Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
jeudi 25 avril 2024
Antananarivo | 11h23
 

Malagasy

Antenimieram-pirenena

Hajaina ny zon’ny mpiasa

vendredi 21 novembre 2008 | Penjy R.

Mitohy ny fandroahana mpiasa etsy Tsimbazaza. Omena ny zo sahaza azy ireo mpiasa ireo. Tsy manaiky lembenana ny mpiasa etsy ankilany, satria famotehana ny mpiasa Mlagasy ny tahaka izao. Mbola mitazana ny sendika misy ireto mpiasa ireto hatramin’izao.

Miitatra hatrany amin’ny fandroahana ireo lohandohan’ny mpiasa mitarika fitokonana ny raharaha. Sahiran-tsaina ny mpiasa eo anatrehan’izany. 200 mahery ireo mpiasa efa noesorina. Tsy izay tombontsoa fanome ny mpiasa esorina no olana hoy ny mpiasa fa ny asa fivelomanay mihitsy no potehina. Izao ve no vokatry ny tolona nametrahana ireto mpitondra antsika ireto hoy ny sasany ? Tsy sasatry ny mandroaka mpiasa izy ireo hoy ny hafa. Miantso ireo sendika maro samy hafa ireo mpiasa etsy Tsimbazaza mba hijery haingana izao olana etsy Tsimabazaza izao.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS