Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 15 août 2026
Antananarivo | 16h52
 

Fahatsiarovana

RAKOTONDRAINIBE Joseph sy RAZANAJAONA Henriette

vendredi 29 février 2008 |  2278 visites 

RAKOTONDRAINIBE Joseph
29/02/04 - 29/02/08
(Mpiasan’ny CNAPS)

RAZANAJAONA Henriette
13/02/04- 13/02/08
(Mpiasan’ny CNAPS)

Efa-taona izay no nandaozanareo anay. Miantso izay mahafantatra azy ireo mba hahatsiaro am-bavaka ho fialan-tsasatry ny fanahin’izy ireo.

Hoy ny zanany, ny zafiny, ny fianakaviana manontolo.