Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 12 avril 2021
Antananarivo | 02h15
 

Culturel

Lutte contre la Covid-19

Interdiction des spectacles de plus de 200 personnes

mardi 23 mars | Mandimbisoa R.

A l’approche des fêtes de Pâques où concerts, spectacles et diverses animations sont habituellement organisées, le ministère de la Communication et de la Culture, par le biais du directeur général de la Culture, Francis Razafiarison alias Francis Turbo a rappelé que les évènements rassemblant plus de 200 personnes sont interdits.

Dans les communes urbaines de Mahajanga, Toamasina, Antsirabe, Fenerive-Atsinanana, de l’ensemble de la région Analamanga et de la région Diana, les spectacles avec plus de 200 personnes sont interdits, précise le ministère.

Le taux d’infection à la Covid-19 est en effet particulièrement plus élevé dans ces endroits qu’ailleurs. Dans les autres régions, les organisateurs d’évènementiel doivent se référer à leur préfet de région. Ce dernier prendra les décisions nécessaires en fonction de la situation sanitaire dans sa circonscription, déclare le ministère. A en croire le ministère, il pourrait y avoir des dérogations préfectorales si la situation le permet.

Dès l’annonce de la mesure d’interdiction de tout rassemblement de plus de 200 personnes, plusieurs artistes et organisateurs de spectacles se sont déjà résignés en déclarant entre autres que le peu qu’ils projetaient, notamment à partir du mois d’avril, dans le cadre de la fête des Pâques, doivent à nouveau tomber à l’eau. C’est le cas notamment de MiRitsoka Production ou encore Wawa Production. L’artiste Wawa, originaire de la ville de Nosy Be, a par exemple, prévu d’organiser un grand spectacle au site de Soamandrakizay (Antananarivo) le lundi de Pâques prochain, en plus d’autres programmes de concerts dans les communes de Diana et de Sava. « Nous sommes contraints d’annuler tous nos spectacles », indique-t-il.

Tout comme le secteur du tourisme, le secteur de la culture est toujours très affecté par la crise. Les acteurs de ce secteur ont vu leurs activités péricliter dès le début de la pandémie à ce jour et les perspectives d’avenir restent floues.

10 commentaires

Vos commentaires

  • 23 mars à 09:03 | citoyendumonde (#4292)

    Dia ahoana ilay baolina barea-niger ? 1500 ny olona mahazo mijery. Sa tsy misy covid eny amin’ ny stade ?

  • 23 mars à 10:26 | Shalom (#2831)

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena

    TRAGEDIE DU ROI CHRISTOPHE (DJ TSY AMPY SOLAITRA)

    IZA AMIN’IRETO ARY NO TANTERAK’I DJ Roi Christophe ?

    Valin-teny tsotra no angatahina : vita, tsy vita na mbola tsy vita.
    Mijanona ity lalao ity rehefa miala eo amin’ny toerany io fitondrana fopla io.

    - Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
    - Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
    - Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
    - 200 000 ar ny karama farany ambany
    - Bulding marobe
    - 50 000 logements
    - 4x4 afaka mananika tendrombohitra
    - Drônes miady amin’ny dahalo
    - Miami
    - Côte d’Azur
    - Parking EPP
    - Tanamasoandro
    - Piscine olympique
    - Puce-n’omby
    - Tramway
    - Fambolena Coton Tuléar
    - Paris (Antsihanaka)
    - Fizarana tany 1ha isan’olona
    - Angidimby 10
    - Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
    - Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
    - Panneaux solaires anti-delestage
    - Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
    - Fampianarana maimaim-poana
    - Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
    - Asa ho an’ny rehetra
    - Indostria ho an’i Madagasikara
    - Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
    - Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
    - Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
    - Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
    - Ny spoaro, rehereham-pirenena
    - Ady amin’ny kolokolo
    - Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
    - Orin’asa isaky ny faritra 22
    - Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
    - Kit scolaire + feutre (???)
    - Comptoir d’Or de la BFM
    - Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
    - Ho foanana ny sénat
    - Oniversite isam-paritra
    - Karniem-pokotany misy "CODE BARRE" manara-penitra
    - Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
    - GasyCar
    - Kianja manara-penitra
    - Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
    - Ozinina momba ny fambolena any Itasy
    - Drônes
    - RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
    - La plus grande cimenterie d’Afrique
    - Usine éthanol Ambilobe
    - Locomotives FCE avec les Wagons ...
    - Flyover Antananarivo andrefana
    - Ordinateur par Fokontany
    - Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
    - Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
    - Digitalisation bourses d’études
    - Plan Marshall
    - Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 23 mars à 10:27 | Shalom (#2831)

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
    Ireto ny toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

    - MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
    - Ireo mpikaraman’ady "serbes"
    - Kianjan’ny Demokrasia
    - 26 janoary 2009
    - 07 febroary 2009
    - Bonbon sisety
    - Resaka doublon
    - Gadra tany Farfangana
    - Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
    - Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
    - Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
    - Miaramila tany Amparafaravola
    - Ecrans plats (MinInter)
    - Resaka Rolly Maercia
    - Volamena tatsy Morisy
    - Volamena tatsy Comores
    - Satro-boninahitra Ranavalona
    - Volamena 73,5 kilao
    - Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
    - Ny vidin-tsolika
    - Ny delestazy
    - Ny rano maloto
    - Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
    - Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
    - Varotra ny Nosy Mitsio
    - Fifanekena amin’ny sinoa
    - Vy any Soalala
    - Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo Toamasina
    - Tsy fandoavana ny karama 4 volana an’ny mpiasan’ny anjerimanontolo Toamasina
    - Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
    - Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 23 mars à 10:50 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    Fepetra hifehezana sy fanafoanana ny ampahany amin’ny fahafahana isambatan’olona no resahana eto, ary natao hitantanana ny fiainan’ny fiarahamonina manoloana ny fihanahan’ny valanaretina…Rehefa fahafahana no resaka, rehefa sakana anaty fiarahamonina no resaka, rehefa ny famehezana ny fivezivezena no resaka, dia aleo ho raharahan’ny olomboafidy no fandraisana ny fanapahankevitra amin’ny anaran’ny vahoaka…

    Tsy nisy nifidy an’i Francis Turbo ny mponina teto Analamanga, na tany Atsinanana na koa tany Analanjirofo na tany Diana na tany Boeny…olomboatendry izy fa tsy olomboafidy…

    Mivory ankehitriny ny Solombavambahoaka, eny amin’ny Antenimierampirenena, ireo no Solotenambahoaka, noho izany, misy ambaratonga tokony apetraka eo amin’ny fandraisana ny fanapahankevitra ho famerana ny fahafahana sy ny fahalalahana, izay raisina amin’ny anaran’ny vahoaka dia :

    1. Mamoaka lalàna amehana vaovao ny Solombavambahoaka, lalàna misolo ilay lalàna 91-011 izay nampiasaina fony andron’ny Amiraly izay mbola nampiasaina tamin’ny amehana tamin’ny taona 2019…io lalàna ankapobeny io no atao mametra ny lasitra ankapobeny mikasika ireo sehatra sy fiainambahoaka voakasika amin’ny amehana eto amin’ny Firenena, ary avy eo amin’io lalàna ankapobeny io ny Solombavambahoaka indray no manome alalana ny olomboafidy hafa handray ny fepetra manokana ao amin’ny Faripiadidiany isanisany…

    2. Anjaran’ny Filankevitry ny Tanàna tsirairay indray avy eo no mandray ny fanapahana sy ny didy mikasika ny antsipiriany ho fampiarana ny lalàna nataon’ny Solombavambahoaka arakaraky ny fivoaran’ny fihanahan’ny aretina isaky ny Kaominina tsirairay…

    Aoka ny olona voafidimbahoaka ihany no handray ny fanapahankevitra mikasika ny fikajiana ny fiainambahoaka sy ny famerana ny fahafahany, aoka tsy olona tsy nametrahan’ny vahoaka fitokisana no hametra ny fahafahany sy ny fahalalahany, izay no teny ifampierana sy teny miera ary toky hifanomezana miainga amin’ny Hasimbahoaka sy maha Andriamanjaka ny vahoaka…

    Mankasitraka Tompoko

  • 23 mars à 13:14 | ASSISE (#10453)

    Mampalahelo moa fa dia mahita havaly hatrany ny sasany : tsy moramora ny manao zavatra !

    Fa angaha dia tena tsy nisy fianarana momba ny fifehezana "FIZARANA FAOBE" (bourse) no navandravandra toa ireny ny tsy fahaiza-mitantana ? Minisitera ihany ve no misahana ireny sampan’asa ireny ? Tany tsy misy Fanjakana, nilaozan’ny làlàna.

    Hafa ny LOZA MIHATRA fa ity fizarana bourse ity dia tena LOZA NAMPIHARINA. Sanatriavina ka hoe nahita TURBO i COVID19 teny Ankatso, rifatra tsy tana. TENA LOZA.

    Efa hitako sahady fa tsy misy fiantraikany amin’ny valan’aretina iny teny Ankatso iny. ENGA ANIE, ameen !

  • 23 mars à 13:47 | Isambilo (#4541)

    On peut toujours se rabattre sur la grande réalisation architecturale de l’amphithéâtre de l’enceinte royale de Tananarive.
    J’attends toujours l’inauguration de cette réalisation grandiose d’ailleurs.

  • 23 mars à 16:01 | Vohitra (#7654)

    Miamoy ihany ny loza manjo ny Firenena ankehitriny...

    Efa eo ny mosary, efa io ny aretina, dia indro fa tonga indray koa ny andiam-balala manimba ny fambolena vary efa akaiky ho matoy any Mangoky...dia inona moa fa tsy any akaikin ilay toerana omena ny arabo izao novangian ny valala izao...

    Ny ao tsy afaka, ny ao miditra, hoy ny fitenenana...

    Ohatrany efa ozona mihantra izy izany !

    • 23 mars à 16:02 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Mitohy ihany...

  • 24 mars à 14:55 | vohitsara (#8896)

    Na izany olona 200 izany aza dia efa maro dia maro loatra, ka tsy tokony hatao mihintsy !

    (1.) Ny aérosol avoakan´ireo vahoaka 200 sy ny mpanankato mihogahoga dia loza be raha toa ka misy mitondra ny tsimokaretina Covid19 sy ireo fihovany avy any Afrika Atsimo izy ireo.

    (2.) Ny aro-vava-orona ampiasain´ny maro dia na tsizarizary (ravimdamba tsotra) na irony ffp1 irony (izay matetika dia efa andro maromaro no nampiasana azy). Noho izany dia tafiditra ao amin´ny orona ihany ny tsimokaretina.

    (3.) Na mba sendra mitondra aro-vava-orona ffp2 aza ny olona sasany, dia ny vava ihany no takomany rehefa mafana na matriaro-tena tsy ampy rivotra izy. Dia tafiditra ao anaty orona indray ilay tsimokaretina !

    Fehiny : hajanony tanteraka ny fivorivoriana, na ny any amin´ny Fiangonana amin´ny Paska izao aza, satria ny nenina tsy ao aloha hananatra fa ao ao aoriana handatsa.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS