolo
dia vonton’ny alahelo sy feno fanantenana.
Ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra dia atao ao amin’ny Eglise Saint-Pierre de Vigneux-sur-Seine ny talata 4 febroary 2014 amin’ny 11 ora maraina alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny fasana 66 avenue Henri Barbusse, Vigneux-sur-Seine.
« Ary nahare feo avy tany an-danitra aho nanao hoe : Soraty : Sambatra ny maty, dia izay maty ao amin’ny Tompo hatramin’izao. Eny, hoy ny Fanahy, fa hitsahatra amin’izay nisasarany izy, fa ny asany manaraka azy. » (Apokalypsy, 14, 13)
11 rue Diderot 
91270 Vigneux-sur-Seine





