Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 17 février 2020
Antananarivo | 18h32
 

Société

Commune Urbaine d’Antananarivo

Le jardin d’Anosy transformé en marché hebdomadaire

vendredi 31 janvier | Fano Rasolo

Le jardin public d’Anosy accueillera prochainement le marché hebdomadaire du jeudi de Mahamasina suite aux travaux de réhabilitation du stade de foot qui sera rebaptisé « Stade des Barea ». Les responsables au niveau de la Commune ont déjà débuté hier la répartition des places pour les marchands. Environ une centaine de marchands dont les étalages longeaient le mur d’enceinte du stade sont concernés par ce déplacement.

Cependant, des murmures de mécontentement commencent à s’élever de la part de nombreuses personnes devant cette décision. Récemment rénové, et inauguré pompeusement durant le mandat de Hery Rajaonarimampianina, le jardin d’Anosy, est devenue une aire de repos aménagée pour les passants. L’éventualité d’une dégradation rapide du jardin s’il est transformé en marché, même hebdomadairement, est en effet à craindre. Souvent, marché rime avec saleté dans la capitale.

«  La pelouse s’abîmera vite, et l’eau du lac Anosy qui a été assainie se polluera de nouveau si les marchands s’amasseront là. En outre, les marchands informels se multiplieront et s’y entasseront. Il sera difficile de les y déloger après », s’insurge une mère de famille, une habituée des lieux.

6 commentaires

Vos commentaires

  • 31 janvier à 08:03 | Zanabahoaka (#8890)

    Tamin’ny nanapa-kevitra hanamboatra io kianja io izany dia tsy nisy eritreritra mihitsy hoe atao ahoana io tsenan’i Mahamasina io fa manomboka ny asa vao manapa-kevitra tampotampoka hoe afindra eo Anosy.

    Ny henjana ihany no mahavita an’izany !

    • 31 janvier à 08:14 | I MATORIANDRO (#6033) répond à Zanabahoaka

      Efa voalaza fa MPANDRAVA TAFARAY TSY TOMPONANDRAIKITRA ireo nahazo fahefana t@ HALA-BATO reo.

      Tandrametaka sy kitoatoa isanandro no ataony eo.

      Asa tsy misy dikany.

    • 31 janvier à 09:46 | Ibalitakely (#9342) répond à Zanabahoaka

      à #(8890),
      Izay ilay voalaza hoe ny fangalaram-bato bavato no niomakomanany, fa avy eo dia manao tetika an-dàlana toa ireny vao mianatra fanorona ireny : akisakisaka
      fahatany ny vato dia izay vao mandinika hoe ijanona sa mbola hafaka manohy !! Ohatra iza no tsy mahalala fa faritra be orana eto Madagasikara ka misy matetika foana ny rano be/ tondra-drano sns, dia io télé-ton efa fanao hatramin’izay io no efa manao ny tsara sitra-po, fiangonana sns, izay vao hoe ajanony.

    • 31 janvier à 13:26 | Zanabahoaka (#8890) répond à Zanabahoaka

      Ibalitakely (#9342)

      Tena misy koa ny zatra mihinam-be rehefa afaka ka sambatsambatra nanala vato efatra na dimy indray miaraka satria nazava ny lalana kanefa avy eo resy ihany fa nanadino an’ilay roa ambiny tavela nahazo laka tsy nijanona intsony. Dia tonga eo ny fotoana hanalany vela ary ny vato 5 ambiny sisa ananan’ny vahoaka amin’izay fotoana izay mety tsy hahafaka azy.

  • 31 janvier à 09:21 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum

    Ny olona miasa ihany no misy manenjika ary ity farany dia any aoriana foana.
    Ny olona ohatra an’i Mato Matoriandro dia tsy hisy hanenjika mihitsy satria tsy nanao, tsy manao sy tsy hanao n’inona mihitsy eto amin’ny firenena mandrapahatongavan’i Dada eo amin’ny fitondrana indray : Izany hoe miandry ny tantara hiverina (retour vers le passé mais pas vers le Futur comme ailleurs).

    • 31 janvier à 11:09 | I MATORIANDRO (#6033) répond à plus qu'hier et moins que demain

      Izaho ry le koma tsy hanao asa kitoatoa sy hevi-dravina otran’zao a.

      Mihinàna henakisoa hoah elah de mihiratra tsara ny maso. Vady anankiray ihany vadiana fa tsy manangona makorelina ao an-trano ao de misokatra tsara ny betro.

      Andriamatoa Filoha hajaina Marc RAVALOMANANA MBOLA LUCIDE TSARA FA TSY MIHINANA FANAFODY MAMPIVERINTSAINA.

      Izany no tena ankafizanay azy.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS