Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 30 mai 2020
Antananarivo | 02h02
 

Société

Ministère de la Justice

Le syndicat des greffiers en grève générale et illimitée

jeudi 5 décembre 2019 | Mandimbisoa R.

Le syndicat des greffiers de Madagascar (SGM) est entré en grève générale et illimitée depuis le mercredi 4 décembre. Dans un communiqué rendu public deux jours plus tôt, le président de ce syndicat en a informé les tribunaux et les cours. Cette décision a été prise à l’issue de l’assemblée générale nationale des greffiers vendredi dernier. Le syndicat aurait donné un ultimatum de quelques jours pour alerter les autorités mais n’a pas eu de réponses favorables à leur requête.

« Le mouvement s’inscrit dans la légitime revendication syndicale et ne prévoit aucun service minimum. Il concerne tous les greffiers en chef et greffiers dans tout Madagascar » précise le communiqué.

Des indiscrétions affirment que ce mouvement serait une sorte de mise en garde adressée au ministre de la Justice, Jacques Randrianasolo. Ce dernier aurait pas réalisé les promesses faites aux greffiers il y a quelques mois. Le dernier mouvement de grève des greffiers remonte au mois d’octobre 2017. A l’époque, leurs revendications portaient sur l’amélioration de leur conditions d’avancement et le règlement des émoluments. Des revendications qui remontent loin mais auxquelles les dirigeants successifs n’ont pas pu satisfaire.

Cette grève risque pourtant de de bloquer l’appareil judiciaire pendant un moment, d’autant plus que le mouvement intervient à quelques jours des vacances judiciaires. Autrement dit, plusieurs affaires risquent d’être bloquées ou suspendues si aucune solution n’est trouvée dans les prochains jours.

Ce mouvement de grève des greffiers s’annonce comme la première crise que le ministre de la Justice, Jacques Randrianasolo, doit gérer au sein de son département. Il y aurait également une grogne au sein de ce département ministériel concernant la souveraineté des magistrats par rapport aux décisions presque unilatérales prises par l’Exécutif dans certaines affaires judiciaires et pénales. C’est le cas, entre autres, de la libération des détenus sans l’avis préalable des juges lors de la visite du président de la République, Andry Rajoelina, à la maison d’arrêt d’Antanimora.

24 commentaires

Vos commentaires

  • 5 décembre 2019 à 08:54 | Einstein (#3390)

    Ma mère m’avait toujours dit "Qui ne demande rien n’a rien", et une autre phrase que j’ai adopté comme devise universelle "Qui ne dit mot consent".

    Avec des imbéciles au pouvoir qui vous narguent tous les quatre matins, vous avez un seul mot d’ordre : Révolution.

  • 5 décembre 2019 à 09:41 | Ibalitakely (#9342)

    Efa nolazaina teto foana fa ity 2019 ity dia 2009 bis amin’ny resaka fitokonana [ny tantara sady tsy fanadino no tsy fanova] & ny mpitondra mpanongana tamin’izany ihany no naverin’ny Malagasy eo @ toerana (ampian’ny hala-bato bavata). ALEFA BAREa !!, oadray ALEFA ZALAHY À !!

    • 5 décembre 2019 à 14:52 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716) répond à Ibalitakely

      Fa t@ Fitondran’iza ianao no tsy nahita mpitokona (mifono POLITIKA MALOTO) ??

    • 5 décembre 2019 à 16:24 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Ibalitakely

      @ Ibalitakely

      hoy ianao :

      2019=2009

      raha izany tokoaa no izy dia

      2020=2002 ???!!!

      Miverimberina tokoa ve ny tantara ???!!!

      fa hoy aho hoe :

      Samia velonaina.

    • 10 décembre 2019 à 16:33 | Ibalitakely (#9342) répond à Ibalitakely

      à #(6033),
      Aoka marina e !! Dia hisy indray izany ve ny machine administrative bloqhée à 101%, ny villes mortes répétitives dans tout Madagasikara, dia hanambara ny be baoty fa "neutre", dia hisy miankin-drindrina irery ao Ambodiatafana oups ... Ambatobe, dia hisy hitsaoka any Neully sur Seine oups ... Maurice na Dubbaï, sns. Aoka marina mafy fa ho lasa variana amin’izany itsika dia ho feno sambo degera (Jeanne d’Arc ...) any @ nosy Miparitaka ???????

  • 5 décembre 2019 à 10:03 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum

    "Ny hendry hono mody voky fa ny adala manesika ihany".
    "Ny valala tsy an-tanana hono tsy atolotra zaza".
    "Ny ray aman-dreny hono tsy mahafoy zanaka fa ny zanaka mahafoy ray aman-dreny".
    Raha ny toe-draharaha eto amin’ny firenena no dinihina sy asiana nteny hatraiza no fahamarinan’ireo ohabolana malagasy ireo ? Dia ho rano natondraka an-damosina ny gaganagana ve izany ny fanabeazana nandanian’ ny ray aman-dreny sy ny fanjakana mondro aman-karena ?

    • 5 décembre 2019 à 18:41 | Vohitra (#7654) répond à plus qu'hier et moins que demain

      O rangahy ity a !

      Mitsangana teo aloha fa aza manetsika heloka mandohalika eo !

      Fa iza moa ireto manesika tsy mijanona ny harena iombonana ireto e, nandeha ny andramena sy ny volamena, niroso indray ny tanimpanjakana, notriariny indray ny Jirama, naboridany teo ny Air Mad, nasiany hatramin’ny lovan’ny sasany indray koa, fa iza ireo e ?

      Tsy mody voky izany ireo an, ary tsy mety voky mihintsy, manesika tsy mijanona !

      Izao moa hatramin’ny bileta tokana aza efa asesiny miziniziny mihintsy ny vata !

      Mitsangana oa teo fa aza mody mandohalika eo !

    • 5 décembre 2019 à 18:58 | plus qu’hier et moins que demain (#6149) répond à plus qu'hier et moins que demain

      Salama
      Ka tsy efa ho vitainareo sy vitanareo ve ny tolona ry Vohitra ka inona indray no mbola hitsangananay.

    • 5 décembre 2019 à 19:04 | Vohitra (#7654) répond à plus qu'hier et moins que demain

      Ka ianareo koa moa tsy fantatra na efa mody voky io efa mandohalika tsy misy farany io ka tsy fantatra intsony, aleo aloha ireo izany rehetra noana sy malahelo hitsangana hitady izay kely mba sahaza…

      Tsy mangataka ny betsaka sy miavosa fa izay sahaza ihany ka, izany rahateo koa moa no nampianarina…

    • 5 décembre 2019 à 21:18 | Antony (#9838) répond à plus qu'hier et moins que demain

      Manaiky mihitsy aho fa ny "Hendry mody voky fa ny adala manesika ihany".
      Ianao ihany dia afaka mamaly hoe iza ilay adala manesika ihany io.
      "Ny valala tsy an-tanana hono tsy atolotra zaza" : dia mbola ianao ihany no mahalala azy hoe iza indray io manolotra zaza an’io valala tsy an-tanany io.
      Ary ianao tena mahatakatra lavitra mihitsy fa mila fanabeazana goavana tsy hita noanoa ny mpitondra antsika a !

  • 5 décembre 2019 à 13:22 | nez_gros (#10715)

    Gros, Macron est foutu, même les greffiers malgache font grève contre ses reformes. t’as capté ou pas ?

    • 6 décembre 2019 à 23:38 | Zanabahoaka (#8890) répond à nez_gros

      LOL là au moins tu m’as fait marrer

  • 5 décembre 2019 à 15:05 | Mike Andriantsoa Mic Mec (#10716)

    Film efa tsy mahavariana intsony. Mamofompofona ambadika politika sy kajikajy politika hafa ilay fitokonana.
    Tohizo ny fahaizanao mamela heloka Atoa Filoham-pirenena Andry Rajoelina satria izany tokoa ilay tena Fitiavana Lehibe Indrindra. Ny mpihila voatsiary tsy maintsy misy foana fa efa nasehonao fa olon’ny famelankeloka ianao ary koa olon’n fihavanana, fa raha hoan’ny sasany na i Jesosy Kristy tenany ary no hitondra ny Firenena tsy maintsy hisy foana ny mpitokona sy ny tsy mankasitraka ary ny mpamingana saingy mino izahay Vahoaka fa tsy ho sakana hoanao sy Atoa Minisitra Jacques Randrianasolo hiroso hatrany mankany @ fifankatiavana sy famelankeloka velively izay politika maloton’ny sasany.

    • 5 décembre 2019 à 18:47 | Vohitra (#7654) répond à Mike Andriantsoa Mic Mec

      Efa mirediredy mihintsy ianareo izany marina e !

      Raha io bandy io ve no niaina tamin’izany fotoana izany, ka mba isan’ireo roa ambiny folo lahy apostoly, amin’io fitiavany vola maloto io, tsy efa io no nivarotra ny Tompo voalohany alohan’I Jodasy ?

      Mety mbola niady varotra aza izy dia nampiany apostoly hafa an !

    • 5 décembre 2019 à 21:12 | Antony (#9838) répond à Mike Andriantsoa Mic Mec

      Tena mbola ho ela ianao vao hahazo resaka na koa mody fanina satria manana ny ampy.
      Raha nikarama 600 € aho talohan’ny 2009 amin’izao fotoana 400 €.
      Ny mpampiasa ahy manondrotra 10 % isan-taona ny karamako.
      Lazao eto hoe iza no mamingana an’iza ? Ny mpitondra sa ny vahoaka ?

  • 5 décembre 2019 à 21:34 | Antony (#9838)

    Aleo izy hi-grevy fa izay no mahamety ny fiainany.
    Raha tsy miteny ny olona dia lazaina fa manaiky matoa tsy miteny sady tsy misy ngeza ohatry ny vatolampy fa rehefa tsy miteny angerezan’ny vorona...
    Karama vary masaka anie ny karaman-dRamalagasy e ! Atao inona building anefa ny fari-piainana mbola trano bongo no sahaza azy ? Nahoana no afaka atao itsy fa tsy azo atao izaroa ? Nahoana no tsy afaka mihafy ilehitsy fa ireroa tsy maintsy mihinan’ny tsy fihinany ?
    Efa izay tian-dry zalahy ireo foana no natao teto nanomboka tamin’ny 2009 dia nitondra nankaiza anefa ?

    • 5 décembre 2019 à 21:41 | Vohitra (#7654) répond à Antony

      Miarahana Antony,

      Mba diniho amin ny saina tsy miangatra ary : iza daholo ireo hitampoko hitampirenena lasa mpanankarena tampoka sy mpanefoefo teto nanomboka ny taona 2009 ?

      Raha vao mba miteny izany ianao dia tondroina fotsiny izao ho mpomba an i Ravalo dia lazainy fa tokony hofongorina.

    • 5 décembre 2019 à 21:55 | Antony (#9838) répond à Antony

      Miarahaba anao Vohitra,
      Izay anie ilay olana e ! tsy azon-dry zareo fa ny olana tsy resaka Ra8 fa ny fari-pianan’ny olona nosimbainy tsy ampiheverana.
      Inona no irarahiako an-dRa8 raha mbola nanana ny ampy ahy ihany aho tao aorian’ny 2009 !
      Tsy zakan-dry zareo raha tenenina hoe tery saina anefa dia izany izy... Olona efa mandrangaranga antsy hamonoana anao izao ve rangahy ity dia mbola any ihany indray ny sasany no manatona ! Tsy azoko intsony !

    • 5 décembre 2019 à 21:58 | Vohitra (#7654) répond à Antony

      Ny tena maha olondratsy azy ireo dia ity : koa satria ve i Ravalo nanao ny tsy mety sy nampifangaro ny volampanjakana sy ny fianakaviany, dia midika ve izany fa tokony mba ho afaka hanao toy izany koa izy ireo ?

      Izaho dia mahafantatra olona eto antoerana eto, sahirana mihintsy tamin ny 2008 tany, fa amin izao fotoana izao izy, miaraka amin ireo jiolahy ireo ao, fa dia higagana tokoa ny harena miavosa tampoka teo : tranobe ngeza telo, fiara dimy, ny fivezivezena any ampita tsy lazaina intsony.

      Ilay olona amin io tsy fantatra marina hoe inona no tena andraikiny marina, ny fantatra fotsiny sy azo antoka dia tsy mba nandingana fianarana ambony izany izy.

      Nifanena tamin io olona io aho vao tsy ela nandalo teny ambanivohitra izy, nitabataba nirehareha toy inona, io vavany io tsy mitsahatra mamoaka teny ratsy sy ompa...

      Izany ve no manampahefana nahavita niady amin ny fahantrana ?

    • 5 décembre 2019 à 22:06 | Vohitra (#7654) répond à Antony

      Olona tsy hitondra fiovana sy fahamarinana izany ireo na iray aza, tsy manana eritreritra afatsy ny hangalatra sy hanao kolikoly hampitombo ny harenany ireo.

      Ary ny zavatra tena tsikaritro dia ity : izy rehetra tsy hanavahana dia na lahy na vavy, dia olona ratsy fitondrantena daholo fa saromana amin ny vola sy harena sy fahefana eo aminy fotsiny

    • 5 décembre 2019 à 22:17 | Antony (#9838) répond à Antony

      Io indray aloha, tonga dia ilay adin’IKotofetsy sy IMahakà no noentiny e : "Pohan’ny lahy, voasan’ny vavy. Hano fa adala tompo !"
      Ny vahoaka mihitsy no namporisika azy hoe ataovy ry zalahy !
      Raha mba tsapan’ny vahoaka manko fa volabe anie no alain’ny fanjakana amin’ny karamako kely hoentin-dry manao ny sitrapony, mety mba ho hafa ihany ny fomba fijeriny. Saingy indrisy fa nohabadoina ilay vahoaka ka tsy mahafantatra fa ny vola ampiasaina ao amin’io fitondrana io anie ka tsy an’ny mpitondra fa AZY e !
      Aiza ka volanao izao ve lasa miodina any amina zavatra hafa dia manaiky tsy miteny !
      Io izao ireny fitaovam-piadiana naranty teny Mahamasina tamin’ny 26/06 ireny ohatra. Ahoana ny tena fandehan’ireny ? Efa tamin’ny andron-Rajao ve ireny sa ahoana ? Ahoana izany no hanana fahatokisana ny mpitondra rehefa tsy mangarahara ny fitantanana ? Izay tianao atao ihany ve izy ity fa tsy hoe akory miasa ho an’ny vahoaka ianao io matoa eo ?

    • 5 décembre 2019 à 22:34 | Vohitra (#7654) répond à Antony

      Efa tokony hifoha amin ny torimasony amin izay i Antananarivo, efa tsy rariny intsony mihintsy izao

    • 6 décembre 2019 à 23:57 | Zanabahoaka (#8890) répond à Antony

      Vohitra,

      "koa satria ve i Ravalo nanao ny tsy mety sy nampifangaro ny volampanjakana sy ny fianakaviany, dia midika ve izany fa tokony mba ho afaka hanao toy izany koa izy ireo ?"

      Tiako moa ny manao ohatra amin’ny zavatra hitako mivantana. Nivoaka ny parking Ivato izahay hiverina ho any Tsarasoatra. Tsy nijery tsara ny mpamily ka tsy nihodina teo @ ilay ohatra ny rond point tsy rond point 3 chemins io, nanapaka ligne continue mazava. Tazan’ilay Bodika tery alavitra dia voasakana. Nalainy ny permis sy carte grise dia nifanazava teo dia hoy ilay Bodika :

      — Hainao ve ny fahadisoanao teo ramose ?
      — Fantatro ka, diso aho fa nanapaka tetsy aho fa tsy haiko tsara hoe rond point tsy maintsy ihodinana ve io sa tsia fa variana nieritreritra nijery panneaux dia tsy hitako ny marquages au sol.

      Dia hoy ilay Bodika, na tsisy panneau ary eo, na tsy hitanao tsara aza ny marquages. "Maninona raha nanaraka fotsiny an’ilay fiara teo aloha ?".

      Dia raha nanitsy teo koa izany ilay fiara teo aloha ka nanaraka fotsiny izahay dia ahoana Monsieur le Gendarme ? Fa tsy notohizana ela ny adihevitra dia naveriny (tsy nandrotsaka) ny papiers fa tena diso aloha izahay tamin’iny.

  • 6 décembre 2019 à 09:58 | capiteny zafilanga (#10805)

    Misy tsy mazava ny resaka "fitokonana" !! Satria ve mandefa fitorina ny andaniny de itadiavana fika ? sady le teny oe "illimité" tsy juridique mihitsy !
    Mazava izao fa mbola instrumentalisé ny ministère de justice.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS