Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 3 août 2021
Antananarivo | 22h47
 

Santé

Santé publique

Covid-19 : Bilan épidémiologique

mercredi 23 juin

Dernière situation de la Covid-19 du 21 juin 2021

NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.


- Cas confirmés : 17
- Décès : 02

- Formes graves : 70

- Cumul du 23 mars 2020 au 21 juin 2021

  • Contaminés : 42 154
  • Guéris : 41 611
  • Décès : 906
  • Tests : 212 610

3 commentaires

Vos commentaires

  • 23 juin à 10:12 | Isandra (#7070)

    Un Médecin auto-proclamé(?) a parlé hier de la rémission. Pourtant, il est inutile d’exposer ici de supposition scientifique complexe, il suffit de constater la réalité. L’année dernière en Europe, la propagation de ce virus s’estompait à partir de printemps et pendant l’été due à la température plus chaude, laquelle ne favorise pas le développement de ce virus, mais, ici à Madagascar, on a l’accalmie alors que nous sommes entre dans le climat doux et frais, de ce fait, il y a des autres choses qui font reculer cette propagation,...que les mesures reprises par ce régime, y comprise l’admission systématique le CVO pour les malades qui viennent à l’hôpital et Centres de santé,...

    (...)"Nul n’ignore la position affichée par le régime Orange vis-à-vis de l’ « option vaccin ». Le Chef de l’Etat qui a arboré ouvertement son opposition priorise le choix pour le remède traditionnel amélioré (RTA) Covid-Organics, CVO et CVO+ (gélules) pour répondre aux attaques de la pandémie. Les RTA ont fait preuve de leur efficacité. Bon nombre de concitoyens approuvent la démarche présidentielle. Ils se mettent à l’écart de l’option vaccin. N’empêche que, en dépit de la réticence de la majorité des Malagasy, une partie non négligeable de la population choisit librement de s’immuniser par le biais du Covishield dans le cadre de la première vague. Vu la décision très controverséede l’Union européenne, le sort de la deuxième vague se trouve réellement hypothéquée.Y aura-t-elle lieu ? Et comment ? Les esprits se surchauffent. A quand l’Afrique, le continent des pauvres sinon des laissés-pour-compte, se débarrassera-t-elle de la tutelle maléfique des grands de ce monde. Le caprice de ces pays riches risquent parfois de jeter les pays les moins avancés ou en situation de précarité dans les abîmes de la désolation, dans le désarroi tel le cas présent.
    Deux mobiles essentiels motivent la décision de se faire vacciner. D’abord, dans l’espoir d’en découdre définitivement de ce fléau. Un vœu profond que chacun espère concrétiser une bonne fois pour toute. Ensuite, avoir la possibilité de disposer en main le passeport vaccinal offrant la clé de pouvoir circuler ailleurs. Mais voilà, le fameux arrêt décrété à Bruxelles sème le doute ! Un arrêt anxiogène dont l’impact porte atteinte à la sérénité d’un peuple. Au moins les Américains et les Chinois sont là pour donner du baume au cœur. Ils se désolidarisent de cette décision insensée." Extrait d’un article Laverite.mg

  • 23 juin à 10:44 | Vohitra (#7654)

    Miarahaba Tompoko,

    Niarahana nahita ny zavanitranga omaly…

    Nakatona daholo ny maro tamin’ireo CTC (Centre de Traitement Covid-19) teto Antananarivo izay toerana tena niharandoza tamin’ny fitrangana faharoa tamin’io valanaretina io.

    Tsy nahazo tambikarama ireo mpitsabo mpanampy paramédicaux nandritry ny herintaona nitranga’ity aretina ity tamin’ny marsa 2020 mandrak’androany, teo anoloan’izany dia nanao fitokonana izy ireo ary nametraka fitakiana…

    Ho setrin’izay, dia nampiditra mpiasa vaovao ny minisiteran’ny fahasalamana ny taona 2021 ; ary niditra amperinasa izy ireo vao nitranga teto ny fisehoana faharoa amin’ny fihanahan’ny Covid-19, ary nanao fifanarahana « contrat de travail » mandritry ny herintaona…

    Tsy nandoa ny karaman’izy ireo nefa ny fanjakana Malagasy hatramin’izay, efa telo volana izao, na karama na tambinkarama, dia tsy nisy voaloa mihintsy, ary nanao hetsika fampitandremana izy ireo omaly…

    Ny taloha tsy voaloa ny zony, ny vaovao tsy voaloa ny zony…ny fanaovana kianja etsy sy eroa nefa misosoka ihany…

    Mikatona ny CTC, izy ireto mihahaka tavela eo ! Ny ririnina vao manomboka, etsy amin’ny kaontinanta afrikanina manomboka mirongatra indray ny valanaretina (Afrika atsimo, Kenya, Ouganda, Namibie…), eto amintsika nefa ny fampidirana olona sy ny fivezivezena mankany ampita manomboka misosoka ihany, nanome ohatra tamin’izany ny manampahefana ambony !

    Ho hitantsika eo ny tohiny…

    Farany, heno tamin’ny fampitambaovao koa fa nirongatra be tampoka ny valanaretina Covid-19 tany Cornwall taorian’ny nanaovana ny fivorian’ny G7 tany, raha 4/100.000 mponina ny taha amin’ny fifindran’ny aretina alohan’ny fivoriana, dia niakatra ho 131/100.000 mponina izany taorian’ny fivoriana…voalaza fa noho ireo olona maro tonga tany, delegasionina vahiny sy mpanao fihetsiketsehana, no nahatonga izany…

    Ho hitantsika ny tohiny amin’io hetsika famoriambahoaka amin’ny 26 jona 2021 kasaina atao eo Imahamasina io…

    Mankasitraka Tompoko

  • 23 juin à 12:48 | pisokely (#9950)

    miarahaba vohitra..
    ny olana eto mada, dia olona tsy tokony aminy toerany no maka fanapahan kevitra.. ovian tany no filohampirenena no maka toerana dokotera ? dia manaiky an izany daholo ny rehetra..
    dia lasa manampahaizana koa ny hafa, ry isandra zany moa dia mirediredy... tsy hainy akory ny zavatra lazainy... maka hevitra aminy dokotera namany angamba izy, saingy hita fa tsy azony mihintsy ny fanazavana ataon ny namany...
    dia mivaralila ny firenena e....
    na afana ny andro, na hangatsiaka, ny tsimoka aretina tsy maty fa matory. Tsy fantatra akory aza hoe matory tokoa ve satria hafenina ny marina... ny loza anie, dia ny aretina mifindra tsy azo afenina e.. afaka mandainga aminy sala isa, fa ny marary hitombo miafina, ny maty ho faty ihany..... saingy ny malagasy mahantra dia vizaka, tsy sahy manohitra intsony satria mafy ny fiainana... dia midoika ry isandra fa tsy misy milahatra intsony... mandrora mitsilany e.. mila taona maro vao maty ny tsimoka aretina ( foyer).. nefa dia tsy hain dry zareo zany.. indrisy sendra zay dondrona..... ny lakana anie tsy mahalala andriana e... rehefa mivadika ny lakana, dia lena daholo...

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS