Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 20 avril 2024
Antananarivo | 05h42
 

Malagasy

Jeneraly Razakarimanana

Omeo fanabeazana ny vahoaka

samedi 8 novembre 2008 | Penjy R.

« Aleo ho an’ny mpanao politika ny politika, ary ny mpandraharaha tokony hipetraka any amin’ny anjara asany. Raha io no tanteraka, dia vetivety dia ho tafavoaka ity firenena ity ». Fanambaran’ny Jeneraly Razakarimanana Ferdinand io manoloana ny fifidianana niseho tany Etazonia farany teo.

Ny demokraty sy ny repoblikana, dia nahay nijery ny tombontsoa iraisana ho an’ny fireneny. Nametraka ny adilahy politika, izay tsy fahita any. Tsy toy izay kosa anefa ny eto, satria tsy voapetraka amin’ny anjara asany ny tsirairay. Ny olona tsy mahay politika no lasa manimba izany. Ny politika anefa, dia fanabeazana. Very tanteraka io ankehitriny, ary misy mihitsy olona sahy mandevina ny resaka politika eto Madagasikara. Hanaiky izany ve anefa ireo antoko politika maro mijoro eto ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS