
RAZAFIARINOSY Alice M. S.
23 Jolay 2003 - 23 Jolay 2008
Mahatsiaro anao am-bavaka mandrakariva izahay ary tsy ho adinonay mihitsy ianao.
– Ny vadinao :
RAZAFIARINOSY Arsène
– Ny zanaka aman-jafinao
– Ny fianakaviana manontolo