TSIARO - FINOANA 
25 juin 2019 - 25 juin 2020 
« Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho »  (Sal 23.1)
 
Lucie Blandine RAZAFIMANJATO 
(teraka RAZANAMALALA) 
Herintaona lasa izay
No nody eo an-tratran’Ny Ray
‘Lay Reny Malala tsy foinay
Tsy ho adino mandrakizay
Hafatra Mamy izay navelany
Dia ny Soratra Masina napetrany
« Ampy ho anao ny fahasoavako » (II Kor 12.9)
 Ny zanany  : Patrick sy Ilda, Eugène sy Hanitra, Steph sy Holi, Lalah sy Malala
 Ny zafiny  : Angella, Axelle, Anaïs, Timothé, Shania, Grace, Ashley, Mathieu, Anaëlle, Lannah, Adrianna, Alann






