Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 11 décembre 2018
Antananarivo | 19h59
 

Politique

Élections

Le KMF-CNOE et la Ceni pour une meilleure garantie

mardi 24 juillet | Ny Aina Rahaga

La Commission électorale nationale indépendante (CENI) et le KMF-CNOE effectueront ce jour la signature d’une convention de partenariat en vue des prochaines échéances électorales. Cette convention devrait porter sur l’observation des prochaines élections, notamment la présidentielle, pour une meilleure garantie de transparence. Ce partenariat peut en effet envoyer un message positif tant aux acteurs électoraux qu’aux citoyens votants en ce qui concerne le processus électoral.

Depuis l’annonce du calendrier électoral, la neutralité et l’indépendance de la CENI ont toujours été remises en cause. La présence d’observateurs comme le KMF-CNOE aux côtés de cet organe chargé d’organiser les élections devrait lui permettre de regagner la confiance des électeurs et observateurs politiques. D’autant plus que des partis politiques ou chefs de partis ont déjà réclamé la dissolution de la CENI actuelle ainsi que de ses démembrements.

Le KMF-CNOE faisait également partie de ceux qui ont remis en doute l’indépendance de la CENI par rapport aux bailleurs de fonds étant donné que cet organe a une certaine dépendance à la communauté internationale en matière de financement des élections, notamment dans le cadre du Soutien au cycle électoral de Madagascar (Sacem). Mais comme il a pour responsabilité de participer à l’éducation électorale, il peut apporter son expertise dans le cadre de la préparation des prochaines élections.

18 commentaires

Vos commentaires

  • 24 juillet à 08:45 | jayo (#10317)

    tsara tokoa ny fisian’ny KMF-CNOE manampy ny CENI @ity fifidianana ity satria mba hisian’ny fahatokisana bebe kokoa ary hanatsarana ny fomba fiasa mialoha sy mandritra ny fifidianana satria dia saro-pady ho an’ny firenena io dingana holalaovana io

  • 24 juillet à 10:22 | Ibalitakely (#9342)

    Na izany hoe miankina [na mahaleho tena !!] & ny tsy miankina manao partenera izany aza dia efa milaza zavatra maro. & mbola tsaroana eto foana ny valin-tenin’ny kmfcnoe t@ hoe « an an an ny 80% ny valim-pifidianana ihany no anananay », vokany noho ny 20% tsy nananany dia nitomany fatratra izany Dakar 2 izany ny sasany.

    • 24 juillet à 14:49 | Tsix (#10296) répond à Ibalitakely

      Trotra kely, omeo fitokisana dia ho tsapanao ny valiny, ho itanao fa tsara ny vokatra.

    • 24 juillet à 15:53 | Toutoun (#10298) répond à Ibalitakely

      Ny lasa dia atao anatra ho an’ny ho avy eh ! ary ny fahaizana miara-miasa no tena ahitam-bokatra tsara fa tsy misy mahavita tena irery izany akory.

    • 24 juillet à 15:56 | tojo (#10300) répond à Ibalitakely

      Efa atao daholo izay mety atao rehetra anatsarana ny fifidianana fa dia tsy maintsy misy fona ny manohitra ee. Ifandrimbonana io ra tsy zany tsy vita ry namana aa. Tsy vitan’olona iray io na vondrona iray fotsiny.

  • 24 juillet à 11:22 | isoarha (#8297)

    Bonjour,
    A ceux ou celles qui sont responsables de l’ exploitation du dernier recensement, peut- on avoir un esquisse du nombre de la population ?
    Que l’ on puisse avoir une idée de ce qu’ produisit la ceni et le stat national. La légitimité d’ une élection reposerait sur le nombre d’ électeurs inscrits, et votant. Il est à craindre le désintérêt de la quasi totalité de la population.
    D ’ où la question ci- citée ?

    • 24 juillet à 11:46 | Jipo (#4988) répond à isoarha

      ils en sont à un projet de signature de convention , chaque chose en son temps, moramora kely zallah !
      Vous allez leur causer une tendinite des neurones ...

  • 24 juillet à 13:55 | malagasy (#10352)

    Ny etan-jaraina mora zaka hoy ny fitenena ary tsara kokoa ny roa noho ny iray rehefa tena tia hanatsara ny tanjona iray toa io fifidianana io

    • 24 juillet à 14:51 | Christianna (#10313) répond à malagasy

      Sady tsy misy mahavita tena fa ny fifanampiana no zava-dehibe , mitambatra mba ho iray toy ny vato.Mizotra kokoa ny fanarahamaso ny fifidianana amzao.

    • 24 juillet à 15:58 | tojo (#10300) répond à malagasy

      Marina mihitsy izany ary tokony anaiky izay daholo ny rehetra ary hanaja izany fa tsy faly ny hanohitra fotsiny. Ny sasany ary moa dia faly aminy fanakorontanana fotsiny.

  • 24 juillet à 14:43 | Tsix (#10296)

    Tsy misy ambara firy fa tsara ilay ezaka. Hamafisina ihany fa ilaina ny filaminana.

  • 24 juillet à 14:48 | Christianna (#10313)

    Ieny eh tokony ho jerena akaiky voaloany fotsiny itony mpanao fampielezankevitra alohan’ny fotoana itony fa efa zatra mandika lalàna.

  • 24 juillet à 15:07 | komi (#10299)

    efa azo antoka aloha izao fa hitovy zo tanteraka ny kandidat tsirairay avy ary efa ezaka be no vitan’ity vaomiera mahaleo tena ity. Ary tena azo heritreretina ny fangahararan’ny fifidianana amin’ity. Isika vahoaka sisa no endrasana @ adidy maha-olom-pirenena antsika

  • 24 juillet à 15:12 | Toutoun (#10298)

    Tanjona iray sy vina mitovy ! Mila mampitovy ny fomba fijery daholo mba ahafahana manatanteraka ny fifidianana ao anatin’ny fangaraharana !

  • 24 juillet à 15:37 | sasa (#10303)

    ny hangatahina amin’ CENI dia ny fanaraha-maso tsara ny fifidianana amin’izay mba eken’ny besinimaro izay filoha voafisy eo

  • 24 juillet à 15:59 | Nomena (#10351)

    Mahavelom-panantenana anay vahoaka ny fandrosoan’ny raharaham-pifidianana satria io no antoka hirosoan’ity firenena ity ka noho izany dia fahavalom-bahoaka izay manakatsakana izany.

  • 24 juillet à 16:00 | tojo (#10300)

    Anisany tena hitondra vokatra lehibe ho an’ny firenena tokoa izao fifandrombonana eta-mavesatra izao. Afaka mahatoky isika malagasy fa angarahara ny fifidianana.

  • 25 juillet à 15:08 | sasa (#10303)

    hisaorana ny CENI sy ny KMF\CNOE fa raha tsisy anareo tsy hotanteraka ny fifidianana , mahatoky ny fahaizanareo izay vahoaka mandinika

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 275