Dernière situation de la Covid-19 du 28 avril 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
Cas confirmés : 186
Décès : 06
Décès : 06
- Analamanga : 05
- Matsiatra Ambony : 01
Nouveaux cas confirmés : 186 cas trouvés sur 1 862 testés
- Analamanga : 119
- Alaotra Mangoro : 05
- Diana : 07
- Atsinanana : 03
- Vatovaty Fitovinany : 01
- Atsimo Andrefana : 21
- Menabe : 02
- Bongolava : 02
- Anosy : 08
- Ihorombe : 01
- Betsiboka : 01
- Sofia : 07
- Boe,y : 01
- Matsiatra Ambony : 09
En traitement : 5 040
Formes graves : 493
Cumul du 23 mars 2020 au 28 avril 2021
- Contaminés : 36 696
- Guéris : 31 019
- Décès : 637
- Tests : 181 638
Vos commentaires
Retour du chiffre "6" !.
Pour amuser la gallerie demain
Fa nahoana no mbola nampidirina ihany indray koa ny sidina avy atsy amin’ny nosy La Réunion omaly e ?
Efa io hiarahana mahita io no nitranga tamin’ny fampidirana ilay sidina ny 26 avrily teo !
Fa inona ihany ity e ?
Hatosika ho any amin’ilay Firaisampo ve ny Malagasy sa ahoana e ?
Dia rahoviana no atao indray ny fitiliana sy fandefasana ny singa "échantillon" hanaovana séquençage génomique hitarafana raha efa tafiditra eto ny variant avy any Brésil sy avy any UK ? Sidina no resaka eto fa tsy botry intsony...
Izao ve izany ilay hoe " tsy fantatrareo androany fa ho fantatrareo ihany amin’ny ampitso" ?
MPAMOSAVY NGE OAH REO E !!!
ireo devoly mpilelaka dia mbola mandrobo an’ty cocovid ty ihany.
Matokia ianao fa hiteny ndray zao ikala imbecile fa azo antoka ny fanaraha-maso ireo olona tonga teto ireo.
Izao asa tsy vanona ataon’reto devoly reto zao mihintsy no tena manakorotan-tsaina ny vahoaka fa tsy izaya resaka MARINA ataon’ny MMMMMIIIIIAAAAARRRRRAAAAA-----MMMMMAAAAANNNNNOOOOOJJJJJAAAAA.....
Samia velonaina.
Assalaamo alaikoum
Diso hevitra tanteraka ianao Andriamatoa filoha mitompo teny fantatra amin’ny toro-herivitran’ny mpiasampanjaka mpanao TELOPOLO ANDRO FANJAVA RAIKY mamporisika anao ireo satria ny miditra any amposiny no jerena fa tsy ny fahasahiranan’ny vahoaka mpitrongy vao homana nifidy anao ho amin’io toerana io.
RECORD SILENCE
oupsss
NO COMMENT