Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 29 mars 2024
Antananarivo | 02h36
 

Religion

Eglise

Le FFKM fête ses 40 ans

mercredi 8 mai 2019 | Arena R.

Le FFKM (Conseil œcuménique des églises chrétiennes de Madagascar) a lancé officiellement hier, à l’Ecar à Antanimena la célébration de ses 40 ans d’existence. L’anniversaire proprement dit ne se déroulera qu’en 2020. En attendant, et après la cérémonie qui a eu lieu à Antanimena, la célébration sera poursuivie dans les provinces.

La cérémonie d’hier s’est déroulée sous la houlette des quatre dirigeants des églises membres du Conseil à savoir l’église luthérienne (FLM), l’église de Jésus Christ à Madagascar (FJKM), l’église anglicane (EEM) et l’église catholique romaine (ECAR)

4 commentaires

Vos commentaires

  • 8 mai 2019 à 11:50 | Sabrina (#4247)

    Il les fait pas...

  • 8 mai 2019 à 12:51 | I MATORIANDRO (#6033)

    Arahabaina sahady aloha nahatratra izany taona izany.

    Soso_kevitra avy hatrany

    - Tsara raha ovaina ny anaran’ty vondrona ity ka ampanarahina ilay foto-pinoana tena ijoroan’Kardinaly RAZAFINDRATANDRA manao hoe : « MBA HO IRAY IHANY IZY REHETRA » [(MHIIIR)] ary hitarina @ zanam-piangonana hafa mahafeno ny fe-petra.

    Samia velonaina.

  • 8 mai 2019 à 13:18 | ratiarivelo (#131)

    EKENA NAMA*** Marina ny Anao .....!!! mba hialana @ny BLABLAAAAAAAAAAA sy ny WAWWWAAAAA Mba hijoro MARINA @ny maha-IZY AZY IREO ???? samy tsara

    • 8 mai 2019 à 18:48 | lysnorine (#9752) répond à ratiarivelo

      @ ratiarivelo 8 mai (2019) à 13:18
      « ...mba hialana @ny BLABLABLA...sy ny WAWAWA...Mba hijoro MARINA @ny maha-IZY AZY... »

      Rarìna mba tena « HO MPAMPIANATRA .... amin’ny FINOANA sy ny FAHAMARINANA » mandrakariva ny FFKM, tsy ho lany andro amin’ny fanaovana pôlitika isan-karazany sy ny lanonana mbany ny fisehosehoana ivelany fotsiny...toy ny maha-zatra ny « jentilisy » ! Araka izao fanazavan’ ny Apôstôly Paoly ny nanendren’i Jesôsy Kristy azy :

      1 Timoty 2:5-7
      5 Fa IRAY NO ANDRIAMANITRA , ary IRAY NO MPANALALANA amin’Andriamanitra sy ny olona, dia KRISTY JESOSY, Izay olona,
      6 sady nanolotra ny tenany ho avotra hisolo ny olona rehetra, dia zavatra ho FITORY amin’izao androny izao.
      7 Mba HANAO IZANY no nanendrena ahy HO MPITORY sy Apostoly (milaza ny marina aho, fa tsy mandainga), HO MPAMPIANATRA ny jentilisa amin’ny FINOANA sy ny FAHAMARINANA.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS