Dernière situation de la Covid-19 du 14 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 18
Décès : 02
Décès : 02
- Analamanga : 02
Nouveaux cas confirmés : 18 cas trouvés sur 517 testés
- Analamanga : 16
- Vatovavy Fitovinany : 01
- Amoron’i Mania : 01
Formes graves : 77
Cumul du 23 mars 2020 au 14 juin 2021
- Contaminés : 41 966
- Guéris : 41 358
- Décès : 891
- Tests : 210 039
Vos commentaires
Hors-sujet :
dsl, ça n’a rien à voir avec l’article mais c’est pas grave, le monde a le droit de savoir : vu sur Internet.
https://www.facebook.com/patrick.raharimanana/posts/10221168268257081
https://www.facebook.com/groups/616012189011168/permalink/856527501626301/?sfnsn=scwspmo
Miarahaba Rainingory,
Inona moa no azo lazaina afatsy ny hoe " rehefa mangina ny vatolampy dia angeren ny vorona "...
Tsy maintsy miainga fa antomotra sy miroso tsy azo afenina ny raharaha SMMC...
Ny masoivoho koa moa dadatoan ilay fantatrao, ary minisitra tao amin ny fitondran i deba na dia leader aza...efa fomba hatrany amin ny Arema io mametraka olona efa maloto any amin ny masoivoho io
Ny amin ilay iraika lahy indray, mikatona hono ny fifandraisana anhabakabaka nefa ny Air France sy ireo akaiky vilany afaka mifamezivezy foana, andeha haka ny fianakaviana sy ny namany hanao fety hiogaoga aty antanana amin ny balarora amin ny 26 indray e !
Iray ihany no lalana hivoahana amin izao raha vonona...rehefa mbola tsy vonona dia samy mihinan IEM aniny eo e !
Izany hoe na handeha hanao vakisiny na efa vita vakisiny daholo izy ireo fa ny Malagasy no ataony miesona amin ny C-Voplos sy tambavy ranon IEMany eo !
Izy koa tsy hiaritra amin ny Covishield eo akory !
Miarahaba Vohitra,
Fety atsy ho atsy izao, norm be raha mampirefotra tsipoapoaka ;-)
Tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataon’i DJ tsy ampy solaitra izay feo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
indrindra ireo toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Avy amin’i Vohitra (#7654)
vomanga tondrahana goutte a goutte
rano fisotro anaty sachet ( enga anie mba tsy ho poizina mifono sachet)
helicoptere vaovao omena ny Faritra Androy sy Anosy
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Inona indray no voandalana entina avy any ampita any rehefa avy maka toromarika any Frantsa any e ?
Atao ahoana moa fa ny eto Madagasikara dia toerana fanaovana asa fampiesonana fotsiny fa ny tena hoaviny sy fonenany efa homanina dia any frantsa ihany e !