Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa nodimandry ny Alahady 20 Martsa 2016 tany Mananara Avaratra ny hava-malalanay :
RAZAFINTSALAMA Vero Nirina
Présidente ONG LALANA
Hoy,
Ny reniny :
Razafintsalama Beby Rakotomalala
Ny iray tampo aminy :
Razafindratsita Mamy sy Bodo
Razafintsalama Ziva
Ranaivoson Harifetra sy Noro
Ny zanany :
Razafindratsita Johary
Razafindratsita Koloina
Razafintsalama Liantsoa
Razafintsalama Ranto
Rasolofomanana Andry sy Mialy
Ratsimba Rantoanina Vahatra sy Andy
Ny ONG Lalana
Ny teraka Razafintsalama Désiré
Ny teraka Raketamanga
Ny teraka Rakotomalala Philibert sy Ramaria
Ny taranaka Randriamizaka
Ny taranaka Ratsimiziva
Ny FJKM Tranovato Faravohitra
Ny FJKM Ambovona Fanantenana Ambatomanga
Ny FJKM Antoby Fitahiana Anjozorobe
Ny FJKM Anosy Avaratra
Ny EKAR Analamanjaka
Ny Fokontany Ambohimiandra
Ny Fokontany Faravohitra Avaratra
Ny nofony dia hiala eny Nambiaty Avaratra PK13,5 RN3 (alohan’ny fiviliana mankany Lazaina Avaradrano), entina hanomezam-boninahitra an’Andriamanitra ao amin’ny FJKM Tranovato Faravohitra ny Zoma 25 Martsa 2016 amin’ny 11 ora, alohan’ny hametrahana azy eny Antsahamalaza Ambohitrolomahitsy.
« Tsy toy ny efa nahazo sahady aho, na efa tanteraka sahady ; fa miezaka aho hihazona izay nihazonan’i Kristy Jesoa ahy » Filipiana 3 : 12