Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 24 juin 2021
Antananarivo | 22h02
 

Société

Bavure militaire à Amparafaravola

Le ministère de la Défense indique l’ouverture d’une enquête

mercredi 30 décembre 2020 | Mandimbisoa R.

« Une enquête est actuellement ouverte concernant l’affaire sur la carrière de Béryl d’Amparafaravola ». La déclaration est du ministère de Défense nationale qui a dû modifier par trois fois son communiqué relatif à cette « affaire » pour pouvoir apporter finalement sa réaction officielle. Il s’agit notamment d’un présumé cas de bavure militaire lors de laquelle, les hommes en treillis auraient torturé 18 individus en les obligeant à se sodomiser et, auraient tué un civil.

Dans la nuit du dimanche, les 18 individus se seraient introduits dans cette carrière, gardée par les militaires. Ils les auraient arrêtés et fait subir des sévices. Mécontents, non seulement par cette torture à laquelle sont soumis ces intrus, qui ne seraient autres que les proches des villageois, mais aussi par la manière dont on gère la carrière, ces derniers se seraient soulevés contre les militaires, en se ruant vers la carrière, lundi matin. C’est là que les militaires auraient ouvert le feu, tuant ainsi un civil, avant de prendre la fuite.

Le ministère de la Défense nationale indique que l’Organe mixte de conception (OMC) est actuellement sur place, en train de mener sa propre enquête. En attendant les résultats de cette enquête, « des mesures ont déjà été prises à l’endroit de ceux qui sont impliqués dans les échauffourées du lundi 28 décembre », précise le ministère. À l’endroit des militaires, « des sanctions seront prises si les faits sont avérés », ajoute le communiqué final du ministère à ce propos.

Cette affaire a notamment une ampleur démesurée à cause d’une autre situation délicate, du même genre, qui s’est produite le week-end dernier à Imerintsiatosika, impliquant cette fois-ci des gendarmes, et ayant causé l’incendie de la brigade de la gendarmerie de cette commune, la blessure de trois éléments des forces de l’ordre et la calcination de 5 motos des gendarmes. En effet, une foule s’en est prise aux fonctionnaires à la suite d’un décès « accidentel » d’un homme que les gendarmes considèrent comme un bandit, alors que la famille de la victime pensait qu’il a été agressé.

9 commentaires

Vos commentaires

  • 30 décembre 2020 à 11:12 | Shalom (#2831)

    Fanontaniana :
    Inona no antony tokony hiandrasan’ny miaramila ilay toerana ?
    F’izay anie ilay nolazaina teto hoe mahamay ny fitondrana ho any Antsihanaka ka hoe ny seranam-piaramanidina no aisan’ny ho karakarainy haingana ; ary io ilay namafisin’i Vohitra hoe : volamena sy vatosoa amin’iny faritr’Amparafaravola iny no tiany ho trandrahina.
    Porofo mivaingana izao fa tsy ny filan’ny vahoaka no laharam-pahamehan’i DJ Bokassa gasy fa ny fitrandrahana ny harena an-kibon’ny tany ho azy sy ny akôlitany.
    Mbola hisy ny "bavures" toa izao ho ataon’ireo miaramila miambina ny eny amin’ny faritr’Ambilobe, izay nolazaina fony voa niakatra ho filoha ilay dondrona mpangalatra io fa ho resaka etanôla hono kanefa efa fantatry ny maro fa resaka volamena no tiana hotrandrahana.

    O ! Ry vahoaka, mbola hitampi-maso ihany ve isika sa taom-baovao fihetsehana io mitady ho tonga io ?

  • 30 décembre 2020 à 12:30 | Vohitra (#7654)

    Iza moa no omena fondro sy hotorahana ny tsiny raha…

    • Ny natao hitandro ny filaminana no manery ny olona ho lasa sodomita
    • Olondehibe vory saina no manolana voatavo tsy mifandraka roa taona
    • Niakaran’ny mpanota fady ny toerana masina mitahiry ny masina
    • Notevatevaina ny razana ka ny tanimbary no andeha hototofana
    • Noloharana ny Fasana ka noviraviraina nentina atao entambarotra ny taolambalo
    • Nomena vahana ny tsy maty manota ka navela hanosika ny fiarahamonina
    • Omena ny garamaso ny tanin’ny Razana izay tsy azon’izy ireo nodinganina akory fahiny

    Efa maneho ny hatezerany i Zanahary Malagasy, izay tsy ho lavon’ny aretina, hianjadian’ny mosary sy tsy fahampiantsakafo, ary izay sisa, atosiny hifamono hifandringana…ny hafa ho afaka ny handositra hiaina any ampita, ny tsy ho afaka, no tsy maintsy ho tojo ny hatezerany eto…

    Ny hanao ny marina sy ny hahay hitsinjo ny kamboty sy ny mananotena, ny hanaja ny fomba sy fanao napetraka ho hafatra fanaja, ny hanaja ny tany, ny hiaro ny fahavelomana sy ny aina…izany no nandrasany tamin’ny vahoakany…kinanjo…kinanjo !

    Natolony ho eo ampelantanan’ny jiolahy ny vahoakany satria nanda sy tsy nanome Hasina Azy… eto isika samy hahita ny tohiny...

  • 30 décembre 2020 à 13:43 | Rainingory (#11012)

    Mampieritreritra ny soratr’i Vatomena,
    « de plus en plus les forces de l’ordre sont perçus comme ennemis du peuple.il arrivera ce qu"il arriva aux FRS de Tsiranana »
    https://www.madagascar-tribune.com/L-ATT-met-en-garde-et-affiche-les-tarifs-normaux.html#forum455611
    dia ohy aho hoe raha izao no mitohy dia ato dia ato tsy any amin’I Rajoelina aloha voalohany no hitaky sarana ny vahoaka amin’izao mianjady azy izao fa any amin’ny mpitandro ny filaminana

    • 30 décembre 2020 à 22:43 | lysnorine (#9752) répond à Rainingory

      Re Rainingory 30 décembre à 13:43

      « Mampieritreritra ny soratr’i Vatomena, « de plus en plus les forces de l’ordre sont perçus comme ennemis du peuple.il arrivera ce qu"il arriva aux FRS de Tsiranana » https://www.madagascar-tribune.com/L-ATT-met-en-garde-et-affiche-les-tarifs-normaux.html#forum455611
      « dia ohy aho hoe raha izao no mitohy dia ato dia ato tsy any amin’I Rajoelina aloha voalohany no hitaky sarana ny vahoaka amin’izao mianjady azy izao fa any amin’ny mpitandro ny filaminana. »

      Tsy vao izao akory no fantatry ny vahoaka fa IZY VAHOAKA MALAGASY TSY MITAM-PIADIANA ANGE NO FAHAVALO IADIAN’ny TAFIKA, ZANDARY, & HERIM-PAMORETANA MALAGASY mirongo fiadiana fampiasa amin’ny tena ady .

      ADERADERANY eran’ny tanan-dehibe ireo fiadiana fampiasa amin’ny tena ady ireo, hanaovana Ramatahora ny Vahoaka, hanakanana azy tsy haneho ny heviny mitsikera sy manakiana ny afitsoky ny fitondram-panjakana (na eny an-dalambe izany, na any anaty tanàna mifefy tsy fananam-panjakana izany) na HAMELEZANA ny MALAGASY tompon-tany MIHADY HARENA AN-KIBON’NY TANY hiarovana ny tombon-tsoan’ny orinasa vahiny.
      Zahao ohatra : https://www.madagascar-tribune.com/L-ATT-met-en-garde-et-affiche-les-tarifs-normaux.html

      – Besorongola 30 décembre à 09:37

      « ANJOZOROBE BIS ! Une enquête est actuellement ouverte concernant l’affaire sur la carrière de BÉRYL D’AMPARAFARAVOLA... Il s’agit notamment d’un présumé cas de bavure militaire lors de laquelle, les hommes en treillis auraient torturé 18 individus en les obligeant à se sodomiser et, auraient tué un civil...
      « Sous Rajao l’affaire d’ANJOZOROBE... Un mort et des blessés par les Gendarmes chez les PAUVRES PAYSANS QUI EXPLOITENT LES MINES DE PIERRES PRÉCIEUSES À AMPASIKA AMPARAFARAVOLA. »

      – Besorongola30 décembre à 10:29 | #10635)
      « POURQUOI LES VILLAGEOIS N’ONT PAS LE DROIT D’EXPLOITER LES CARRIERES DE PIERRES PRÉCIEUSES DANS CE PAYS ?
      « Le Code Minier de 2005 [1] en vigueur actuellement est réputé mondialement pour sa forte tendance à FAVORISER LES SOCIÉTÉS MINIÈRES AU DÉTRIMENT DE L’ETAT ET DE LA POPULATION MALAGASY »

      Tsotra dia tsotra fotsiny ny FANAVAOZANA ilaina momba ity resaka « Code minier » ity, tsy mila tariavina sy ivorivoriana foana, tsy misy farany, fandanian’andron’ny mpitondra fanjakana tsy manan-katao : Tsy avela mitrandraka VOLAMENA sy VATOSOA fotsiny ny OLON-KAFA-FIRENENA na ORINASA na OLON-TSOTRA fa :
      . Ny TOMPON-TANY MALAGASY IREY ihany no mahazo alàlana hanao izany.
      . Torak’izany koa ny FIVIDIANANA azy ireo [amin’ny vidiny mirary ahazoan’ny Malagasy mpitrandraka tombom-barotra MAHAVELONA tsara azy sy ny fianakaviany, ampian’ny fanjakana fa tsy rahonany sy vonoiny] sy ny FIVAROTANA azy ireo na eto an-toerana na any ivelany, dia atao andraikitry ny BANKY FOIBE SAMY IRERY TSY AZO HITSABAHAN’ ny OLON-KAFA-FIRENENA na ORINASA na OLON-TSOTRA koa NA AMIN’NY FOMBA AHOANA NA AMIN’NY FOMBA AHOANA !

      Raha izany PÔLITIKA izany fotsiny no mba hampiharina eto Madagasikara TSY MISY HATAKA ANDRO, omban’ny FITSITSIANA ny volam-panjakana sy ny FIKAPANA tsy misy antra ny FANDANILANIANA azy foana, ao anatin’ny 12-18 volana [ROA AMBIN’NY FOLO– VALO AMBIN’NY FOLO], dia tsy mila mitambezo « fanampiana » intsony any amin’ny « mpampajana-bola iraisam-pirenena », tahaka ny fanaony isan’andro lava,. ny Fanjakana Malgasy.
      Aoka koa tsy hohadinoina mihitsy fa i FRANTSA [tohanan’ny Fanjakana hoe « TANDREFANA »] ange no tena MANOFANA azy ireo hamono ny Vahoaka Malagasy sy MAMATSY fitaovana azy ireo. [Ny ISRAELIANINA kosa no nanao izany tamin’ny FRS-n_Itpkl. Rseampa nandritra ny fitondran’Itpkl Tsitranana].

      Rehefa TSY SAHY manao izany pôlitika izany ny mpitondra fanjakana Malagasy dia tokony HANGINA fotsiny.
      Tsy takona afenina koa fa : Maro ny amin’ny Vahoaka Malagasy no tsy ampy fahamatorana sy maivan-doha raha ny raharaham-pôlitika no heverina, indrindra eo amin’ny TANORA, ka mora mampidi-doza ny firenena noho ’ny maha-be anisa azy. Vaky vava tokoa i Besorongola ny amin’izany [30 décembre à 16:46 , https://www.madagascar-tribune.com/L-ATT-met-en-garde-et-affiche-les-tarifs-normaux.html

      « J’ai une de mes nieces PRÊTE À DONNER SA VIE POUR RAJOELINA PARCE QU’ELLE LE TROUVE BEAU alors qu’elle est au chômage jusqu’à aujourd’hui. Je lui ai conseillé de demander à Rajoelina de l’embaucher ne serait-ce que faire femme de ménage à IAVOLOHA mais elle n’ose pas. »

      Izany no isan’ny santionan’ ilay fiantso ny namanay hoe « psily imbé....co..ll.. » [mora fenoin’ny mahay teny Frantsay ny banga...].

    • 30 décembre 2020 à 23:58 | Rainingory (#11012) répond à Rainingory

      Lysnorine,
      Ka miverina amin’ny lazaiko tery ambony izany, tsy mila miandry an’i Rajoelina hiala tenany eo amin’ny 2021 raha izao fa dia ny vahoaka izay efa laôny no andeha hitandroka tsikelikely atsy sy aroa hila ady amin’ny mpitandro ny filaminana, andeha hanafika ireny faritra mena ireny, na zone rouge moa izany, ary rehefa mipoitra amin’ny toerana maromaro izany dia lasa hisandrahaka etsy sy eroa ka handoro an’ny nosy tontolo, tsy mila ny cocktails an’i Arsonist akory.

    • 31 décembre 2020 à 09:51 | lysnorine (#9752) répond à Rainingory

      Re Rainingory 30 décembre à 23:58 répond à Rainingory :

      - « Ka miverina amin’ny lazaiko tery ambony izany, tsy mila miandry an’i Rajoelina hiala tenany eo amin’ny 2021... »
      . Mitombina izany hoe tsy miandry izany.

      - « andeha hitandroka tsikelikely atsy sy aroa hila ADY AMIN’NY MPITANDRO NY FILAMINANA, ANDEHA HANAFIKA IRENY FARITRA MENA IRENY, na zone rouge moa izany... »
      Fa TAHAKA NY NATAON’INGAHY RAJOELINA SY NY TARINY TAMIN’NY 7 FEBROARY 2009 niara-nanongana ny prezidàn’i Madagasikara ara-dalàna – Ingahy Ravalomanana – lanim-bahoaka ara-dalàna izany ve ? ?

      Tsy mety aloha ny manao tahaka an’izany fa olo-nofinidin’ny vahoaka izy na nety nisy aza ny hala-bato.

      Manarak’izany, ny haha-samy hafa azy tanteraka amin’izany koa anefa dia izao :
      i FRANTSA sy ny FRANCO-KARANA namatsy VOLA ange no tao ambadik’Ingahy Rajoelina sy ny fanonganam-panjakana nomban’ny FIOKOAN’ny TAFIKA, ZANDARY sy ny HERIM-PAMORETANA Malagasy araka ny nambaran’ny lietnà-kôlônely Charles ANDRIANASOAVINA imbetsaka, toy izao ohatra :

      1° Tsiafahy, le 14 janvier 2011
      www.ordiecole.com/mada2012/journaux/20090317_coup_d_etat.pdf
      CHRONOLOGIE DES FAITS RELATIFS AU COUP D’ÉTAT DU 17 MARS 2009
      CLIQUEZ ICI (Lettres du Lieutenant colonel Charles Andrianasoavina)
      TSINDRIO ETO : AMPAMOAKA HAFA NATAON’I KOLONELY Charles Andrianasoavina – https://www.youtube.com/watch?v=H4hu8sbuLfY
      [Tsara hoitsakotsakoina ny voalazany momba ny prezidàn’ny Antenimieram-pirenena ankehitriny.]

      2° « 1dvd wmv EXCLUSIVITE TNN Révélations du Lnt Colonel Charles »
      •Nov 21, 2012

      Fa ny rarìna eto mba hilentika lalina ao an-tsain’ny tompon-tany Malagasy dia tsotra, ary efa narosonay teto ihany : :

      Raha tsy RAVÀNA TANTERAKA ny fifandraisana misy ankehitriny amin’i Frantsa – indrindrindra moa manoaloana ny fibodoany ny « ÎLES ÉPARSES » sy ny FANALIKANY ny Vahoaka Malagasy ny amin’io raharaha io – dia, na rahoviana na rahoviana, TSY HANJARY izany fihetseham-bahoaka izany mikatsaka ny FANAFAHANA azy amin’ny JADON’ny fanjakana sy ny fanaovany azy sika ny kely, ka mangeja azy ao anatin’ny fahoriana sy ny fahantrana ary ny TSY FANDROSOANA tsy misy farany ! Hanaiky foana an’izany ve izy ? Tsy hay no mamaly izany fanontaniana izany.
      Fa izao aloha no azo amintinana ny voatoatin’ ny pôlitika vaovao mifanandrify amin’izany tarigetra izany :

      – Foanana daholo izay fifaneken’ny Fanjakana Malagasy amin’ny Fanjakana Frantsay rehatra ary ahena ny isan’ny « consulats Frantsay eto Madagasikara ;

      – Tsy mahazo alàlana intsony hivoha eto Madagasikara ny Lycées français rehetra misy amin’izao fotoana izao , ny « Centres Albert Camus », sy ny « Alliances Françaises rehetra, ary ny CITE sy ny « antennes »-ny rehetra. ;

      – Miala amin’ny COI (Commission de l’Océan Indien) sy ny OIF (Orgaisation Internationale de la Francophonie) i Madagasikara ;

      – TSY ATONTA ANY FRANTSA INTSONY NY VOLA MALAGASY (ny Ariary malagasy MGA) ;

      – Tsy MAINTSY MANANA VISA izy olon-kafa firenena mikasa hivahiny eto Madagasikara. MIALOHAN’ny handehanany mankaty. Izany hoe, FOANANA ilay fanomezana azy « visas » eny amin’ny serananana hidirany eto. Tsy mampaninona velively raha mihena noho izany ny isany ny mpizaha tany fa tsy NY FIZAHAN-TANY velivelively akory no hanaisotra ny sarambaben’ny Vahoaka Malagasy MITRONGO VAO HOMANA amin’ny FAHORIANA MANGIDY mamely azy fa ny FAMPIVELARANA ny FAMOKARANA na ny « DEVELOPPEMENT de la PRODUCTION » irery ihany ;

      – Ampandoavina ISAN-TAONA karazan’ny nantsoina hoe « VIDIN’AINA » faha-Fanjakana Malagasy fahizay IZAY OLON-KAFA FIRENENA rehetra tsy misy ankanavaka sari-monina eto Madagasikra, ka LELA VOLA VAHINY no handoavany azy.

      Mazava ho azy anefa fa raha mbola ANISAN’NY OLOM-PIRENENA FRANTSAY foana ny mpitondra an’i Madagasikara tsy hisy na rahoviana na rahoaviana ny fanovana pôlitika tahaka an’izany, izany hoe ny hampahomby hatramin’ny farany izay azo atao hoe TENA FIHETSEHAM-BAHOAKA tsy miompana amin’ny any ivelany sy ny olon-kafa firenena.

    • 31 décembre 2020 à 10:41 | Rainingory (#11012) répond à Rainingory

      Mankasitraka Lysnorine amin’ny nizaranao ireo rohy ireo, sy ihany koa amin’ny fandalinana, misy ho tsakoina.

      Ankoatr’izay, arahabaina tratry ny farany e.

    • 31 décembre 2020 à 10:58 | lysnorine (#9752) répond à Rainingory

      @ Rainingory
      Misaotra amin’ny fiarahabanao. Dia miarahaba anao koa ary mirary fitahian’Andriamanitra sy fahasalamana ary fifaliana ho anao amin’izao fingadonan’ny taona vaovao 2021 izao.

  • 31 décembre 2020 à 09:50 | goba001 (#1662)

    on verra ce que donnera l’enquete mais j’espere que ces militaires, si trouves coupables par un tribunal, finiront en taule et seront aussi victime de sodomie en taule !

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS