Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 27 septembre 2020
Antananarivo | 23h12
 

Politique

Assemblée nationale

Les membres de la Commission mixte paritaire connus

vendredi 28 août | Mandimbisoa R.

Les députés ont désigné hier lors du 2è jour de la session extraordinaire et désigné les parlementaires qui participeront à la Commission mixte paritaire. Ils sont au nombre de 14 dont 7 titulaires et 7 suppléants, issus des trois principaux groupes parlementaires au sein de la chambre basse à savoir la plateforme avec Rajoelina (IRD), le groupe des parlementaires républicains (GPR) et celui de l’opposition (TIM).

Le groupe parlementaire IRD est représenté par les députés Paul Bert Velontsara, Ahmad Mohamad, Bruno Assimo, Idealson et Seth Rajoelina. Leurs suppléants respectifs sont Dominique Razakandrainy, Aida Hardy Ratsimandriona, Rio Merci Ramenason, Djohary Andrianambinina Lee et Paul Bert Rahasimanana. Pour le GPR, le député Augustin Randrianasolo est le titulaire, et le député Augustin Satra, le suppléant. Le TIM sera représenté par les députés Fidèle Razara Pierre, titulaire et Alain Jean Ratsimbazafy, suppléant.

La première réunion de la commission paritaire devrait se tenir ce vendredi 28 août au palais de Tsimbazaza à partir de 15 heures et se poursuivra le lundi 31 août dans les locaux du Sénat. Le texte proposé par la suite soumis devant les députés le mardi 1er septembre 2020 au Centre de conférences international d’Ivato.

L’Assemblée nationale précise que la clôture de la session extraordinaire est prévue se tenir le jeudi 3 septembre. Elle peut toutefois prendre fin avant cette date si les deux chambres arrivent à adopter ensemble les textes proposées par la commission mixte paritaire.

14 commentaires

Vos commentaires

  • 28 août à 11:02 | arsonist (#10169)

    (i) Rehefa tsapa sady hita mazava be izao fa tsy mahomby mihitsy ny fomba fanao iray , kanefa mbola iziriziriana apiharina foana io fomba io , dia azo heverina ka lazaina hoe adala ilay miziriziry .
    Raha mpandranto fahaizana amam-pahalalàna no manao toy io , dia tsy ahazo izay tadiaviny sy kendreny mihitsy izy akory .

    (ii) Fomba fitenintsika Malagasy , rehefa te handray anjara amin-kasa ifarimbonana [na ankahasoavan ity , na amin’ny manjo ity ] ny olon-tokana na ny vondron’olona , ny milaza hoe :
    "Araky ny fomban-drazana izay tsy mbola hita izay maharatsy azy dia indreto izahay (na ity aho) mijoro eto anoloanareo mba ..." (raha olona tena malina ara-tsaina ilay miteny)
    Na hoe :
    "Araky ny fomban-drazana izay hita ny mahatsara azy dia ..." (raha olona sahy no miteny)

    (iii) Efa naranty imbetsaka tetoana fa : ity fomba fitondram-panjakana izay ny Renivohitra no hany foibe toerana
    andraisana izay rehetra fanapahana momba izay hevitra
    sy ifaritana izay rehetra teti-kasa
    ary anomezam-bola
    mba hanatanterahana izay rehetra mikasika ny vahoaka rehetra sy izay fiainany manerana ny nosy ...
    fa io fomba fitondram-panjakana izay nolovaina tamin’ny mpanani-bohitra sy mpanjakazaka antanin’olona-kafa io ,
    fomba izay efa hita mivandravandra be izao fa nitondra ity Nosy ity sy ny mponina ao aminy
    anatin’izao kizo maizina dia maizina anaty fara antsana izao
    dia tokony ho ajanona tanteraka , ka soloina fomba hafa .
    Matoa io fomba fitondràna io namorika toy io , dia tsy mifanentana amin’ny toe-tsaina sy ny toe-panahy ary ny fomba amam-panaon’ny vahoaka malagasy mihitsy izy io .
    Izaho tsy manao hoe "tsy mifanaraka amin’ny toe-tsaina sy toe-panahy ary fomba norantovin’ireo Gasy novolavolaina tanatin’ny kolon’ny mpanani-bohitra aloha , dia lasa mpitondra ny fanjakana avy eo" , ity fomba ity !
    Tena mifanaraka marina tokoa amin’ny toetran-dry zareo ireo ity fomba ity , na dia tsy mifanaraka mihitsy amin’ny toetran’ny vahoaka malagasy aza .
    Ho avy tahakin’ny efa mahazatra antaonany maro indray izao ireo efa resy lahatra amin’ny fanohizana apiharana ity fomba tena mamorika ny vahoaka malagasy ity , ka hilaza indray ry zareo fa
    "tsy mbola hita izay maharatsy ity fomba ity" [tahak’iry ery ampiandohan’ity lahatsoratra ity ery]
    fa mba tsy ilay faharoa manao hoe "efa hita ny mahatsara ity fomba ity" .

    (iv) Ireo mpanani-bohitra sy mpanjakazaka antanin’olon-kafa dia tsy mitsahatra mamerimberina fa ry zareo no tompon’ny fahamarinana momba izay fitondram-panjakana mifanaraka amin’ny hevitrin’ny maro an’isa andaharan’ny vahoaka .
    Na any amin-dry zareo Tandrefana , na any amin-dry zareo Tatsinanana , dia mariho tsara anefa fa amin’izao fotoana amakianao ity lahatsoratro ity izao dia samy misy vondrom-bahoaka mikaikaika fa tandindomin-doza ny ain’ny sasany andaharan-dry zareo .
    Izany no inona ?

    (v) Ho famaranana dia izao : efa narantiana mazava teto ny antony rehetra mahamety ny famindràna ny Renivohitra any antoeran-kafa .
    Firenena lehibe roa andalam-pandrosoana , fa tsy andalam-pihemorana tahak’ity antsika ity , no namindra toerana ny Renivohitry ry zareo . Dia diniho ange izy nahasoa azy ireo noho izay e !

    Mariho tsara fa : tsy mahita na dia pitina voam-bolana vahiny anankiray monja aza ianao ao anatin’ity lahatsoratra ity .
    Hafatra : Mety raha ampahafantarin’ireo mpomba an’ilay "vozongo" [ilay mpandova ny mpanjana-tany mipetsopetsona isan’andro vaky izao eto amin’ito serasera ito , mampiseho ny fanambanimbaniany ny Malagasy tompon’ity Nosy iantranoiny ity] fa azo atao tsara ny tsy mampiasa , na voatondro iray monja aza , izay mba tenin-drazan’ilehio .

    • 28 août à 12:19 | Shalom (#2831) répond à arsonist

      Mankasitraka ary ekena ilay soso-kevitra.

    • 28 août à 14:10 | Rainingory (#11012) répond à arsonist

      zato isanjato

  • 28 août à 11:22 | vazahagasy taratasy (#10911)

    Raikitra !

    • 28 août à 11:24 | vazahagasy taratasy (#10911) répond à vazahagasy taratasy

      En français : requit’ra😋

    • 28 août à 12:21 | Shalom (#2831) répond à vazahagasy taratasy

      Ianareo itony koa ry "vazahagasy taratasy" efa tssss !
      Aza manapa-tsinay fa manjary tsy manao fanatanjahan-tena eo izahay.

  • 28 août à 11:34 | betoko (#413)

    Des rencontres houleuses en perspective entre les députés et sénateurs .Claudine , où es tu , les sénateurs HVM ont besoin de toi et de tes malettes

  • 28 août à 12:43 | fandresena (#299)

    Mankasitraka Arsomust

  • 28 août à 14:01 | Shalom (#2831)

    arsonist, vazahagasy taratasy, fandresena :

    Tsikaritrareo ve fa rehefa manao ilay sarin-kabary isan-tapabolana ilay filoha ka manonona isa izy dia amin’ny teny frantsay foana no anononany azy ? Apetraka ny fanontaniana : fa nahoana ?

    • 28 août à 15:06 | vazahagasy taratasy (#10911) répond à Shalom

      Ny malagasy rehetra miteny angilisy fa izy tsy mahay, hi hi !

  • 28 août à 18:44 | betoko (#413)

    Vazahgasy taratasy
    Ne pas savoir parler anglais n’est pas une tare , le pire C’est de ne pas savoir parler français
    C’est le cas d’un ex président de la republique de Madagascar .Un autre exemple , un greffier au tribunal d’Andry à qui J’avais demandé un certificat de nationalité malagasy en langue française me disait que le magistrat qui va signer votre certificat ne comprend pas er ne maîtrise pas la langue française. UN autre exemple un prof de physique à l’université d’Ankatso me disait qu’il a beaucoup de mal à lire et à parler en français

    • 28 août à 19:04 | arsonist (#10169) répond à betoko

      << 28 août à 18:44 | betoko (#413)
      << Vazahgasy taratasy
      << Ne pas savoir parler anglais n’est pas une tare ,
      << le pire C’est de ne pas savoir parler français

      Réponse :
      C’est du foza mâle jomaka ambatomanga dadanaivo-betoko tout craché ça !
      Vouloir réduire le monde à sa minuscule échelle à lui !
      Et ne voilà-t-il pas qu’il énumère des exemples que lui-même a vécu dans sa toute petite vie .

      Hors du monde de la vie du foza mâle jomaka ambatomainty dadanaivo-betoko c’est le néant , n’est-ce pas ?

  • 28 août à 20:11 | vazahagasy taratasy (#10911)

    28 août à 18:44 | betoko (#413)

    Vazahgasy taratasy
    Ne pas savoir parler anglais n’est pas une tare , le pire C’est de ne pas savoir parler français


    Ça c’est sûr chez les foza de combien % dans le monde en fait ?

    Mais dans le monde entier, probablement que ça ne vous concerne pas, c’est la langue anglaise qui est comprise de tous. Et même à Madagascar, il y a beaucoup plus de gens qui parlent anglais que français...

    • 28 août à 20:47 | arsonist (#10169) répond à vazahagasy taratasy

      Oh ! vazahagasy taratasy ! Vous êtes trop généreuse .
      Il ne fallait pas dévoiler cela aux foza !
      Plus il reste dans leur monde d’ ignorance , moins ardu sera les faire chuter .

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS