Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 1er mai 2024
Antananarivo | 09h24
 

Malagasy

« Tanora sahy sy vonona »

Mitaky fitsapankevi-bahoaka

samedi 26 avril 2008 |  540 visites  | Hery A.

Mijoro ankehitriny ny fikambanana « tanora sahy sy vonona » ka hiantsehatra eo amin’ny raharaham-pirenena. « Mety ve ny fitantanan’ny mpitondra firenena ankehitriny ? » Io no fanontaniana angatahan’ity fikambanana ity hanaovana fitsapankevi-bahoaka. Ataovy ny fitsapankevi-bahoaka hoy ny fikambanana mba hirosoana haingana amin’ny fampandrosoana. Fikambanan’ny tanora manana fahavononana, manohana an’i Andry TGV ity « TSV » ity. Atoa Mamonjisoa Isaak no filohany.

Hatramin’izao dia mbola afaka mandray ny tanora mitovy firehan-kevitra aminy ny fikambanana.

Efa manomana ny hetsika hanaovana ny fanentanana rehetra moa ny fikambanana.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 

Archives

mai 2024 :

Rien pour ce mois

avril 2024 | juin 2024