Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 16 octobre 2021
Antananarivo | 22h24
 

Santé

Santé publique

Covid-19 : Bilan épidémiologique

mercredi 21 avril

Dernière situation de la Covid-19 du 19 avril 2021

NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.


- Cas confirmés : 404
- Décès : 11


- Décès : 11

  • Analamanga : 04
  • Diana : 03
  • Sava : 02
  • Anosy : 01
  • Ihorombe : 01

- Nouveaux cas confirmés : 404 cas trouvés sur 1 603 testés

  • Analamanga : 329
  • Atsinanana : 19
  • Diana : 07
  • Alaotra Mangoro : 02
  • Haute Matsiatra : 14
  • Vakinankaratra : 01
  • Sava : 13
  • Atsimo Andrefana : 04
  • Vatovavy Fitovinany : 08
  • Analanjirofo : 03
  • Androy : 03
  • Atsimo Atsinanana : 01

- En traitement : 6 342
- Formes graves : 319

- Cumul du 23 mars 2020 au 19 avril 2021

  • Contaminés : 33 202
  • Guéris : 26 297
  • Décès : 563
  • Tests : 169 863

59 commentaires

Vos commentaires

  • 21 avril à 07:55 | Shalom (#2831)

    Na dia eo aza ny loza mandindona aterak’ity valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy ny teny nataony.

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena

    TRAGEDIE DU ROI CHRISTOPHE (DJ TSY AMPY SOLAITRA)

    IZA AMIN’IRETO ARY NO TANTERAK’I DJ Roi Christophe ?

    Valin-teny tsotra no angatahina : vita, tsy vita na mbola tsy vita.
    Mijanona ity lalao ity rehefa miala eo amin’ny toerany io fitondrana fopla io.

    - Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
    - Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
    - Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
    - 200 000 ar ny karama farany ambany
    - Bulding marobe
    - 50 000 logements
    - 4x4 afaka mananika tendrombohitra
    - Drônes miady amin’ny dahalo
    - Miami
    - Côte d’Azur
    - Parking EPP
    - Tanamasoandro
    - Piscine olympique
    - Puce-n’omby
    - Tramway
    - Fambolena Coton Tuléar
    - Paris (Antsihanaka)
    - Fizarana tany 1ha isan’olona
    - Angidimby 10
    - Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
    - Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
    - Panneaux solaires anti-delestage
    - Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
    - Fampianarana maimaim-poana
    - Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
    - Asa ho an’ny rehetra
    - Indostria ho an’i Madagasikara
    - Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
    - Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
    - Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
    - Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
    - Ny spoaro, rehereham-pirenena
    - Ady amin’ny kolokolo
    - Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
    - Orin’asa isaky ny faritra 22
    - Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
    - Kit scolaire + feutre (???)
    - Comptoir d’Or de la BFM
    - Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
    - Ho foanana ny sénat
    - Oniversite isam-paritra
    - Karniem-pokotany misy "CODE BARRE" manara-penitra
    - Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
    - GasyCar
    - Kianja manara-penitra
    - Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
    - Ozinina momba ny fambolena any Itasy
    - Drônes
    - RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
    - La plus grande cimenterie d’Afrique
    - Usine éthanol Ambilobe
    - Locomotives FCE avec les Wagons ...
    - Flyover Antananarivo andrefana
    - Ordinateur par Fokontany
    - Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
    - Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
    - Digitalisation bourses d’études
    - Plan Marshall
    - Iles Eparses

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

  • 21 avril à 07:56 | Shalom (#2831)

    Na dia eo aza ny loza mandindona aterak’ity valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy ny teny nataony.

    Tsy adino velively ny Velirano miseho isan’andro : Aoka tsy ho adino ny tsiahy mahazatra sy zava-misy marina mikasika ny raharaham-pirenena :
    Ireto ny toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :

    - MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
    - Ireo mpikaraman’ady "serbes"
    - Kianjan’ny Demokrasia
    - 26 janoary 2009
    - 07 febroary 2009
    - Bonbon sisety
    - Resaka doublon
    - Gadra tany Farfangana
    - Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
    - Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
    - Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
    - Miaramila tany Amparafaravola
    - Ecrans plats (MinInter)
    - Resaka Rolly Maercia
    - Volamena tatsy Morisy
    - Volamena tatsy Comores
    - Satro-boninahitra Ranavalona
    - Volamena 73,5 kilao
    - Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
    - Ny vidin-tsolika
    - Ny delestazy
    - Ny rano maloto
    - Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
    - Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
    - Varotra ny Nosy Mitsio
    - Fifanekena amin’ny sinoa
    - Vy any Soalala
    - Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny mpianatry ny anjerimanontolo Toamasina
    - Tsy fandoavana ny karama 4 volana an’ny mpiasan’ny anjerimanontolo Toamasina
    - Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
    - Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy

    ... Sao misy mazoto ny hanoy.

    • 21 avril à 08:13 | Rainingory (#11012) répond à Shalom

      Miarahaba Shalom,

      Mankasitraka tsy mahatapaka ity fampahatsiahivana.

    • 21 avril à 13:08 | Isandra (#7070) répond à Shalom

      Poutre,

      Angambany déformation professionnelle, tany ampiangonana na tany amin’ny miaramila, mpamaky liturgie no asany. Dia io mamerina ny asany eto io.

  • 21 avril à 08:00 | Shalom (#2831)

    Misy ny matik’ambo kanefa noho ny hadondronany dia miteniteny foana : "... en moyenne 2000 tests par jour".
    Ny mpandainga ihany no samy mifanohana hatrany an-tampony ka mandrak’itony dondrona mpisolelaka mpilelaka mikorisa amin’ny tany no sady tsy ampy solaitra ka tsy mahay afa tsy ny manao "koipE / kolE itony" itony.

  • 21 avril à 08:12 | Ketrika (#11149)

    Mba ataovy marina le antotan’isa Tompoko fa manjary mamita-bahoaka

    • 21 avril à 10:13 | lysnorine (#9752) répond à Ketrika

      Re | Ketrika 21 avril à 08:12
      « Mba ataovy marina le antotan’isa Tompoko fa manjary mamita-bahoaka »

      Toy izao ny tarehi-marika avy amin’ny “COVID-19 Dashboard by the Center for Systems Science and Engineering (CSSE) at Johns Hopkins University (JHU)”, androany Alarobia 4/21/2021-UPDATED at 12:21AM
      https://gisanddata.maps.arcgis.com/apps/opsdashboard/index.html#/bda7594740fd40299423467b48e9ecf6

      – MADAGASCAR CASES : 33,202 [ 404] na 1,175/1,000,000 ;
      DEATHS : 563 [ 21] na 20/1,000,000
      Izao no azo itarafana azy any amin’ny tany efa mampiasa ireo vaksiny lanin’ny mpitondra Malagasy :

      – GLOBAL CASES :142,650,677 [ 357,291] na 18, 300 /1,000,000 ;
      DEATHS 3,041,923[ na 390 /1,000.000

      1 USA CASES : 31,792,110 [ 41,074] na : 95,610/1,000,000 ;
      DEATHS : 568,461 [ 590] na : 1,709/1,000,000

      2 INDIA CASES 15,321,089 na 11,015/1,000,000 ; ;
      DEATHS : 182,553 [ 2023] na 131/1,000,000

      – ISRAEL CASES : 837,357 [ 48] na 95,570/1,000,000 ;
      DEATHS : 6,345 [ 3] na 724/1,000,000

      – CHINA CASES : 102,293 [ 21] na 71/1,000,000 ;
      DEATHS : 4,845 [ 0] na 3-4/1,000,000

  • 21 avril à 08:31 | Shalom (#2831)

    Mahalasa saina isaky izay andro misokatra ny fitondran-tena sy ny fanapahan-kevitr’ity fitondrana ity. Toa zary tandra-metatra fa tsy misy ny fandinihana eny fa na dia natao narahin-tehana tsy misy ohatr’izany aza ny resaka "recrutement par CV" nataony taona vitsy lasa izay.
    Dia toa izao ve no mba fomba fiasa sy vaha-olana aroson’ireny mpiray tanindrazana heverina ho nianatra ireny ? Sa na nahita fianarana aza, rehefa baikon’ny tsy ampy solaitra dia lasa misaina tsy ampy solaitra toa azy ihany koa ?

    i- Jereo ny resaka JIRAMA : tsy mandeha amin’ny laoniny ary mandiso fanantenana ny rehetra. Ny vaha-olana aroson’ny fitondrana, indrindra f’ilay tale "centralien" dia ny fanovana ny endriky ny faktiora. Fanapahan-kevitra toa izany ve no nampianarina tao amin’ny "Ecole Centrale" ?

    ii- Eo ny resaka vidim-bary, olana ho an’ny Ambanilanitra isan’andro izany. Inona no vaha-olan’ilay minisitra ? Ny endriky ny kapoaka no novany : kapoaka manara-penitra. Manozongozon-doha ny tena mahita fanapahan-kevitra toa izany : fa dia olona nianatra taiza na notezain’iza no dia sahy mihevitra toa izany ?

    iii- Njay ity fa mirongatra ny valan’aretina, inona no fanambaran’ilay filou mpitondra ?
    Hanao fasana.
    Olona tsy notezaina tamin’ny fomba maha-malagasy tokoa ity olona ity ; mba azony an-tsaina ve fa ny malagasy dia milevina an-tanindrazana nihaviana ? Izay no tena dikan’ny "famadihana" fa tsy hoe fangataham-pitahiana velively araka ny fitsaran’ireo misionera vahiny tonga teto fahiny.
    Dia ahoana no ahafahan’ny tompon-drazana mamantatra ny azy ao anatin’ireo faty maro, koa tsy loza ? Saingy sendra ny tsy ampy solaitra amin’ny lafiny rehetra isika ka na dia ny maty aza vingavingaina.
    Ny faniriako dia halevina anatin’io fasana faobe io ny Razakandisa sy Rajoelina mianakavy.

    • 21 avril à 08:49 | Rainingory (#11012) répond à Shalom

      Raha nihaino ny fanambarana nataon’ny olondehibe iray tao amin’ny fandaharana miara-manonja diaspora ianao omaly dia voalaza fa tsy nisy ligne budgétaire hatrany amboalohany ny fisorohona ity valan’aretina ity tao amin’ny lf nolaniana farany, midika izany fa nohiniana nambaniana ny fiantraikany.
      Avelako ianao no misintona ny lesona tsoahina amin’izany.

    • 21 avril à 12:18 | Isandra (#7070) répond à Shalom

      Rainingory,

      Ilaina fahaizana ihany koa ny famakiana anio budget io, fa tsy hoe izay mahay malaky teny rehetra izao, dia afaka mahatakatra azy.

    • 21 avril à 12:21 | Isandra (#7070) répond à Shalom

      Mba nihaino ny fomba nanadihadian’ny Del azy aho, dia fehomehezana no betsaka. Tsy hainy akory hoe misy domaine iray ohatra ny Agriculture mety ministera maro no voakasika, ka mitsinjara arak izay koa ny budget, fa ny azy mifototra amin izay takatran’ny lohabeny.

    • 21 avril à 21:00 | Rainingory (#11012) répond à Shalom

      Isandra,
      Mihomehy aho fa hitako fa tsy fantatrao akory ilay olondehibe nanao famelabelarana resahiko 😄.

  • 21 avril à 08:50 | Shalom (#2831)

    Nanoratra teto aho tsy ela a kory nilaza ny resaka fanafarana vaksiny ho an’i Madagasikara.
    Nilaza aho f’efa vonona ireo vaksiny ireo ary miandry ny fijoron’ny HCC vaovao dia ho tonga izany.
    Zendana ny sanany nahita io soratro io ka nanoratra manokana taty amiko nanontany fanazavana.
    Averiko fa miandry io fijoron’ny HCC io izay toa amin’ny faran’ity volana ity raha tsy diso ny tadidiko fa efa nisy tokoa ny fanafaran’izany.
    Iza no niantoka ny vola ? Aleo izy nikarakar’izany no hilaza azy fa tsy afaka ny hitolo-tena hanamarina na handiso izay nataony ny tenako.
    Ny fantatra fotsiny dia ny masoivohon’i Madagasikara any amin’ilay firenena mpamokatr’ilay vaksiny no nanao ny fifampiraharahana sy ny sonia.
    Koa raha vita ny sonia sy hoe efa vonona ireo vaksiny, tsy efa vita ve izany ny resaka vola ?

    Fanontaniana sendra mandalo ny saiko eto am-panoratana : ary mba aiza ilay "fondation DJ tsy ampy solaitra" e ? Toa tsy hita izay avoakany kanefa dia nitatatata ery ny filazana ny fanokafan’ilay izy ! Sa dehadehaka foana toa ny mahazatra ?

  • 21 avril à 09:17 | MALIBUC (#9345)

    Ben oui, ou est la fondation du DJ BAC-7 ?
    Peut être qu’il n’y a plus d’argent et qu’il a vidé les comptes pour ses propres dépenses, fallait bien payer l’écolage en Suisse.

  • 21 avril à 09:43 | I MATORIANDRO (#6033)

    FAILED STATE.

    Mpitondra tsy mahay ninin ;

    MMMMMIIIIIAAAAALLLLLAAAAA.

    @ ZOMA 23/04/21 @ 12 ka @ 2 ora hariva MIARA-MAMPANENO ANJOMARA SY KIAKIAKA hanairana izao tsy fanajariana ataon’reto dondrona reto.

  • 21 avril à 10:11 | I MATORIANDRO (#6033)

    mbola te hanolo kevitra an’reto cocovid reto ihany ahop.

    fantatra fa efa tapi-dalan-kaleha ianareo.

    Soso-kevitra

    "ANTSOY DAHOLO HIARA-MIVORY ENY MAVOLOHA DAHOLO NY HERY VELONA REHETRA ETO @ FIRENENA, INDRINDRA NY MPANOHITRA ANAOVANA FAKAAN-KEVITRA MAHAKASIKA NY TOE-JAVA-M%ISY REHETRA IAINAN’NY FIRENENA ANKEHITRINY"

    Ataovy @ ty herinandro ty io fihaonana io raha te-hanao. MMMMMAAAAAIIIIIKKKKKAAAA

    mba azon’le tsy mahay ninin reto ndray ve zao zany reska atao zany ???!!!

    • 21 avril à 10:16 | ASSISE (#10453) répond à I MATORIANDRO

      COCOVID

      Sady tsy mihaino io no tsy misaina.

      Aza mandany andro mampisaina an’io e, tsy maintsy tonga eo aminy fotsiny io hevitra io rehefa tonga ny andro farany. Indrisy tsy hanova ny atontan’isa mihintsy anefa izany.

    • 21 avril à 10:20 | I MATORIANDRO (#6033) répond à I MATORIANDRO

      @ ASSISE

      Mba misy efa manomboka mibebaka sy mamaky Baiboly kosa ange hono reo devoly sy zana-devoly miray afo be aminy ao e !!!

    • 21 avril à 11:39 | ASSISE (#10453) répond à I MATORIANDRO

      Misy anie ao fa tsy mampihontsina azy e !

      Tsy ampahafiriny izy ireo, eny fa na maro aza, tena voafehy.

      Mipitika izay tsy tia hitavana intsony, anefa tsy mbola nisy izany niala an-daharana izany.

      Ethique 0.

  • 21 avril à 10:39 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    Assalaamo alaikoum

    Le Tableau de Bord du covid-19 concernant des centaines de milliers de personne est présenté tout le jour sur mt.com n’est-ce pas ? Est-ce qu’il aide les dirigeants dans leurs prises de décision dans le cadre de la luttes contre cette pandémie ?
    Quid des Tableaux de Bord sur le plan socio-économique concernant le sort du reste de la population Malagasy soit plus de 25millions d’âmes ?

    • 21 avril à 12:44 | ASSISE (#10453) répond à plus qu’hier et moins que demain

      Tout ce tableau est le travail des dirigeants de l’Etat.

      Qui d’autres que ces derniers pourraient mieux exploiter celui-ci ?

  • 21 avril à 11:20 | Vohitra (#7654)

    Efa milatsaka ny maripana ankehitriny, ary efa mitsoka ny rivotra mangatsiaka fahita rehefa vanimpotoana ririnina, ary rehefa hariva sy ny maraina, dia tsapa tokoa fa efa ao anatin’ny andro mangatsiaka tokoa isika…

    Mitombo sesehena toy izany koa ireo marary tratry ny aretina Covid-19, mihanaka tsy miato tokoa ilay aretimifindra mandoza ankehitriny, ary azo lazaina tsy mihambahamba, fa raha ny eto Antananarivo fotsiny, dia samy misy tranga hahitana valanaretina mihanaka avokoa ny Fokontany rehetra ankehitriny.

    Ny filaharana fanafody eny amin’ny mpivarotra fanafody dia misy hatrany, ny olona mototototo sy mbola mivezivezy mitady vola hividianana fanafody dia maro tokoa, satria na nolazaina aza fa maimaimpoana izany fanafody izany, dia samy mahita sy mahafantatra fa mahalana sy vist tokoa izany fanafody zaraina maimaimpoana ho an’ny marary izany eny amin’ireo tobimpitsaboana izay sahanin’ny fanjakana…

    Mipetraka ary ny fanontaniana : mety noho ilay fanjakana mahantra tsy manambola ve no mahatonga ny fanafody tsy misy sy tsy ampy zaraina maimaimpoana ho an’ny marary rehetra ?

    Amiko izany dia tokony ahato, hajanona, hatsahatra, ary hahantona aloha, ny fanamboarana kianja fanatanjahantena sy kianjan’ny kolontsaina sy fotodrafitrasa rehetra tsy mamokatra fialamboly manerana ny Nosy, ary atodika ahompana tanteraka amin’ny fiatrehana ity aretina ity ny vola amin’izany…

    Tapahana ilay fitomboana 13 % teo amin’ny karama omena ny mpiasampanjakana nanomboka ny taona 2019, ary aleha ihany koa any amin’ny fiatrehana ny ady amin’ny aretina ankehitriny…

    Fa ahoana moa no mbola handoavan’ny fanjakana ny karaman’ireo mpiasampanjakana matotoa miisa 23.400 ankehitriny, fa nahoana no telo andro monja ny fanjakana dia afaka nilaza fa misy mpianatra matotoa 40.000 ao amin’ny Oniversite Malagasy, koa nahoana rehefa mpiasampanjakana matotoa dia roa taona mahery izy tsy mahavita manafoana ireo matotoa ireo mihintsy ? Aza adino fa ny taona 2019 no nambara fa misy an’ireo matotoa marobe ireo ao amin’ny mpiasampanjakana…sa kosa matotoa avy ao amin’ny AV 7 izy ireo, sa matotoa nandatsabato tamin’ny fifidianana ?

    Izany ezaka sy fanapahankevitra rehetra izany dia tokony horaisina satria tsy miafina mihintsy ankehitriny fa dia tena…reraka sy marefo ary sahirana ara-bola ny fanjakana Malagasy…ka tsy afaka intsony tena miompana any amin’ny fiatrehana maimaimpoana ny fahasalamambahoaka…

    • 21 avril à 13:19 | vazahagasy taratasy (#10911) répond à Vohitra

      Hoy ianao Vohotra,
      "tena…reraka sy marefo ary sahirana ara-bola ny fanjakana Malagasy…ka tsy afaka intsony tena miompana any amin’ny fiatrehana maimaimpoana ny fahasalamambahoaka…"

      Fa lasa aiza ireo vola rehetra nomen’ny firenena fanampiana ? Raha mbola misy kely fitiavan- tanindrazana dia avereno avy any @ banque miafin’ny tsirairay avy ireo hiompanana @ fahasalamambahoaka !

    • 21 avril à 13:38 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      @ vazahagasy taratasy,

      Efa hena lasa any antanan ny saka anie izany resahanao izany e !

      Hatramin izao anie ka tsy misy tatitra antsipiriany mihintsy mampiseho ny fampitahana ny vola nivoaka (decaissement) sy ny fampiasana sy nandaniana azy (marches publics et acquisitions), ary ny fotoana nampiasana ny vola nomena sy nindramina mihintsy e !

      Ohatra iray ity : atao inona alefa any amin ny Jirama ohatra ny vola 800 miliara Ariary tokony hoentina hiady amin ny Covid ?

      Iza nefa moa no namotika sy nandroba ary nahita tombontsoa tamin ny fahapotehan ny Jirama io ?

      Hena efa lasan ny saka hoy aho...

  • 21 avril à 11:42 | pisokely (#9950)

    bjr.
    l hiver approche.. climat et environnzment favorable a la propagation des maladies virales.. les chiffres avances sont denues de sens.. d autant plus que les tests sont ridicules 1800 test pour 25 000 000 d habitants.. et ils ont des techniciens diplomes ???? je reste perplexes a la lecture des post de arsonit et vohitra, shalom,... . comment un vrai technicien peut cautionner de telles aberations ???

    • 21 avril à 12:31 | Isandra (#7070) répond à pisokely

      Pisokely,

      C’est pourquoi, il faut renforcer davantage nos protections :

      - Le respect des gestes barrières,
      - La prise régulière de remède préventif qui rend les anticorps plus résistant, avec la bonne dose.

    • 21 avril à 20:18 | lysnorine (#9752) répond à pisokely

      FANAFODY FITSABOANA ANY AN-TOKANTRANO FA TSY TSINDRONA « VAKSINY » !
      Re Isandra 21 avril à 12:31 répond à pisokely

      « La prise régulière de REMÈDE PRÉVENTIF qui rend les anticorps plus résistant, avec la bonne dose »
      Asa na ahoana na ahoana no handraisan’ ny MPITSABO MALAGASY – sy ny mpitondra fanjakana Malagasy – ny asan’itony ‘’ANTIVIRALS TASKFORCE’’ itony any Angletera.

      “UK SETS OUT TO HAVE AT-HOME COVID-19 TREATMENT READY BY AUTUMN”
      Giulia Bottaro
      14:10 Wed 21 Apr 2021
      https://www.proactiveinvestors.co.uk/companies/news/947267/uk-sets-out-to-have-at-home-covid-19-treatment-ready-by-autumn-947267.html

      The medications will STOP THE INFECTION FROM SPREADING AND SPEED UP RECOVERY TIME for people EXPOSED to the virus

      The UK GOVERNMENT is planning to make COVID-19 TREATMENT TABLETS available to the public by autumn.

      The new ANTIVIRALS TASKFORCE will identify formulations TO BE TAKEN AT HOME, so that patients who have been exposed to COVID-19 can stop the infection from spreading and speed up recovery time.

      The ANTIVIRALS COULD BE USED ALONE or in combination with one another in order to increase effectiveness and reduce the risk of further mutations.

      There is no indication yet on which drugs could be used for this project.

      "The ANTIVIRALS TASKFORCE is another example of how we are using our scientific strengths to shift the odds in our favour".
      @MattHancock explains how the Antivirals Taskforce will help us to find and deploy THE BEST POSSIBLE ANTIVIRAL MEDICINES FOR TREATING #Covid19
      Watch ???? pic.twitter.com/qPD05tzgbQ
      — Department of Health and Social Care (@DHSCgovuk) April 20, 2021

      However, the Department of Health and Social Care noted THAT RESEARCH has shown THE EFFECTIVENESS OF GLUCOCORTICOID DEXAMETHASONE, which is believed to have PREVENTED DEATH FOR 22,000 PATIENTS in the UK and an ESTIMATED MILLION WORLDWIDE.

      RECENT TRIALS also demonstrated THE BENEFITS OF ARTHRITIS TREATMENT TOCILIZUMAB and HUMAN MONOCLONAL ANTIBODY SARILUMAB, as well as the combination of TOCILIZUMAB AND DEXAMETHASONE.

      “ANTIVIRALS IN TABLET FORM are another key tool for the response. They could help PROTECT THOSE NOT PROTECTED BY or ineligible for VACCINES. They could also be another layer of defence in the face of new variants of concern,” said Sir Patrick Vallance, GOVERNMENT CHIEF SCIENTIFIC ADVISER.

  • 21 avril à 11:46 | lé kopé (#10607)

    Bonjour ,
    Selon la Mythologie Grecque ,les réseaux sociaux sont comme la langue d’Esope , capable du pire et du meilleur . Nous avons pu constater durant le printemps Arabe ,son efficacité , en déboulonnant des régimes Méditerranéens qui semblaient jusqu’à maintenant ...inaccessibles. Les vagues déferlantes qui s’ensuivirent ont réveillé l’enthousiasme du monde entier , pour une justice équitable ,mais pour quels résultats finaux ??? En sera -t-il de même pour Madagascar , avec les dénonciations de SHALOM, et d’autres internautes qui ne cessent de divulguer les dérives de ce régime depuis 2009 ? Ne serait ce que depuis le début de cette Pandémie , les dysfonctionnements sont légions .A commencer par la diffusion de nombres... inexacts des victimes collatéraux , le manque de transparence dans la gestion de fonds alloués à cette catastrophe , l’absence de visibilité dans la prise en charge des malades , et la liste n’est pas exhaustive .le Pays s’enlise de jour en jour , vers un destin scabreux . Prenons l’exemple des Hôpitaux , ou de CTC , remplis à ras bord , mais sans les moyens nécessaires pour son fonctionnement (Médicaments ,Oxygène , respirateurs artificiels ...)Bien sûr , des efforts ont été consentis avec l’inauguration et , un tapage médiatiques de ces établissements , mais est ce que la logistique est à la hauteur (EPI, et nombre de personnel soignants non payés et insuffisants). Quand vous entendez les cris d’un patient , suppliant qu’on lui donne de l’oxygène (Majunga) , et qui meurt quelques heures plus tard , ou bien le décès de plusieurs personnes sans soins , dans ces mêmes Etablissements ou en... dehors , avec les coupures d’électricité, ne pourrait on pas poursuivre les responsables pour "non assistance à personnes en danger " ? Bref , le peuple ne sait plus à quel Saint (sein) se vouer , et n’attend plus son salut , que vers un éventuel Sauveur virtuel .Mais en attendant , les caciques du régime continuent à louer les prouesses de leur Calife . Un jour il dit pas question de vaccin , l’autre , on accepte les vaccins , et tout le monde le suit comme des toutous ...C’est dommage car l’Obscurantisme , associé à un comportement de larbin , avec en plus la soumission à l’autorité , règnent au sein de ces assoiffés de pouvoir et d’argent (3 V). En tout cas , je ne vois aucune issue favorable à notre dilemme Cornélien , mais gare à ceux qui seront les derniers restants dans le giron de cette ignominie , car les rats commencent à quitter le navire . Salut Lé ...Kopé .

  • 21 avril à 11:46 | pisokely (#9950)

    pouyiy hier proposait un plateau sur reseau x sociaux.. pourquoi pas ? ou on va denoncer ce geno cide ?? lez mouvements de contestations et dznonciations ont commence par ce chemin..

  • 21 avril à 12:07 | Vohitra (#7654)

    Hevitra mivoana tsy mifandraika amin’ny lohahevitra…

    Raharaha Idriss Deby any Tchad…

    Manomboka misovoka miandalana ankehitriny ny filazana sy fanambarana ankolaka manambara fa misy tranga sy zavanisy mahonena sy mahatsikaiky tamin’ity raharaha nahafatesan’ny Filohampirenena avy any Tchad ity…

    Inona moa no mahatonga ny tena hilaza izany etoana ? dia sanatriavina ve fa hoe ny fitondrana no niova tany Frantsa fa ny fanao sy ny tetika sy paikady dia tsy niova mihintsy fa sahala amin’ny nitranga teto amintsika ny taona 2009 ihany e ?

    Nisy filazana nanambara fa tamin’ny fanonganana fanjakana nataon’ny miaramila tany amin’ny Repobilika centrafique RCA tamin’ny taona lasa, dia ny olona notohanan’ny Frantsay dia i Ibrahim Boubacar Keita IBK no naonganan’ny tafika taorian’ny halabato natao tany amin’izy ireo…ary i Idriss Deby dia isany olona akaiky ny fitondrana frantsay ihany koa, ary nomena iraka ity filoha avy any Tchad ity mba hiditra any RCA hanongana sy hanafika ireo tafika mpihoko tany Mali…nefa tsy nanaiky ary nitsipaka izany ity hevitra manohitra ny fihetsehambahoaka tany Mali izany i Idriss Deby fony andro…

    Ny tsara homarihina, dia any amin’ireo toerana misy fitrandrahana harena ataon’ny Frantsay no misy ireo antsoina hoe « djihadistes » izay manohitra ny fitondrana mijoro, ary maro no milaza fa ny fitondrana Frantsay ihany no manohana ankolaka manampy sy miaro ireo djihadistes ireo mba entina hiarovana ny tombontsoa Frantsay any amin’ireny toerana ireny…

    Koa rehefa nanda ny iraka i Idriss deby…dia nisy hery vahiny nanomana sy nanampy indray ireto djihadistes ireto, ka betsaka ny miaramilampirenena no lasa mpihoko, ary nanatevina ny djihadistes, dia nivonona ny hananika handrombaka ny renivohitra any Tchad tao Ndjamena…handeha hanongana an’i Idriss Deby…ary tafiditra ta amin’ilay velampandrika ity filoha iray ity mba hiady hiaro ny fitondrany…kinanjo, mpiandry mahatoky azy ihany no nitifitra variraraka namono azy tao anatin’ny sakoroka nitranga, dia lavo tao izy…

    Ny tiana hisarihina ny saina dia ity : any amin’ireo Firenena mahantra izay misy harena azo trandrahana sarobidy, dia misy hery vahiny foana mitsabaka mivantana miaro ny tombontsoany ka mihezaka mametraka ny mpitondra any amin’ireny Firenena ireny mba ho olona mpanompo sy mpiaro ny tombontsoany no mitondra any amin’ireny Firenena ireny…

    • 21 avril à 12:36 | ASSISE (#10453) répond à Vohitra

      Zoky Vohitra,

      Ny akoholahy "Le Coq" tsy hiova akohovavy, na rahoviana na rahoviana. Ny look (L\R) angamba fa efa akoholahy mandrakizay io.

      Azo antenaina ve ny hahatapitra izany tantara izany ?

      Raha mbola misy koa, eo anivon’ny vondron-tafika malagasy, ny vahiny misikina ny fanamiana miaramila malagasy. Tsy ho foana io tantaranao, tifitra iniana na tsy nahy, eo anivon’ny tafika io. Manana ambara amin’io filazako azy io ny zoky Shalom.

      Indrindra raha mpamita iraka hatrizay no mandà izany iraka izany aty aoriana. Misy resaka "MPAMADIKA" no fiafarany. Tsy tifi-danitra intsony io.

    • 21 avril à 12:39 | Isandra (#7070) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Ny complotiste eny miavaka eny foana, na resaka eto an-toerana io na resaka iraisam-pirenena, ary na inona na inona ny sehatra. Mazava ho azy moa fa mifototra amin’ny tombatombana izany rehetra izany.

    • 21 avril à 13:24 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Fa angaha tsy fantatr ity donendrina be ity fa ny tandrefana ihany no namatsy fitaovampiadiana ireo silamo djihadistes mahery fihetsika tany Syrie mba hioko sy hiady amin i Bachar Al Ashad sy ny miaramilany ka hanonganana azy e ?

      Ary tany Lybie, moa tsy ny tandrefana sy i Sarko no nanampy ny silamo mahery fihetsika mba hanongana an i Kadhafi ka hakana ireo tobintsolika sy volabe tahiry Lybianina ?

      Donendrina be loatra ianao isandra no mbola sady simban ny C-Voplos ny atidohanao ! Ny larbinisme moa mbola manginy fotsiny !

    • 21 avril à 13:39 | vazahagasy taratasy (#10911) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Tena mitombona ! Na ny mpilaza vaovao tao @ télé aza somary niahotra sy nitsiky nanambara fa maty niady amin’ny fahavalo. Olona mpitondra firenena sy 68 ans ve no handeha hanao miaramila ?

    • 21 avril à 13:50 | Isandra (#7070) répond à Vohitra

      Vohitra,

      Ny complotiste anie tonga amin’ny fitenenana hoe « ny valala misy rahateo ny mpilaza mahay » manitatra.

      Islamiste ve no nampian’ny Sarko ? Valala misy,...
      Namatsy fitaovam-piadiana ny Islamiste ve ny tandrefana ? Valala misy,...
      Etc,...

      Aza handino fa ny complotiste miainga avy amin’ny zava-misy izy no manao ny tombatombany(imagination) fa tsy ny zavatra tsy misy. Efa ho lasa antokom-pivavahana mihitsy io atsy ho atsy, ny Gourou eto Madagasikara moa, izany dia ity Ingahindriana ity.

    • 21 avril à 17:38 | Jacques (#434) répond à Vohitra

      Bonjour Vohitra,

      On nous a fait croire depuis 2 jours que ce tyran est mort les armes à la main, ce lors d’un face à face de sa troupe qu’il commandait avec les rebelles du FACT. La version la plus crédible serait qu’il a clamecé lors d’une réunion avec le FACT, les balles auraient fusé de partout et il en a reçu. Qui sait si ça n’est pas un coup fourré, la propre balle de son fils qui vient d’ailleurs de s’octroyer le pouvoir non sans avoir dissout et le gouvernement et les autres institutions. Un putsch, donc. Des similarités avec celui de 2009 à Madagougou.

    • 21 avril à 18:05 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Bonsoir Jacques,

      Ce n’est pas du tout une perte de vie lors d’un acte de bravoure afin de préserver l’intégrité territoriale du pays, c’est ni plus ni moins un coup d’Etat pur et simple au cours d’un piège tendu au dictateur Maréchal-président, sinon, on n’aura pas besoin de suspendre la Constitution et de dissoudre l’Assemblée Nationale juste après le coup !

      La honte pour l’Afrique, c’est cette manie à opérer une transmission dynastique du pouvoir, au nom du père vers le fils…sous la bénédiction de la France…comme l’avait fait aussi Eyadema et Bongo…

      Ainsi donc, dans les anciennes colonies Françaises en Afrique, tant qu’il n’y a pas encore de fils ayant le comportement et caractère d’un redoutable despote, le Père président pourra encore exercer cinq ou six mandats jusqu’à ce que le fils maudit ait le culot de vouloir s’adonner à l’ oppression et la coercition du peuple…

      Dis, est-ce que le cuistot, qui sera nommé Empereur avant, serait le futur héritier du trône plus tard ?

    • 21 avril à 20:39 | elena (#3066) répond à Vohitra

      "Tu quoque mi fili " disait César à Brutus !

    • 21 avril à 21:05 | kartell (#8302) répond à Vohitra

      ....Il voulait faire du pays une royauté...
      Un copié/ collé est-il envisageable ou en bonne voie ?....
      https://www.dw.com/fr/déby-voulait-transformer-le-tchad-en-royauté-faustin-facho-balaam/av-57274125

    • 21 avril à 21:31 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      Kartell,

      Manou ira la bas vendredi prochain pour assister aux funerailles et...laisser des directives comme il l avait fait au Liban...et qui avait echoue jusqu a maintenant...

      Dans les anciennes colonies francaises, les maledictions restent invariables et toujours identiques : les forces armees !

      Et oui, en Afrique francophone, les rivalites tribales sont aussi entretenues par les forces armees...

      Les mercenariats politiques sont aussi garantis et entretenus par les memes forces armees !

      Madagascar se trouve actuellement en pleine maledictions avec ces bidasses eternellement en folie...

    • 21 avril à 22:24 | kartell (#8302) répond à Vohitra

      Bonsoir Vohitra,

      Oui, en effet, il joue gros : son opération Barkhane et le volet Afrique pour la prochaine présidentielle...
      En effet, si la situation au Tchad partait en sucette,la position française serait intenable en sachant qu’elle dispose au Tchad, du noyau dure de son armée stationnée en Afrique de l’Ouest et force d’appoint à ses troupes Barkhane ...
      Deby était aussi le seul chef d’état africain qui avait soutenu et justifié l’intervention française lorsqu’elle avait été fortement contestée au Burkina-faso ...
      Lorsque l’on perd « un ami » de ce calibre, il y a de quoi s’inquiéter pour un avenir qui sent désormais le jus de boudin ...
      Visiblement, comme d’autres, il est un mauvais perdant et il évitera tout pour l’éviter, quitte à braconner dans les eaux troubles de la francafrique....

    • 21 avril à 22:41 | Vohitra (#7654) répond à Vohitra

      @ Kartell,

      D ailleurs, les cauchemars de Manou commencent a se preciser : les touristes de Wagner et les cavaliers syriens d Erdogan, qui sont deja a cote, ces derniers sont aussi actuellement en voyage en Ukraine...

      Avec ces etranges visiteurs en face, Manou imagine comme parade la manipulation des bidasses africaines...

  • 21 avril à 12:13 | Isandra (#7070)

    On observe une nette amélioration, après le pic le 15 et 16 avril en moyenne 800 cas par jour, depuis 17 avril, le nombre de cas nouveaux tourne au tour de 500, grâce aux efforts collectifs. Bien sûr, les prophètes de malheur et les détracteurs qui ne souhaitent que plein de malheur pour leur pays contestent encore ces chiffres, parce qu’ils ont leur propres chiffres imaginaires.

    Pendant ce temps, les opposants ne jugent pas qu’il faut une trêve politique dans cette crise, au contraire, ils ne font qu’en profiter pour critiquer tout et n’importe quoi et aboyer sur tout ce qui bouge. Après la décision concernant le vaccin, ils se mettent à mettre en cause la vaccination.

    Heureusement, le peuple voit les entreprises et les actions de ce régime, pour y faire face. Beaucoup des malades guéris et leurs familles témoignent leur reconnaissances.

    • 21 avril à 13:13 | pisokely (#9950) répond à Isandra

      averiko aminao ry isandra vendrana, fa tsy olona sahala aminao velively no ampianatra ahy.. tsy afaka hiafangaro isika satria tsy mitovy saranga pianarana.. tsy ho azonao mihintsy ny zavatra ho lazaina satria sady tsy nahita fianarana ianao, no tsy mahay manan tsaina mandalina ny zava misy.. on ne melange pas les serviettes et les torchons...
      omeo rano fidiovana ny gasy, ny fahadiovana no loharano pahasalamana voalohany indrindra, ary ny rano madio no fanafana voaloahany.. raha tsisy rano ianao dia maty.. rano maloto dia marary.. vitanao ireo zay ianao vao afaka mitesaka amiko momba ny fiarovana... izany rehetra izany tsy hainao akory, dia hiambo ianao hiresaka sy hampianatra ahy ? mba fantatrao firy ny lahatsoratra nosoratako eo anivon ny "comite scientifique", tsy haiko ny mandika azy aminy teny gasy... firy ny lahatsoratra nahazo fankasitrahana eran ny tontolo ? raha mahavita ny vitako ianao dia afaka miresaka amiko.. fa raha tsy izany, dia mangina fa mahamenatra na ny mamaky ny soratrao

    • 21 avril à 13:47 | vazahagasy taratasy (#10911) répond à Isandra

      Comme on déclare en France qu’il y a une amorce de décrue, le perroquet malgache répète la même chose pour Madagascar. Pour lui, le pays malagasy est l’ombre projetée de la France sur un écran de son imagination !

    • 21 avril à 14:09 | Isandra (#7070) répond à Isandra

      Pisokely,

      Tsy voatery manana fahalalana ianao, dia manana faharanitan-tsaina hampiasa azy. Ny fiainana rahateo tsy fanaovana fampisehoam-pahaizana(étalage de connaissances) fotsiny, fa natao hampiharana sy hanovozana lalandava.

      Ny anay ny kely noratovonay no ampiharanay amin’ny fomba mety sy tsara, mason-tsokina Ka ny kely ananana no ampiasaina tsara. Toy izany i Rajoelina ireo fahalalana nananany no nampiasainy tamim-pahakingan-tsaina, ka nahatonga azy nahomby amin’ izay nataony. Izao indray izy miezaka manitatra izany fahombiazana izany hoan’ny mpiray tanindrazana, tsy mionona amin’ny fahalalany izy, fa miezaka mampiasa koa ny fahalalana sy traik’ efa n’ireo manam-pahaizana marobe manondidin’azy, ohatra rehefa nisafidy ireto vaksiny ireto, dia ireo manam-pahaizana momban’ny fitsaboana no niarahany nanapa-kevitra.

      Tsy voatery manam-pahaizana, na expert amin’ny zavatra rehetra ianao vao ahomby, fa ny zava-dehibe dia fahaizanao mampiasa ireo manam-pahalalana manodidina anao, ny fahombiazanao.

    • 21 avril à 15:17 | lé kopé (#10607) répond à Isandra

      Isandra ,
      Apparemment , vous avez oublié de parler de moyens CURATIFS, dans votre dernier Post , mais mais vous insistez surtout sur les fortifiants ,les moyens... préventifs. Auriez vous changé d’avis sur l’efficacité de votre CVO , après avoir obtempéré selon les injonctions de votre Calife .Les vaccins que vous aviez refusé , reviennent dans votre actualité , avec une autre appréciation , et même si vous l’aviez proposé aux Opposants auparavant , les personnes âgées , les soignants , et les ...forces de l’ordre seront prioritaires !!! Quel Fiasco !!! Dans le même ordre d’idées , l’Astra Zenica , que vous aviez fustigé , revient sous la forme du COVISCHIELD dans vos prochaines emplettes . Si ce n’est pas de l’amateurisme , cela y ressemble . En tout cas , vous aviez eu le besoin de l’aval des scientifiques comme l’IMRA avec votre CVO , et cette fois ,c’est l’Académie Nationale Malagasy (arts , lettres et sciences) qui s’y colle , pour valider votre commande . Comme par hasard , il y a un Originaire du Betsileo dans cette structure , et issu du même quartier que le défunt PCA de l’IMRA (Mokàna). Ils se connaissaient bien , et j’espère qu’il ne connaîtra pas le même sort que son défunt voisin ...

    • 21 avril à 18:21 | Vohitra (#7654) répond à Isandra

      « Tsy voatery manam-pahaizana, na expert amin’ny zavatra rehetra ianao vao ahomby, fa ny zava-dehibe dia fahaizanao mampiasa ireo manam-pahalalana manodidina anao… » hoy ity dontsana be isandra tsy tahotra tsy henatra !

      Izany dia hita mihintsy hoe toetsaina kapoka iray mitovy amin’ilay olona tompoiny mihintsy e !

      Tsy manana eritreritra afatsy ny hanambaka olona ihany foana !

      Tsy ilaina fahalalana sy fahendrena sy fahaiza-manao izany ny mitondra olona sy vahoaka ary Firenena amin’ny hevitr’isandra, fa dia mila fetsifetsy, mila mahay misoloky, mila mahay mampiesona, mila mahay mampiasa ny manampahaizana, mila faingantànana…dia efa ampy !

      Mba inona loatra aza no nahazo ny Raiamandrenin’isandra no dia tsy mba namporisika sy nanery, ary nanosika ity zanany ity mba hianatra fahiny, izao izy ity sisa lasa mitsoantsoana fotsiny, bontolo fihevitra sy manao fanahin-jiolahy no ataony, ary manompo milelaka mafy mba hahazoana sitraka mamoafady sisa !

  • 21 avril à 13:17 | I MATORIANDRO (#6033)

    TSY AZO SAMBORINA IREO MIVELY VILANY SY MITSOKA KIRIRIOKA.

    SAHIA.

    ASEHOY FA LLLLLEEEEEOOOOO AN’TY MPITONDRA TSY MAHAY NININ TY ISIKA.

    @ 12 ORA MARAINA KA HATRAMIN’NY 2 ORA FOLAKANDRO NO ANAOVANA AZY ETO AAM-PIANDOHANA.

    FAILED STATE.

    MMMMMIIIIIAAAAAALLLLLAAAAA

  • 21 avril à 14:15 | arsonist (#10169)

    La censure sur le forum MT.com

    Oui ! Les ciseaux de la censure frappent dure sur ce forum !
    J’ignore si un habitué est plus souvent censuré que je le suis .
    Mais voici deux habitués , et non des moindres , sur les posts de qui s’abattent des fois aussi les ciseaux tranchants de la censure de MT.com .

    (i) " 21 avril à 11:33 (#4812)
    " J’ai eu 3 posts qui ont disparu dans l’édito"
    " Un post que j’ai adressé au pseudo (#7070) ,
    " et 2 autres posts faisant un condensé de ce post initial et posant aussi une interrogation sur le pourquoi de la disparition de mes posts."
    " Aujourd’hui [encore] j’avais donc fait un post qui a aussi rapidement disparu à peine posté et fait encore un autre post qui a subi le même sort."
    " Mes posts étaient t-ils si dérangeants que celà ? "

    (ii) " 21 avril à 11:45 (#7654)
    " L’effacement se passe après quelques minutes de l’affichage "site mis en travaux", et ces dernier temps, cet affichage est devenu plus fréquent...
    " D’où venait les pratiques odieuses alors ? "

    (iii) Ce matin de bonne heure , j’ai posté un texte dans lequel j’ai décrit ce que je crois être la perception que globalement les intervenants [hors foza, of course] sur ce forum ont des ridicules provocations publiées ici même par l’enragé anti-gasy olivier2 .
    Hé ! Bé ! Mon post a fait illico presto les frais des tranchants ciseaux de la censure de MT.com .
    Mais reste toujours l’interrogation :
    Que cherche donc l’olivier2 sur ce forum pour justifier
    1. sa mordicus persistance à poster exclusivement des humiliations contre les Gasy ici même
    2. la surprenante tolérance à toute épruve dont il bénéficie de la part MT.com ?

    (iv) Une dernière question plus dérangeante : l’olivier2 bénificierait-il par hasard des avantages occultes accordés à un agent des services secrets de sécurité du pays hôte de MT.com ?

    Conclusion :
    Que pariez-vous que ce post-ci sera censuré dans la minute qui suit son apparition sur le forum ?

    • 21 avril à 15:34 | lé kopé (#10607) répond à arsonist

      Arsonist ,
      j’ai eu comme vous des désagréments sur l’apparition de mon post , mais jusqu’à maintenant , tous mes post sont passés , après un léger retard , et une vérification en bonne et due forme . Au fait , tous les intervenants "gênants" pour le régime , passent par un filtre , qui permet à ses fonctionnaires de vérifier les IP des auteurs "d’infraction" . D’où l’annonce du "site en travaux" , le temps de vous localiser . Si vous l’aviez remarqué , les caciques du régime ne se cachent plus pour vous montrer , qu’ils ont vos références , et ils l’ont fait avec Shalom , mais manque de pot , l’ordinateur employé par ce dernier n’était pas à son nom .En tout cas , ce sont les mêmes méthodes employées du temps du Flibustier , et pour aller plus loin de la "Komandatur ". Mais la lutte continue , et la patrie ne se confond pas avec les intérêts personnels .
      Masina ny Tany Ndrazana .

    • 21 avril à 15:47 | arsonist (#10169) répond à arsonist

      # lé kopé

      Je n’ai rien à foutre des services d’intimidation et d’oppression , ou de quoi que ce soit du même genre du dedaka poerapoera werawera Bokassa gasy !

      La besileo foza femelle couillue isandra m’a menacé à plusieurs reprises .
      Faisant même référence aux "blindés introduits spécialement par Bokassa gasy à Madagougou pour réprimer" les gens comme moi , arsonist , dit-elle !

      Je serai présent au bon endroit , au bon moment !

  • 21 avril à 14:24 | pisokely (#9950)

    ry isandra.. tsy misy hanome tsiny anao na i rajoel raha toa ka tsy manampahaizna ianareo.. tsy any mihintsy ny olana.. fa ity ianao miseho mampianatra ahy aminy asako nefa dia miteniteny foana nefa tsy mahay no tsy mety.. sady tsy ampy fahalalana no tsy misy fahendrena.. matsilo saina ianareo raha hanambaka sy hangalatra ny gasy mahantra.. ga hita kosa fa tena dondrombelona refa misy ny voina.. ny rano aza tsy vitanareo ka maika zay corona virus... andrianampoinimerina tsy nisy diplaoma fa nahavita avo folo eny ny zavabitanareo.. sady i lery tsy nisy mpamatsy vola.. ianareo sady be vola nefa na ny arabe aza tsy voafafa, tsy madio dia hiady varotra ho Miami hono.. na ianao miteny sy manoratsorapoana eto io aza dia tsy menatra hoe hita ny rehetra fa bado.. tena bado anie nareo ry isandra e... asa ny anareo aiza no misaina fa sarotra ny mino hoe olona mba manana ihany anefa dia bado... idiotie ? cretinisme ? ou demence evoluee avex anosognosie

    • 21 avril à 21:09 | Shalom (#2831) répond à pisokely

      O ! Ry pisokely a ! Aza dia manapa-tsinahy fa lasa tsy manao spaoro "abdo" intsony anie izahay e !
      Mamaky ny soratra toa itony dia mpy tokoa. Marina ny anao.

    • 21 avril à 22:07 | Isandra (#7070) répond à pisokely

      Pisokely,

      Tsy hitako aloha hoe Inona no fanapahan-kevitr’i Rajoelina, ka hoe hafabe amin’ ireo fanapahan-kevitr’ireo filoha lazaina fa manam-pahaizana any ivelany any. Ny mesures rehetra raisina eto toa mitovitovy ny any ihany, na dia firenena mahantra aza isika.

      Ny hafa indrindra dia isika manana fanafody mahomby hitsaboana ny marary, rizareo tsia, jerena fotsiny raha marary légère.

      Raha resaka rano indray, tara be ianao amin’ izao isika miteny izao, efa saika voavaha io olona io.

      Andrianampoinimerina ve nahavita ? Iny mpanjaka iny manamarina, fa tsy voatery nianatra be sy be fahalalana dia mahavita zavatra, fa ny fampiasana saina sy faharanitan-tsaina no zava-dehibe. Misy fahaizana moa vaomaika tsara.

    • 21 avril à 22:18 | Isandra (#7070) répond à pisokely

      Pisokely,

      tena bado anie nareo ry isandra e.

      Efa fantatray anie ianareo hoe rahavao tsy mitovy hevitra aminareo, dia lazaina teo fa bado izay. Satria mihevitra ianareo, fa tompony ny fahalalana sy ny fahamarinana(monopole de la connaissance et de la vérité).

  • 21 avril à 14:47 | plus qu’hier et moins que demain (#6149)

    La pensée du jour :
    « Quand je désespère, je me souviens qu’à travers toute l’histoire, les chemins de la vérité et de l’amour ont toujours triomphé. Il y a eu des tyrans et des meurtriers, et parfois ils ont semblé invincibles, mais à la fin, ils sont toujours tombés. Pensez toujours à cela. »
    « La vie sans religion est une vie sans principe, et une vie sans principe est comme un bateau sans gouvernail. »
    Gandhi croyait que le cœur de toutes les religions était la vérité et l’amour (compassion, non-violence et éthique de réciprocité). Il critiquait l’hypocrisie, les mauvaises pratiques et les dogmes de toutes les religions et fut un réformateur social infatigable. Ses commentaires sur les différentes religions furent :
    « Ainsi, si je ne pourrais pas accepter le christianisme comme parfait ou comme la plus grande des religions, je ne pourrais pas non plus considérer l’hindouisme comme tel. Les défauts de l’hindouisme me sont bien visibles. Si l’intouchabilité pouvait être une partie de l’hindouisme, ce serait une partie pourrie ou une excroissance. Je ne pourrais pas comprendre la raison d’être d’une multitude de sectes ou de castes. Quel serait le sens de dire que les Vedas sont des textes sacrés inspirés par Dieu ? S’ils ont été inspirés par Dieu, pourquoi pas la Bible ou le Coran également ? Mes amis chrétiens ont été aussi entreprenants pour me convertir que mes amis musulmans. Abdullah Sheth m’a continuellement incité à étudier l’islam, et évidemment avait toujours quelque chose à dire concernant sa beauté. »
    « Dès que nous perdons la base morale, nous cessons d’être religieux. Il n’y a pas de choses telle qu’une religion effaçant la moralité. L’homme donc, ne peut être menteur, cruel ou dépravé et clamer qu’il a Dieu de son côté. »
    « Les paroles de Mahomet sont un trésor de sagesse, pas seulement pour les musulmans mais pour l’humanité entière ».
    Plus tard dans sa vie, quand on lui demandait s’il était hindouiste, il répondait :
    « Oui je le suis. Je suis aussi un chrétien, un musulman, un bouddhiste et un juif. »

  • 21 avril à 23:46 | Shalom (#2831)

    Mahazendana tokoa ny mahita ireto olona mandray ny zotra mankeny Ivato mandalo ny Digue iny.
    Tsy mijanona mandray olona eny amin’ny manodidina ny hopitaly (teo amin’i SOMAGEL taloha) lazaina fa manara-penitra ity mihitsy ny zotra (ao raha).
    Raha sendra indray misy olona mangataka ny hidina eo akaikin’io hopitaly io dia arahin’ny mpitaingina rehetra maso, vao tafidina ilay olona dia rafitra ny famoahana ny gel ho an’ny tsirairay dia avy dia manasa ny tànana.
    Lasa tahotra tokoa eo amin’ny fiaraha-monina ilay aretina ka tsy ny fifanampiana intsony no hita fa ny famonjen-tenan’ny tsirairay.

    Manarak’izany : nilaza ihany koa ny mpamatsy vola fa homena ny ONG matanjaka hono ny fitantanana ny fividianana ireo vaksiny.
    Dia re fa ny "Fondation Akbaraly" no hisahana izany : be ny olona no tsy mahatoky fa hoe karana ve hono no anankinana izany raharaha lehibe izany ?
    Na i Akbaraly aza no hitantan’izany, f’iza no milaza amin-tsika fa tsy iray petsapetsa i D(idy) J(adona) sy io olona io ?

    Tezitra ny Ambanilanitra mandre izany resaka rehetra izany, mandeha ny siosio fa mety hisy atsy ho atsy ny OPK. Tsy hanome tsiny na hivalampatra hanakan’izany mihitsy raha ny tenako. Izay tapaky ny Ambanilanitra dia eken’A.tra.

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS