Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 23 septembre 2020
Antananarivo | 19h39
 

Filazana manjo

RAZAFINJATOVO Andrianantenaina Roland

Amin’ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny malalanay :

RAZAFINJATOVO Andrianantenaina Roland

Ingénieur en Informatique

dia niamboho ny Talata 11 Aogositra 2020 rehefa nivahiny 71 taona teto an-tany.

Hoy

Ny vadiny :
Monique RAZAFIMANDIMBY,

Ny zanany :
Carole RAZAFINJATOVO sy Thierry LE COQ
Laurence RAZAFINJATOVO sy Robin CLEMENT
Rudy RAZAFINJATOVO sy Marina HIRMANI,

Ny zafikeliny :
Eliott Tovonirina sy Auguste Andrinirina CLEMENT
Maxime Mahery sy Kylian Tahiry LE COQ,

Ny iray tampo aminy :
Sahondra sy Alain MABILLE sy ny zanaka aman-jafiny
Drs. Heritiana sy Joseph ANDRIANTAFIKA sy ny zanaka aman-jafiny
Julia sy Emile RATOVONDRAHONA sy ny zanany,

Ny iray tampo amin’ny vadiny :
Mireille sy Jean-Claude RAZAFIMANDIMBY sy ny zanaka aman-jafiny
Liliane RAZAFIMANDIMBY sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itompokovavy Annie RAJOHNSON sy ny zanaka aman-jafiny
Jacquie sy Robert RAKOTOBE
Rondro sy André RAZAFIMANDIMBY sy ny zanaka aman-jafiny
Nancy sy René RAZAFIMANDIMBY sy ny zanaka aman-jafiny
Jocelyne sy Christian RAZAFIMANDIMBY sy ny zanaka aman-jafiny
Mino sy Guy RAZAFIMANDIMBY sy ny zanany
Fara sy Fidy RANDRIAMANDIMBY sy ny zanany,

Ny havany :
Terak’ Itompokolahy RAZAFINJATOVO sy Itompokovavy RAZANAMASY
Terak’ Itompokolahy Dr. RAKOTOMALALA
Terak’ Itompokovavy RAJAONA Victoire
Terak’ Itompokovavy RAZAFINDRAKETAKA
Terak’ Itompokolahy RAVELOMANANTSOA RATSIMIHAH
Terak’ Itompokolahy RAMANITRANJA sy Itompokovavy RAVAONORO,

Ny Fianakaviana Iray manontolo,
Ny Fokontany Amboditsiry, Antananarivo,
Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana FJKM Tranovato Ambatonakanga, FJKM Ambohidrano Atsinanana, FJKM Ranivo Maritiora Lazaina Avaradrano, FJKM Ambodiafotsy Maritiora, FPMA Creil.

Mialoha ny hamadihana ny nofony ho lavenona dia hisy fanompoam-pivavahana ho fanomezam-boninahitra sy fisaorana an’Andriamanitra ny Zoma 14 Aogositra 2020 manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro eny amin’ny Crématorium de Saint-Soupplets, 2 rue du Pré de Vornat, 77165 ST SOUPPLETS.

« Handry amin’ny fiadanana aho, ka dia hatory miaraka amin’izay, satria ianao Jehôva ô, no mampitoetra ahy, mitokana irery tsy manana ahiahy »
(Salamo faha-4, toko faha-8).

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS