Dernière situation de la Covid-19 du 29 mai 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 32
Décès : 06
Décès : 06
- Analamanga : 02
- Atsinanana : 01
- Alaotra Mangoro : 01
- Matsiatra Ambony : 01
- Vakinankaratra : 01
Nouveaux cas confirmés : 32 cas trouvés sur 262 testés
- Analamanga : 12
- Diana : 01
- Alaotra Mangoro : 07
- Atsimo Andrefana : 02
- Vatovavy Fitovinany : 05
- Anosy : 02
- Ihorombe : 02
- Androy : 01
Formes graves : 188
Cumul du 23 mars 2020 au 29 mai 2021
- Contaminés : 41 266
- Guéris : 40 287
- Décès : 835
- Tests : 202 882
Vos commentaires
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova.
Fitiliana : 262
Namoy ny ainy : tsy mihaotra ny rantsan-tànana roa toy ny mahazatra !
Zaza miana-manisa ny foza fa tsy sanatria fanirina ny ho be ny maty sanatriavina.
Vaccination Covid-19,
Au 26 mai, 15-ème jour, moins de 10% des 250000 commandés ont été appliqués, exactement 20190 dose-injections,
Source : Min Santé selon i-BC du 28 mai 2021,
>=07:58
par i-BC TV
Au 31 Mai, il reste 18 jours de validité au vaccin.....
Combien y aura t il de vaccinés au 17 Juin, 40 000, 50 000 ?
Et que fera t on des vaccins restant, direct à la poubelle alors que des milliers de gens attendent d’être protégés.
C’est vraiment abuser mais il reste le CVO+ au choix, en tisane, en gélule, en poudre et en suppositoire pour faire passer la pilule du DJ BAC-7.
Fa ny mahagaga dia izao : aseho ny isan ny tranga vaovao isamparitra, ny eto Antananarivo aza moa dia lazaina isaky ny Distrika mihintsy izany...koa nahoana ary, efa herintaona mahery izao, no tsy lazaina mihintsy ny isan ny fitiliana natao isamparitra ?
Ny antony mazava dia mba tsy ho fantatry ny mpitazana fa vitsy dia vitsy ny fitiliana atao isamparitra, sy mba tsy hahafantarana fa misy Faritra hanaovana fililiana betsaka mihoatra amin ny hafa...ary koa mba tsy hahafantarana fa tsy manaraka manao fitiliana ireo " cas contacts " akory anie ny tomponandraikitra...
JAMBA ANGAHA NY OLONA ! JEREO AMIN’IRENY RESAKEHY OMALY IRENY.