Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 15h34
 

Filazana manjo

RAZAFINDRAMBOA RAFARAMARO Thérèse

Sitrak’Andriamanitra no niantsoany hody any Aminy ny 27 febroary 2021, ny malalanay :

RAZAFINDRAMBOA RAFARAMARO Thérèse

Vady navelan’Itompokolahy RAZAFINDRAMBOA Evariste

rehefa nampindraminy anay nandritra ny 94 taona ary nahazo ny sakramenta farany fanomen’ny Eglizy ny zanany.

Hoy,

Ny Zanany :
Julia CORBOU, vady navelan’Itl Charles CORBOU
Alexandre DEWINTER
Guy RAFAZAFINDRAMBOA sy Elisabeth PAREY

Ny zafiny :
Maud, Justine, Olivier sy Chloé RAZAFINDRAMBOA,
Claire sy Anne COLIN
Bertrand CORBOU, Fabien CORBOU sy ny zanany

Ny Iray tampo aminy :
Terak’Itl Ratsimbazafy Bertrand sy Itv Razaonary Jeanne ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Randriamilamina Norbert sy Itv Rasoambololona Louise ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Ramaroson Etienne sy Itv Razaiarimalala Clotilde ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Ramaroson Michel sy Itv Ranorosoa Razafimahazo Alice ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Rajaonera Basile sy Itv Razanabahiny Pauline ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Rasoloson Gilbert sy Itv Ramiadambahiny Séraphine ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Ratovondrahona Albert sy Itv Rabodosoa Suzanne ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Razafinimanana Etienne sy Itv Rasoafara Ramaroson Zoé ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Ramaroson Patrice sy Itv Raveloson Razanamanga Victoire ary ny zanaka aman-jafiny

Ny Iray tampo amin’ny vadiny :
Terak’Itl Rasamoelina Philippe sy Itv Raobivelo Hélène ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Raobijaona Albert sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Rasoloson Gilbert sy Itv Ramiadambahiny Séraphine ary ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itv Ravaoarivelo Marie Louise sy ny zanaka aman-jafiny
Terak’Itl Razafindramboa Clément sy ny zanaka aman-jafiny

Ny Havany :
Terak’Itl Ramaroson Jean-Louis sy Itv Razafimbahiny Joséphine
Terak’Itl Rainiketamanga sy Itv Rambolamasoandro
Terak’Itl Randrianary Etienne sy Itv Razaomita Apoline

Ny havany avy ao Alatsinain’ny Ambohipoloalina
Ny havany avy ao Namehana
Ny Eglizy EKAR Jean-Baptiste Faravohitra
Ny Fokontanin’ Antaninandro, ny Fokontanin’i Sens, ny Fokontanin’i Migennes
Sy ny fianakaviana manontolo.

Noho ny hamehana ara-pahasalamana dia ho tanterahin’ny zanany ny zoma 5 marsa amin’ny 11 ora ao amin’ny “Funénarium de Joigny” ny fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra, alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny “Colombarium de Sens”

Araka ny fangatahan’I Mama Nono dia voninkazo gerbe amin’ny anaran’ny fianakaviana tsirairay no anaraka azy

“Efa niady ny ady tsara aho, nahatanteraka ny fihazakazahako, nitahiry ny finoana aho”, II Tim 4, 7”

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS