Dernière situation de la Covid-19 du 01 juin 2021
NB : Tous les chiffres ainsi que la localisation par région des cas de contamination ci-dessous sont tels qu’indiqué par le CCO.
– Cas confirmés : 53
– Décès : 05
– Décès : 05
- Analamanga : 04
- Vakinankaratra : 01
– Nouveaux cas confirmés : 53 cas trouvés sur 453 testés
- Analamanga : 37
- Matsiatra Ambony : 04
- Atsinanana : 02
- Diana : 01
- Alaotra Mangoro : 02
- Menabe : 02
- Anosy : 02
- Betsiboka : 02
- Androy : 01
– Formes graves : 137
– Cumul du 23 mars 2020 au 01 juin 2021
- Contaminés : 41 419
- Guéris : 40 613
- Décès : 846
- Tests : 204 110
Vos commentaires
Ny omaly tsy miova.
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto toa ny mahazatra ireo ny lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
sy izay toe-javatra tsy mbola mazava ka handrasana ny tohiny :
– Fondation AKBARALY
– Antotan’isan’ny covid-19 - vata-paty varotana amoron-dàlana
– Fitaterana marary amin’ny sarety sy bisikileta
– MBS : notapahina ny fifanarahany tamin’ireo orin’asa telo tsy miankina
– Ireo mpikaraman’ady « serbes »
– Kianjan’ny Demokrasia
– 26 janoary 2009
– 07 febroary 2009
– Gadra tany Farafangana
– Fitaovam-piadiana naiditra antsokosoko
– Ireo gros bras vahiny (mercenaires)
– Ilay fiara Escalade naiditra an-tsokosoko
– Miaramila tany Amparafaravola
– Resaka Rolly Maercia
– Volamena tatsy Morisy
– Volamena tatsy Comores
– Satro-boninahitra Ranavalona
– Fanodinkodinana ny fanampiana COVID-19
– Ny vidin-tsolika
– Ny delestazy
– Ny rano maloto
– Orinasa madinika mpanao làlana tsy voaloan’ny fitondrana ny volany
– Tifitra ny 18 febroary, mpianatra maty tatsy Toamasina
– Varotra ny Nosy Mitsio
– Fifanekena amin’ny sinoa
– Vy any Soalala
– Tsy fandoavana ny vatsimpianarana 4 volana miampy fitaovana ho an’ny anjerimanontolo
– Ny GRAPHITE tsy hita izay mba nahasoa ny vahoaka malagasy
– Ny Hazan-dranomasina lasan’ny vahiny ka mivanaka ny mpanjono malagasy
Avy amin’ny namana « poiuyt (#584) »
1- Doublon, vitavita ho’azy
2- Bômbô sisety, vitavita ho’azy
3- Ekrà plat, vitavita ho’azy
4- Vola fanampiana, vitavita ho’azy
5- VOLAMENA 73,5 k, vitavita ho’azy
6- Ambilansy covid ????????????
Avy amin’i lé kopé (#10607) :
Ny famoahana ny voafonja tsy voatsara ...
Tohizako amin’ny hoe :
Fampidirana am-ponja tsy misy fitsarana
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Ny omaly tsy miova :
Mafy ny kere, mafy ny valan’aretina lazain’ny fitondrana fopla fa voafehiny, dia tsy atsahatra velively ny mampatsiahy isan’andro ny teny nataony, ny hoe velirano :
Ireto ireo lainga fampanantenana poak’aty nandemena ny sain’ny malagasy ary tsy roa aman-tany miohatra amin’ny nataon’ny mpanjanaka fahiny
– Carte VISA ho an’ny mpianatry ny Anjerimanontolo
– Fidinan’ny vidin-tsolika @ antsasany
– Fanagadrana izay mitsikera ny fitondrana : Tsy hisy intsony filoham-pirenena hanagadra anao noho ny hevitra tsy mitovy..
– 200 000 ar ny karama farany ambany
– Bulding marobe
– 50 000 logements
– 4x4 afaka mananika tendrombohitra
– Drônes miady amin’ny dahalo
– Miami
– Côte d’Azur
– Parking EPP
– Tanamasoandro
– Piscine olympique
– Puce-n’omby
– Tramway
– Fambolena Coton Tuléar
– Paris (Antsihanaka)
– Fizarana tany 1ha isan’olona
– Angidimby 10
– Fitaovana manara-penitra ho an’ny miaramila
– Fiakaran’ny vidin’ny lavanily
– Panneaux solaires anti-delestage
– Angovo sy rano ho an’ny daholo be mora vidy
– Fampianarana maimaim-poana
– Fahasalamana ho an’ny daholo be tsy an-kanavaka
– Asa ho an’ny rehetra
– Indostria ho an’i Madagasikara
– Ny vehivavy sy ny tanora ho an’ny ho avy
– Fahampiana sy fahaleovantena ara-tsakafo
– Fitantanana ny harena voa-janahary an’i MAdagasikara
– Fitantanana manan’andraikitra ny faritra
– Ny spoaro, rehereham-pirenena
– Ady amin’ny kolokolo
– Làlana Ambilobe Vohémar, Tetezana Ampasika, Anosizato, RN44 izao indray autoroute Tanà Toamasina
– Orin’asa isaky ny faritra 22
– Tranomaizina manokana ho an’ny mpanao kolikoly
– Kit scolaire + feutre (???)
– Comptoir d’Or de la BFM
– Karaman’ny filou isam-bolana homena ny faritra
– Ho foanana ny sénat
– Oniversite isam-paritra
– Karniem-pokotany misy « CODE BARRE » manara-penitra
– Ravalomanana no filohan’ny mpanohitra
– GasyCar
– Kianja manara-penitra
– Téléphérique (Sans budget, sans étude d’opportunité) MERCI LE VEILLEUR alias L’EVEILLEUR (#1331)
– Ozinina momba ny fambolena any Itasy
– Drônes
– RN 13 : si je ne termine pas la réhabilitation de cette route, je ne ferai plus de politique
– La plus grande cimenterie d’Afrique
– Usine éthanol Ambilobe
– Locomotives FCE avec les Wagons ...
– Flyover Antananarivo andrefana
– Ordinateur par Fokontany
– Handrakotra ala an’i Madagasikara (Guiness record fambolen-kazo)
– Tsy andoavambola ny fampianarana eny amin’ny fanabeazana fototra (maro ny nikatona satria tsy mandray karama ny mpampianatra FRAM )
– Digitalisation bourses d’études
– Plan Marshall
– Iles Eparses
... Sao misy mazoto ny hanoy.
Fampatsiahivana (notsongaina tamin’ny soratr’i Vohitra (#7654) ny 2 jona lasa teo)
...
– Ny manapahaizana, dia ireo nanovo fahalalana ara-pianarana ary sokajiana sy heverina ho tokony manana fahafahana hanova rafitra sy hamaha olana misy…
– Ny olonkendry, dia ireo izay nahazo ary mampiaina sy mamelona ny fitaizana mitsinjo ny fiarahamonina, ka mametraka ho sarobidy ny aina sy ny fahavelomana…
– Ny olona mitrotro traikefa, dia ireo olona manana fahalalana, manana fahazarana, manana fahaiza-manao, ary manana fahombiazana azo asandratra vokatry ny zavabita tamin’ny lasa…
– Ny olomarina, dia izay heverina sy tsapa fa mikajy ny mangarahara, manaja ny hasin’ny fiarahamonina, mifikitra amin’ny fanajana ny lalàna velona, ary manome lanja ny dina sy fifanekena imasombahoaka…
Fanontaniana :
Mba misy amin’ireo ve toetra iray ananan’i D(idy) J(adona) Tena Gaigy Vendrana ANR mensongère ?