Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 15 décembre 2018
Antananarivo | 04h30
 

Société

Enseignement

La plupart des lycées dans la capitale restent fermés

mercredi 25 juillet | Ny Aina Rahaga

Les enseignants ont certes cessé de faire la grève, mais cela ne signifie pas qu’ils sont d’accord avec les décisions prises jusqu’ici. Dans la plupart des écoles publiques de la capitale, l’enseignement revient petit à petit à la normale après plus de deux mois de suspension, mais ce ne sont pas tous les établissements publics qui ont repris les cours.

Les premières statistiques communiquées par le ministère de l’Education nationale font état de 105 établissements scolaires rouverts sur les 115 que comptent les six zones administratives et pédagogiques (ZAP) d’Antananarivo-ville. Dans la capitale, 88 écoles primaires publiques (EPP) sur 93 sont fonctionnelles à 100% dans la capitale, soit un taux de 94%. Les EPP d’Avaradoha, de Vohibola, d’Amboniloha, d’Andraisoro et Tsarahonenana sont restées fermer hier.

En ce qui concerne les Collèges d’enseignement général (CEG), 15 sur les 15 dans la capitale ont repris les cours hier avec toutefois quelques enseignants encore absents. Concernant les lycées, la reprise se fait plus timidement alors que ce sont les plus concernés par le retard. Jusqu’à aujourd’hui, 2 lycées à savoir le lycée Ambohimanarina et lycée Analamahitsy, classe terminale D sur les 7 lycées à Antananarivo ont repris les cours.

Jusqu’ici, les étudiants et les enseignants du lycée moderne Ampefiloha ont refusé d’entrer dans l’enceinte de l’établissement malgré l’intervention du proviseur sur place. Pour l’heure, les responsables au niveau du ministère ont encore assuré sur la tenue aux dates prévues des examens officiels.

Concernant la situation sur la reprise des cours dans les autres régions, la primature a communiqué qu’elle fait également l’objet d’un suivi particulier. L’objectif en est la réouverture immédiate et effective de tous les établissements scolaires sur tout le territoire de Madagascar.

Le Premier ministre, Christian Ntsay qui est en grande partie acteur de la fin des grèves des enseignants, remercie tous les enseignants et les membres du personnel du Ministère de l’Éducation nationale qui ont repris les cours et le travail pour leur sens de responsabilité et de devoir envers nos élèves malgaches. Il exhorte les autres à leur emboîter le pas afin de ne pas retarder davantage l’achèvement du programme scolaire avant l’entame des examens officiels.

34 commentaires

Vos commentaires

  • 25 juillet à 08:52 | jayo (#10317)

    tsy mba mijery izay ahasoa ny mpianatra mihintsy ireto mpampianatra ireto, ny mpianatra any @sekoly tsy miankina mitohy ny fianarany fa ny any @sekolimpanjakana no mampanahelo

  • 25 juillet à 09:21 | donia (#10353)

    hatramin’ny oviana hono ireto sekoly sasany ireto vao hisokatra ? dia mba hanahoana re ny hoavin’ireo mpianatra ?. Tokony mandray fepetra ny fanjakana manao fifanarahana, izay mba marimaritra iraisana @ mpampianatra fa tena mijaly ny mpianatra.

    • 25 juillet à 14:18 | Tsix (#10296) répond à donia

      Efa tena nisy mihintsy ny fifanarahana teo amin’ny fanjakana sy ireo syndicat ny mpampianatra. Misy anefa ireo olona tsy manaraka fandaminana. Tsy mendrika ny hantsoina hoe mpampianatra mihintsy izy ireny.

    • 25 juillet à 15:54 | donia (#10353) répond à donia

      Ka matoa ny sekoly sasany ry tsix kahatramin’izao mbola mikatona dia satria ao raha eh ! tokony ho jerevan’ny fanjakana akaiky izany na dia efa namaly ny fangatagatahana ary izy.

  • 25 juillet à 09:39 | Christianna (#10313)

    Tsy misy firaisantsaina mihintsy ange ianareo mpampianatra izany eh ? tokony na samy misokatra daholo na samy mikatona fa tsy mampifila ohatran’izao.

    • 25 juillet à 15:57 | donia (#10353) répond à Christianna

      Ka ny sekoly sasany kosa mba mitsinjo ny mpianany koa dia niverina nampianatra ihany ny mpanabe , ny fikatonan’ny sekoly sasany ary efa tsy fidiny.

  • 25 juillet à 10:42 | Midabetsy (#8062)

    Tapaho ny karamany fa efa filambaniny ny azy.
    Mila fantarina ihany koa hoe aiza ny zanak’izy ireo no mianatra ? sao de any @ St Michel na privé hafa ka de eo ny zana-bahoaka.

    • 25 juillet à 15:12 | Tsix (#10296) répond à Midabetsy

      Tsy ho tonga ami’izany kosa angamba fa azo atao tsara mihintsy aloha ny miresaka. Rehefa avy eo mety hiafara amin’ny teninao izay ihany.

    • 25 juillet à 15:52 | Toutoun (#10298) répond à Midabetsy

      Efa ady tadiavina ndray raha miditra resaka fanapahana karama zan ! Atao fitia mifamaly hatrany fotsiny io dia tokony hilamina eh ! efa nisy fandraisana andraikitra tao matoa nisy ny faneken’ny mpampianatra sasany hiverina @ fampianarana ary tsy vita indray mandeha io fa kosa tokony tsy atao mitarazoka loatra.

    • 25 juillet à 15:56 | tojo (#10300) répond à Midabetsy

      Mila andraisana fepetra mihitsy amizay ireo fa tsy mety intsony. Efa ela nienona azy ireo ny fanjakana ary efa ela niaretana ny ankizy sy ny ray aman-dreny izay manao izay mety ho an’ny zanany.

  • 25 juillet à 10:59 | Mihaino (#1437)

    Raha izao zava mitranga eto amin’ny Firenena izao no mitohy dia ho taona fotsy marina ity taona 2018 ity ! Marina vé fa tena tsy manam-bola ny ministera samihafa ?? Marina vé fa misy antony politika ao ambadika ny tolona ?? Manahy izaho fa lainga daholo izany fa ny fitantanana ny raharaham-pirenena mihitsy no gaboraraka ka na ny baiko nomen’i Praiminisitra aza toa misy tsy manaraka .
    Ekeko fa ny mpianatra no mijaly ary ny ray aman-dreny lany vola fa tsy mety kosa raha ireo fotsiny no lazaina etsy sy eroa handresena lahatra ny mpampianatra mitokona !! Misy raha tsy mazava ao anivon’ny minisitera samihafa ao .
    Mety ho fotsy koa ny fifidianana raha mahazo alàlana ny HFI sy ny sendika samihafa hamory olona eo amin’ny kianja 13 mai ny zomà izao !
    « Tsy maintsy mandresy ny tolona » hoy ny mpitokona .
    « Tsy maintsy vita ny fanadinana sy ny fifidianana » hoy ny mpitondra .
    Koa maninona raha mifanaraka tsara hianareo ireo ????

    • 25 juillet à 14:16 | Tsix (#10296) répond à Mihaino

      Tsy isy farany mihintsy izany ny tolona raha ny hevitrao ? Raha izany no izy dia tsy handroso mihintsy izany ity nosy kely. Mba manaike amin’izay fa tsy ilaina ny tolona. Raha mbola mijoro ny fanjakana dia matokia fa tsy hisy mihintsy taona fotsy.

    • 25 juillet à 14:48 | malagasy (#10352) répond à Mihaino

      hoy ny fitenena hoe ny saonjo iray loha sahy tsy ilaozan’izay mamarara.isika malagasy tsy mba mahay mankasitra fa tsy maintsy manakiana foana efa nezahana ny hampilamina ny firenena nefa izao dia mitady izay hanakorotanana foana ny mpanao politika sy ny hafa nefa anie tsy ireo no mijaly rehefa misy ny kirizy fa ny vahoaka malagasy eeee !!! ireo mahazo vola foana na miasa na tsia fa isika mahazo inona ? Io fifidianana io ihany sisa izao no lalana hampilamina indray ity firenetsika ity ary tena mila tonga saina ny mpianatra fa ataon’ny mpampianatra fitaovana fotsiny indray ireo mpianatra nefa anie efa hatomotra ny fanadinana eee.mianara tsara ry mpianatra malagasy fa mety amin’ny andronareo no mety hampivoatra ny toe-tsaina malagasy

    • 25 juillet à 15:58 | Toutoun (#10298) répond à Mihaino

      Aza tonga dia mitsara ambolony toy izany kosa eh !!! Samy manana ny teti-bolany ny ministera tsirairay ary samy manana ny tetik’asa ho azy avy !!! Ny fampianarana dia tsy tokony hiafara @zany taona fotsy izany satria efa misy dingana sy fifampiresahana @ famahana olana izao ary samy hanantena isika fa hamokatra tsara izany !!!

    • 25 juillet à 16:17 | tojo (#10300) répond à Mihaino

      Ka izay ataonao anie na tsara na ratsy dia ataovy an-tsaina fa tsy maintsy misy manakiana fona ee. Efa atao izay mampilamina sy izay ifanarahana fa vomay misy manakorontana iany. Izay no olana satria mbola tsy tratra ilay tanjona ambadika fonosin’ilay fanakorontanana.

  • 25 juillet à 11:35 | Jipo (#4988)

    On ne peut pas impunément hypothéquer l’ avenir du prochain président, de son budget et du salaire des concernés .
    Meme en étant honoris causa en économie, c ’est quand même un monde !
    Preuve d’ une désinvolture dont on ne peut que se demander dans quelle université ces méthodes sont enseignées ???
    Qu’ il suspende les travaux des expropriations, et alloue ce budget ainsi que les 450 millions débloqués par le FMI à ces personnes dont l’ affront est de ne demander que leurs dus !
    Contrairement à cela et laisse une gestion totalement transparente des sommes utilisées pour ne pas dire détournées et dilapidées depuis son arrivée !

  • 25 juillet à 14:02 | malagasy (#10352)

    mba misainà kely anie eeee :
    ianareo ve tena tonga saina fa efa hatomotra ny baccalauréat dia mbola aleonareo tsy manaiky ny hianatra ny mpampianatra anie zarany ary tsy mampianatra eee sady efa voasorotra ny hoaviny dia ianareo mpianatra ihany no voa mafy eo !!!!!!!!

    • 25 juillet à 14:32 | Mihaino (#1437) répond à malagasy

      Aza mampihomehy ianao ry malagasy (10352) an !
      Ny CEPE , BEPC aza ity mbola tsy fantatra na raikitra na tsia ka ny baccalauréat sahady no resahinao !!
      Averiko ary tsindriko mafy fa raha tsy mahay miresaka ny mpampianatra mitokona sy ny minisitera samihafa indrindra fa ny fampianarana sy ny vola dia mety ho fotsy ity taona 2018 ity !!
      Amiko manokana dia vonona hampianatra daholo ny mpampianatra fa saingy misy be marenina ary hanao forcing ny mpitondra sasany !!
      Farany , firy moa ireto tanora afaka bac no tena tafita eny amin’ny Université ??Maro bé no tokony hovàna eny satria tsy mamokatra mihitsy ny akamaroan’ny manana diplaoma ka lasa mirenireny tsy mahita asa !Misy ny vaha-olana fa rehefa be marenina ny mpitondra dia tsy hiova mihitsy ny fomba fampianarana hatramizay ka hatramizao !!

    • 25 juillet à 16:32 | tojo (#10300) répond à malagasy

      Ka na inona na inona fisehoany tsy tokony atao izany ny ankizy mpianatra fa nga ny ankizy mahay politika fa nenazy ny fantany oe rehefa mampianatra ny mpampianatra dia mianatra izy de rehefa tsy misy mpampianatra dia tsy ianatra izy. Fa ny mpampianatra mihitsy no tsy misaina.

    • 25 juillet à 17:24 | Toutoun (#10298) répond à malagasy

      « Mihaino », enao ve tena maniry ny taona fotsy sa faly hanohitra fotsiny izao ???? tsy tokony holalaovina @ resa-politika ny hoavin’ny mpianatra. Raha tena vonona hitsinjo ireo mpianatra malagasy na ny ministera na ny mpampianatra dia ny fianarana izay fototra aloha no atao loha-laharana. Sady efa hita koa ngeh @zao fa efa misy ezaka eo @izy roa tonta eh !!!!!

  • 25 juillet à 14:12 | Tsix (#10296)

    Ny olona ao ami’ny renivohitra mihintsy no mila homena sazy mafy2 fa ny tolona sy ny fikorontanana rehetra dia matetika mihainga ao avokoa. Mba omeo hasina ny olona any amin’ny faritra izay mangina tsy miteny.

    • 25 juillet à 14:48 | Mihaino (#1437) répond à Tsix

      Teto an-drenivohitra foana no nanomboka ny tolona hatraminy 1972 ary nanova sy nampianjera ny fitondràna niseho natanjaka ( PSD , AREMA, TIM ).
      Ny HVM dia tsy naka lesona tamin’ny tantara hatramizao !?
      Ny hevitrao ry Tsix dia tsy azo ekena amiko satria vao maika hampisy korontana sy ady an-trano eto amintsika . Sazy mafimafy ho an’ny olona an-drenivohitra izay misy olona marobé avy any amin’ny faritra monina eto Antananarivo vé no tianao : Ataovy ary dia ho hitanao ny vokany !!

    • 25 juillet à 16:40 | tojo (#10300) répond à Tsix

      Amikou izay mitarika ny tena fikorotanana no tena omena sazy enjana amizay fay daholo ny ambony. Efa zatra loatra an’ity tsy manara-dalana ity manko ireo mpanakorontana.

    • 26 juillet à 16:20 | Toutoun (#10298) répond à Tsix

      Na avy aiza ny hetsika no miainga na avy aiza dia ny toe-tsaina mihitsy alou no mitondra an’zany ! Rehefa eken’ny be sy ny maro oe tsy mety dia tokony hajanona. Matetika ku ngeh ny mpisitona lakolosy aty ambadika no tena mampitarazoka ny raharaha toy izao eh !!!

  • 25 juillet à 14:55 | sasa (#10303)

    oh ry mampianatra a,sao dia diso tafahoatra loatra kosa izao ataonareo izao e, Mba jereo ihany ny hoavin’ireo ankizy fa tena mampalahelo izy !

  • 25 juillet à 15:05 | komi (#10299)

    fa angaha moa tsy efa nisy ny fifanarahana teo anivon’ny fitondrana sy ireto mpampianatra ?nahoana no mbola misy ihany izao ?sao dia mba efa fanaovana tsinontsinona ny zaza malagasy kosa izao. Aleo mba ny tombotsoa ny maro amin’izay no jerena fa tsy tombotsoa an’olona vitsy intsony

  • 25 juillet à 15:15 | Toutoun (#10298)

    Ny zava-dehibe aloha dia ny firavonan’ny toe-draharaha tsikelikely eo @reo mpigirevy sy ny ministera mpiahy ! Antenaina kosa anefa fa hitohy hatrany ny famahana ny olana ary samy hahatsapa ny tombontsoan’ny be sy ny maro ny tsirairay voakasika ka hiafara @ vokatra tsara @ fampianarana izany.

  • 25 juillet à 15:36 | Nomena (#10351)

    Raha ny fandinihako ny zava-misy dia lalaovin’ny mpampianatra mihitsy ny ankizy ary mino aho fa misy olona mpanoro vohana ao ambadik’ireo mpampianatra ireo matoa ireo manao toy izao.

    • 25 juillet à 16:36 | tojo (#10300) répond à Nomena

      Misy manohana mihitsy izy ireo ao ambadika ao ary mampirisika mihitsy. Fa ho itan’ireo mpampianatra indray fa rehefa tratran’ireo mpampirisika ny tanjony dia ariany eo amizay ireo ohatrany teo aminy 13 Mai iany.

  • 25 juillet à 15:48 | tojo (#10300)

    Mbola misy iany ireo mpampianatra voasarika sy voan’ny fanadala saina ka manohy ny fitokonana. Ho simban’ireo ity firenena ity raha izao no mitohy. Kanefa anie raha andraisana fepetra entitra izy ireo malaky mitaraina sy mampalaelo ee. Tokony mba ho tonga saina amizay fa simba ny ho avin’ny ankizy.

  • 25 juillet à 16:01 | donia (#10353)

    Efa namaly ny fangatahan’ny mpampianatra ihany ny fanjakana araky izay fahafahany , mbola tsy niverina niasa ihany anefa ny mpampianatra sasany nohon’ny tsy fahafampo tamin’ny valin’ilay fangatahana , iza ihany zany no manana ny fahamarinana ? tsy mahantra olo-manga ny tany fa mahantra olo-marina".

  • 25 juillet à 16:51 | Tsix (#10296)

    @Mihaino
    Tsara ihany angamba no mampatsiahy fa ireo mpampianatra eto andrenivohitra eto no tiana resahina.

    • 25 juillet à 20:44 | Mihaino (#1437) répond à Tsix

      Raha manaraka ny vaovao-paritra toa misy mpampianatra mitokona ihany any Atondrazaka sy toerana samihafa fa tsy ny mpampianatra eto andrenivohitra ihany no tàzana !!??

    • 26 juillet à 16:08 | Nomena (#10351) répond à Tsix

      Na iza na iza, na aiza na aiza, dia ny tsy fisokafan’ny fianarana dia hiteraka voka-dratsy ho antsika iray manontolo fa tsy hoan’ny mpianatra irery ihany, mba mandiniha kely isika fa ny vatak’orona ihany no hitantsika farany alavitra.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 69