Dernière situation de la Covid-19 du 25 mai 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 62
Décès : 07
Décès : 07
- Analamanga : 03
- Alaotra Mangoro : 01
- Matsiatra Ambony : 01
- Vakinankaratra : 01
- Melaky : 01
Nouveaux cas confirmés : 62 cas trouvés sur 384 testés
- Analamanga : 37
- Atsinanana : 02
- Diana : 01
- Matsiatra Ambony : 08
- Vatovavy Fitovinany : 02
- Menabe : 01
- Anosy : 03
- Ihorombe : 01
- Itasy : 01
- Sofia : 06
En traitement : 475
Formes graves : 212
Cumul du 23 mars 2020 au 25 mai 2021
- Contaminés : 41 061
- Guéris : 39 769
- Décès : 817
- Tests : 201 391
Vos commentaires
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
Avy amin’ny namana "poiuyt (#584)"
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
... Sao misy mazoto ny hanoy.
"Baolina kitra" et "Dribble Pervers"
contrairement aux irrités, j’ai accueilli avec une relative mansuétude le retour de Karim Benzema en équipe de France, estimant qu’il avait été largement puni de sa période racaille, qu’il avait mûri, que sa sélection avait dû faire l’objet d’un sérieux briefing de la part de Deschamps, et considérant bien sûr ses qualités sportives qui sont manifestes à Madrid
le choix, la même semaine, du rappeur Youssoupha pour représenter musicalement la France dans la compétition à venir vient jeter en revanche un aspect à la fois beaucoup plus clair et beaucoup plus abject sur l’idéologie racoleuse des macronnards à la manoeuvre dans tout ce remue-ménage de fond de poubelles
le rappeur, qui s’est notamment distingué par des paroles (certes nimbées de l’alibi artistique, admettons) appelant à la mort de "Mr Ouin- Ouin" ou au viol de "La Souillon" dans un registre relevant surtout de la psychopathie délirante et des habituelles obsessions d’une sous-culture aussi geignarde qu’agressive, pose un réel souci
enfin, ce choix, défendu sans vergogne et avec vice par la Macronie et ses sbires apparentés, Roxana Maracineanu en tête, laisse apparaître le vrai sens de tout cela : racler les fonds de tiroirs et de commerce électoralistes communautaristes, caresser la racaille dans le sens du poil, s’indigner de manière surjouée et théâtrale des réactions normales de colère suscitées par ce choix aussi inepte que tordu. Bref, cliver, fracturer, déconstruire, encore et toujours, la société française
Roxana Maracineanu, curieusement, nous avait habitués à faire avec une pudibonderie de Grande Inquisitrice la chasse aux chants paillards dans les stades, ceux chantés par le brave populo qui vote mal, au point d’ailleurs qu’elle ne peut plus y mettre les pieds sans se faire huer par les supporters, sous prétexte de lutte contre l’homophobie ou que sais-je encore
curieusement, les appels à peine déguisés au meurtre ou au viol, proférés par la nouvelle idole musicale, dès lors qu’il s’agit d’adversaires politiques, ne sont pas un problème pour ces gens dont je redis que le vernis droitard n’est qu’un attrape-nigaud et que le fond n’est que la pire forme, perverse et stupide, de la racaillo-complaisance qui seule lui a permis de s’installer momentanément ( ? ) au pouvoir
rappelons également qu’en matière de lutte contre l’homophobie et contre le sexisme dans le sport, l’exécutif et sa représentante sportive Maracineanu se sont montrés bien silencieux sur la condition des homosexuels ou des femmes en terres islamiques comme au Qatar où se tiendra la prochaine Coupe du monde
ces gens-là sont tordus, cela commence à beaucoup se voir ... vivement la quille !
prenez soin de vous et bonne
vie
Efa tapabolana aorian ny nanombohana ny vakisiny ve dia mbola tsy misy tatitra ofisialy foana hatramin ny androany e ?
Fa misy mbola tarehimarika hokirakiraina indray koa angaha ao ?
Ry zareo tany Sud Soudan dia vakisiny miisa 70.000 no naveriny nalefany any amin ny OMS omaly fa efa antomotra ny ho lany daty...
Ary ahoana ny fanadihadiana mikasika ilay dokotera tao Fianarantsoa lavo iray andro taorian’ny nanaovana vakisiny azy ?
Miarahaba,
"Mbola ho nofinofy ihany" hira’ny Railovy fahiny ...
Foza hanao tatitra ? Ranon-dolana fanary no avoakany eo ary fandemen-tsaina entina hilazana fa manao izy satria heveriny fa bado tsy afaka mamakafak avokoa ny Ambanilanitra ka azony itantarana izao laingy atambo rehetra izao.
Adinonao ve ny fahendren’ny Fahiny nampianatra ny ankizy manisa manao hoe : Isa ny amontana, roa ny avivy ... boto kely matavy ny toko, LAVA-TANA-TSY MIASA NY FOZA !
Hendry ny Ntaolo ary nahay NAMINANY, ny kaondrana mpisolelaka mpilelaka anefa faly mirehareha fa foza hono izy.
Mieux vaut tard que jamais !
https://www.lci.fr/sante/en-direct-covid-19-vaccination-sanofi-lance-les-essais-a-grande-echelle-de-son-principal-projet-de-vaccin-anti-coronavirus-2187011.html
Loza , loza…
Ny valanaretina moa efa io izy io, efa miatrika izany ady izany izao tontolo izao ankehitriny, fa misy indray koa mbola manampy trotraka ny olana vokatry ny biby…ny aty amintsika dia ny Foza no tena manimba na eny antsaha na eny an-tanàna…
Fa ny any Australie dia ny totozy (Mouse) no tena mamely ankehitriny, andiany marobe mihintsy mamely any amin’ny tapany atsinanana any Australie ankehitriny, avy hatrany moa dia 50 tapitrisa dolara no vola natokana hoentina miady amin’ny totozy…
Mitovy ny fandripahana ataon’ny Foza sy ny totozy…
Vohitra,
Misaotra anao nampiseho mibaribary ny toe-tsaina lomorina ananao, tena mampitovy tanteraka ny mpiray tanindrazana(raha mbola mihevitra ho mpiray tanindrazana), na atao hoe olombelona toa anao amin’ny biby mpandrava toy izany.
Toa ny olona farany nanana toe-tsaina toy izany i Hitler, raha tsy diso aho.
Ahoana moa no hisy fandrosoana sy fiaraha-monina ho vanona amin’ity firenena ity, raha misy sokajin’olona manana toe-tsaina lomorina toya izao, izay mihevitra ny hafa ho tsinotsinona fanetry be ny firenena fotsiny mendrika ny horinganina,...tahakan’ny voalavo mpanimba ny voly.
Ny karazambiby « Procambarus sp. » antsoina hoe foza orana…
Ary ny filamatra tahafin’ny foza miainga amin’ny fanimbana ataon’ity biby iray ity…
https://www.madagascar-tribune.com/Breve-theorie-de-la-fozacratie,17036.html
Ary ny fihetsika sy toetsaina tahafin’ny foza eo amin’ny fiarahamonina…
https://www.madagascar-tribune.com/Le-trafic-d-influence-comme-forme-de-collaboration-des-deputes-avec-le-pouvoir.html
Ary ilay tena foza orana mpanimba ny tontolo misy azy…
par tuco131
Vohitra,
Fanontaniana :
Hihihi Tsy tratran’io fahasimban’ireo toe-tsaina ireo ve ireo znak’andriana ?
PS : Marihina fa ny antony nanomezan’ny mpomba an-dRavalo hoe Foza ny "révolution orange", dia satria toa olona mavomavo sy maintimainty(Ambanintanana sy Cotiers) no ankabeazan’ny tamin’izany sy betsaka ihany koa no tsy avara-pi. Satria ny zavatra somary ambanimbany tamin’izany dia nolazaina hoe foza, ny telefaona mora : telefoana foza, ny poketra mora : poketra foz, ny hira malaza hoa’ny sarambam-bebahoaka tsy dia tsara ny toniny : Hira foza, sns.
Ny Tanora eny an-tanan-dehibe izay nametaka io solon’arana io, tsy mahita izay atao’ny fozaorana any Ambanivohitra any, izay hoatra’ny biby rehetra rehefa bestaka loatra dia mandrava izay hadalovany, ohatra valala, fody, ny voalavo, sns, fa mety tsy ilay biby no efa hoe mpanimba.
Vohitra,
Zanak’andriana ngeza sy malza : Simba toe-tsaina, Louis Ranjeva. Foza koa izany ?
Antsoin’ity sagnana ity daholo izay loko rehetra sisa mba entina hamatsiana lainga sy hanodinana resaka...mavomavo, maintimainty...fa tsy soratany mihintsy ny loko volomboasary...
Mahagaga an !