Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 21h49
 

Religion

Eglise catholique

Le frère Raphaël Rafiringa fait bienheureux

lundi 8 juin 2009 | Mamy Rael, Valis

Le théâtre de verdure d’Antsonjombe a rassemblé ce dimanche 7 juin, les fidèles catholiques de la capitale et des environs, voire de Fianarantsoa et d’autres diocèses de l’île. La cérémonie de béatification du frère Raphaël Rafiringa s’est déroulée en présence des autorités ecclésiastiques et des envoyés spéciaux du souverain pontife Benoït XVI. Ont tenu à s’associer à cette fête catholique, les autorités civiles du régime de transition conduites par le président de la Haute autorité de Transition (HAT), Andry Rajoelina. Des personnalités politiques connues pour leur foi catholique ont été elles aussi de la partie, dont le Pr. Zafy Albert et Maître Jacques Sylla.

Le frère Raphaël Rafiringa est la deuxième personnalité malgache, après Victoire Rasoamanarivo, à être béatifiée.

Portfolio

19 commentaires

Vos commentaires

  • 8 juin 2009 à 07:48 | nyvo (#1800)

    ndry, nangaina be ny filohan’ny fat omaly fa tsy nahazo nandray anjara fitenenana teny antsonjombe nefa zao efa mba nanatena ery sady be olona teny an. Ireny mitsy ny fanaovana azy sao de hoe mitetitetika ny hanao discours politique eo. Ireny aloha de efa azo hitarafana hoe : ni-reconnaitre ny fiangonana catholique fa nanao coup d’etat ry tgv sy ny forongony ka de aleo mitsy tsy asaina miteny mba tsy hisian’ny fifandirana, izay ko ny fahendrena eh.Misaotra ny fiangonana tsy nanome fitenenana andry zareo fat.

    • 8 juin 2009 à 09:15 | simple cytoyen (#1855) répond à nyvo

      Aza dia miteniteny foana fa ny fety toy itony dia tsy dia misy idiran’ny fanjakana loatra, manatrika fotsiny no ataony, afaka tsy tonga koa izy, mba halalaho ny saina amy manaraka

    • 8 juin 2009 à 09:59 | Imaitso (#773) répond à nyvo

      Tahaka ny voalazan’i simple citoeyn, ny fotoana fivavahana toy izao ho an’ny katolika tsy fanaovana « discours politique », ka ampidiro ao an-dohanao izany.

    • 8 juin 2009 à 16:55 | namana (#743) répond à nyvo

      RAVALO no nanao « COUP D’ETAT » t@ 2002.
      Ministra namaky varavarana ary tsy nisy nanao passation t@ izy ireo na iray aza.
      LEVALOMANANA MPIVARODRONONO sy MPANAO RONONO AN-TAVY no mpanao fitaovana ny fivavahana hanaovana KABARY POLITIKA.
      Tsy izany intsony no iainanan’ny Vahoaka Malagasy izao.Hianao ry « nyvo » no diso fanantenana fa tsy teo @ fitondrana Levalo t@ ity fanandratana Bienheureux ity
      fa NAONGAN’NY VAHOAKA LEO DICTATEUR.Mba ahiràto ny maso ry nyvo ! fa aza de jamban’ny taolana sa ronono sy yaourt ary T-shirt sy vola kely tsy mahavita taona. MBA MISAINA fa i LEVALO = PINOCHET = MUGABE= OMAR BONGO

    • 9 juin 2009 à 12:40 | nyvo (#1800) répond à namana

      simple citoyen sy ny namany

      na hiodinkavia nareo na hiodinkavanana, tena tsy nomena anjara fitenenana mitsy ry fat ary sambany io ka anisan’ny nanamarika ahy fa izay no nanaovako an’ilay commentaire. Ka rehefa tsy zakanareo ilay izy de efa izay izany fa izay no zavamisy hitako teny. Ireny mitsy mantsy no tokony hataon’ny fiangonana, tsy miditra lalina ary tsy mampiditra lalina ny politika @ resaka fivavahana.

    • 10 juin 2009 à 01:10 | FBeaRVZ (#2612) répond à namana

      Ils ont raison. Tu n’as pas entendu leur OU.....OU.......OUH !.... Ils ont tous crié que tu t’es trompé de site mon ami. Vas chez Sobika ou Madagate. Tu y trouveras refuge. Ce n’est pas méchant du tout. C’est juste logique.

    • 10 juin 2009 à 01:23 | FBeaRVZ (#2612) répond à nyvo

      Malheureusement, l’Eglise Catholique est un petit peu victime de ses succès. Aurait-elle droit de rejeter ses brebis égarés ?

      Tout compte fait, elle se trouve entre le marteau et l’enclume. Evidemment, d’un côté elle n’est pas du tout contre la légalité ; mais de l’autre, elle doit ménager aussi ses ouailles.

      Mets-toi un peu à sa place. Tu verras !

  • 8 juin 2009 à 07:59 | edgemaster (#2609)

    Les Maux de Madagascar sont illustrés par cela !!
    S’interroger sérieusement sur la spécificité malagasy et l’apport des religions exogènes ?
    S’interroger sur la compatibilité de l’Ame malagasy avec les dogmes catholiques ?
    S’interroger sur l’exploitation de la pauvreté pour accroître son emprise sur une population démunie et non éduquée pour s’accaparer le pouvoir ou maintenir une emprise coloniale ?
    Telles sont les questions que le peuple malagasy sera amené à se poser un jour pour se sortir du sous-développement !

    • 8 juin 2009 à 11:54 | fifi (#2610) répond à edgemaster

      Tena mahagaga fa raha vao misy resaka katolika ato @ tribune tonga dia mirangaranga avy hatrany ny vangin’i Edgemaster hanafika sy handromotra ambongadiny ny katolika tsy misy ankanavaka. Mihevitra angamba ianao fa tena avo lenta be le fanehoan-kevitrao. Amin’ny endrika isehoany ivelany dia izany tokoa, fa raha fakafakaina dia poakaty satria tsy mifanaraka @ zava-misy any M/car. Aza faly manenjika sy idealiste fotsiny ry Ed... a. Mba mirotsaha antsehatra, asehoy @ asa fampandrosoana, mirotsaka an-tsehatra @ asa fampandrosoana ny fiangonana katolika : sekoly,..ICM, ESVA sns toy ny ataon’ireo fiangonana rahavavy hafa izay tsy azo odiana tsy hita. Dia mba teneno eto @ forum ny an’i Edgemaster. Ny teny hono manaitra fa ny atao mahatarika, maharesilahatra. Mety olona vitsivitsy ao @ katolika any madagascar angamba no tsy lanin’ny vavoninao dia ny katolika rehetra sy ny catholicisme manontolo no tafihanao.

    • 10 juin 2009 à 00:49 | FBeaRVZ (#2612) répond à edgemaster

      Laissez donc les chiens enragés aboyer ! En tout cas, la caravane passe.

  • 8 juin 2009 à 12:48 | Sitraka (#1700)

    Fomba iray entin’ny fivavahana katolika hanomezana voninahitra ny mpino iray ao aminy io « mari-boninahitra » io ; fanapaha-kevitr’olombelona ihany anefa izany, fa ilay Jehovah Andriamanitra Tokana sady Marina ihany no mahalala ny toe-panahin’ny tsirairay ; rehefa tonga ny Fitsarany vao samy ihanjahanja eo daholo ny tsy fahatanterahantsika rehetra.

    • 8 juin 2009 à 15:01 | fifi (#2610) répond à Sitraka

      Ombako manana ny ny tenin’i Sitraka hoe fomba iray entin’ny fivavahana katolika hanomezana voninahitra ny mpino iray ao aminy io « mari-boninahitra » io ; Andriamanitra tokoa no tompon’ny teny farany, nefa ireo hita niezaka nanao ny tsara teo amin’ny fiainany dia inoan’ny katolika fa voavonjy ary mendrika halain-tahaka ny oha-piainany ny tanjona amin’izany dia tsy hafa fa ny famonjena. Rehefa tonga ny farany dia tsy ny tsy fahatanterahantsika fotsiny no hihanjahanja fa ny voninahitr’ireo rehetra izay niezaka niorina tamin’ny finoana, ny fitiavana ary ny fanentenana ihany koa. Tsy hoe ny tsy nety natao fotsiny manko no hotenenina @ fitsarana, ny ezaka tsara vita koa tsisy very eo imason’ny Tompo.Araka izany dia maro amin’ireo tsy nahazo ny « mariboninahitra » no ho voavonjy, misy aza ireo zay tsy noheverintsika olombelona ho mendrika ny lanitra akory no hialohalalana any. Lehibe noho ny tsy fahalavorariantsika mako ny famindram-pon’Andriamanitra sy ny fitiavany.

  • 9 juin 2009 à 15:18 | fandresena (#299)

    Odon tais toi !!! On en a marre !!!!!! ça suffit !La théologie coloniale !!!

    • 10 juin 2009 à 01:01 | FBeaRVZ (#2612) répond à fandresena

      T’as raison.

      L’as-tu vu ? L’as-tu vu ? Le petit bonhomme au chapeau pointu. Attention ! cette grosse crosse est offensive. Contiendrait-elle des armes ?

  • 10 juin 2009 à 00:28 | FBeaRVZ (#2612)

    RAFIRINGA, RASALAMA, VICTOIRE ...

    Tous les Malgaches vous vénèrent. Nous sommes fiers de vous avoir comme modèles. Nous savons que vous êtes auprès de Dieu. Cela nous suffit.

    Après tout, les mots : vénérable, bienheureux, saint ... ne sont que des titres que notre conception humaine ont inventés. Figurez-vous un ciel où les plus gradés sont plus près de Dieu ? Et les autres alors ?

    En tout cas, bien de nos ancêtres malgaches, toutes confessions confondues, même des animistes, étaient vraiment des gens admirables. Ils méritent aussi d’être vénérés. Vous vous rendez compte ? Attendrez-vous que des miracles se produisent pour vous souvenirs de tous les bienfaits qu’ils ont accompli parmi nous, sur cette terre ?

    Evidemment, leurs portraits ne rayonneront jamais dans la gloire du Bernin. Par contre, nous avons un devoir de mémoire pour perpétuer leur souvenir.

    Oh ! vous, nos saints ancêtres malgaches, vous êtes toujours vivants dans nos coeurs !

    Oh ! vous, nos saints ancêtres malgaches, vous êtes toujours en vie en vos descendants, de génération en génération.

    Bienheureux êtes-vous aussi dans le ciel.

    • 10 juin 2009 à 12:03 | fifi (#2610) répond à FBeaRVZ

      Mankasitaka an’i FBeaRVZ @ voalazany etsy ambony.Izany ka fijery misokatra, maneho fahalalana ara-pinoana feno, lavitry ny fanatisme izay mifanohitra amin’ny fisainan’Atra.Meme si leurs noms ne sont pas figurés dans les calendriers ecc..les saints ancetres malgaches existent b et b et leur qualité n’est pas inférieure à celle de...Les saints non-cath., non-chré, existent meme s’il n’y avait aucune déclaration.....

  • 11 juin 2009 à 23:09 | FBeaRVZ (#2612)

    Beaucoup de gens se demandent : à quoi çà sert une béatification ? Je me suis posé exactement la même question. Je l’ai exposée à un de mes anciens amis de Madagascar.

    Ce dernier est un ancien missionnaire mariste de la Grande Île. Il travaillait notamment au Collège [Lycée] Saint Joseph d’Antsirabe. C’est le Frère Michel MOREL. Voici ce qu’il dit dans « Présence Mariste », juillet 2009 :

    ...Si l’Eglise déclare « saintes » quelques grandes figures chrétiennes, c’est pour baliser en quelque sorte le chemin des hommes de bonne volonté, chrétiens ou non. En effet, leur expérience de Dieu les ont rendus « experts en humanité » Que l’on songe par exemple à quelques grandes figures qui nous ont quittés récemment : Mère Térésa, l’abbé Pierre ou Soeur Emmanuelle, même si elles ne sont pas encore reconnues « saintes » officiellement !

    Malheureusement, en matière de béatification et de canonisation l’Eglise aurait-elle oublié les laïcs ?
    En d’autres termes : faudrait-il vraiment devenir « bienheureux » pour être bien heureux au paradis ?

    En tout cas, vivons heureux, vivons cachés.

    • 11 juin 2009 à 23:51 | FBeaRVZ (#2612) répond à FBeaRVZ

      Et d’ajouter aussi :

      Faut-il vraiment devenir bienheureux ? Etre heureux ne suffit-il pas ?

      Enfin ! Ne suffit-il pas - D’être heureux comme un roi ? - D’avoir la main heureuse ? - De se la couler douce ? - D’être comme un coq en pâte ? - D’être né sous une bonne étoile ?

      Après tout, on peut être heureux dès cette terre. On peut vraiment jouir du bonheur. C’est bien cela « être né coiffé ».

    • 12 juin 2009 à 23:57 | fifi (#2610) répond à FBeaRVZ

      «  »faudrait-il vraiment devenir « bienheureux »pour etre bien heureux au paradis«  » ?...? Raha araka ny fiheverako, miainga @ fampianarana kristiana izay milaza fa sitrak’Andriamanitra ny hahavonjy ny olona rehetra izay mankato izany sitrapony izany, dia TSIA ny valin’ny fanontanianao. Somary mahagaga ihany ny nametrahanao ireo fanontaniana ireo satria toa lasa mametraka taratra fifanoherana anaty( contr. inte. ) eo @ fandinikao raha ireo fanehoan-kevitrao teo aloha no iverenena dinihana.Ivereno vakina ny fanehoan-kevitra nomenao ny lohateny hoe« les saints ancetres malgaches », mino aho fa tsy hoe ny a. m. tsy ankanavaka no ambaranao eto fa ireo mendrika satria nisy koa angamba reo tsy dia mendrika, tsy nankato ny marina... Mafonja be io fanehoan-kevitra io ary inoako fa sarotra ho an’ny mpino ny handa ny nambaranao tao, na inona na inona antokom-pinoana misy azy.Ny momba ny ilana ny fanambarana fa « olomasina » na « olontsambatra », Ranona na Ranona dia efa notaterinao tetsy ambony, araka ny fiheverana sy finoana katolika... raha fintinana ny votoatiny dia hoe aroso ho fakan-tahaka izy ireo noho ny traikefa nananany teo @ fifandraisana @ A/tra sy ny fifandraisana amam-panasoavana ny mpiara-belona.Mety ny fomba fiantso izay tsy itovizan’ny antokom-pinoana no mandratra sofina fa ny votoatin-kevitra dia misy itovizany. Ataoko fa samy manana ireo olomangany ireo antokom-pinoana, hajaina izy ireo ary tsarovana ny anarany , alain-tahaka izay tsara nataony.Amiko dia samy olomangan’ny finoana na Rasalama Martiora na ny Olontsambatra Jacques Berthieux, samy martiora rahateo moa izy ireo. Amiko dia tsy mametraka olana izay fiantsoana tsy mitovy, fa ny zava-dehibe dia hoe manana ny maha izy azy ireo olona ireo.Harena rahateo ny fahasamihafana.
      Mety tsy dia hahavaly ny fanontaniana napetrakao izay nambarako, somary misy tsilalaon-teny manko ny fanontanianao izay tsy nidirako, misy ihany koa petra-kevitra miafina. Inoako anefa fa misy azo raisina ihany zay nambarako.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS