Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 15 décembre 2018
Antananarivo | 04h49
 

Politique

Politique

Comité du Fampihavanana Malagasy : Une charte d’apaisement en gestation

mercredi 1er août | Ny Aina Rahaga

Les membres du Comité du Fampihavanana Malagasy (CFM), conduits par leur Président, Alphonse Maka, se sont rendus auprès du Premier ministre Ntsay Chrisitan à Mahazoarivo hier. Selon le communiqué de la primature y afférent, cette visite entre dans le cadre de la recherche de l’apaisement qui garantira une élection crédible, transparente et acceptée par tous. D’autre part, l’établissement des perspectives de collaborations avec le chef du Gouvernement qui est non moins le Chef de l’Administration a été discuté.

Les deux parties ont reconnu que la neutralité de l’Administration s’avère primordiale. Alphonse Maka a dans ce cadre avancé un projet de Charte d’apaisement. Ce projet serait déjà actuellement en cours de préparation. Dès que la liste des candidats sera officialisée, les membres d’un comité d’experts procèderont à des entretiens avec tous les candidats à la présidentielle afin de leur faire part de cette charte.

Rien ne garantit l’efficacité de cette action menée par le CFM actuellement renié à plusieurs reprises par nombres de partis politiques et en même temps snobés par les trois partis majeurs qui vont sans aucun doute s’aligner à la course à la magistrature suprême à savoir le Tim, le Mapar et le HVM. Toutefois, la mise en place de cette neutralité de l’administration est une évidence. Mais son application, à commencer par le gouvernement lui-même reste une tache ardue.

16 commentaires

Vos commentaires

  • 1er août à 09:32 | Isandra (#7070)

    Après leur échec pour trouver la solution de la dernière crise, Maka Alphonse doit justifier leur utilité,...

    • 1er août à 09:52 | jayo (#10317) répond à Isandra

      rehefa tsy manakorontana fotsiny aloha dia efa zava-dehibe sy mendrika, ny firenena mantsy tena mila filaminana sy fitoniana indrindra @izao akaiky fifidianana izao

    • 1er août à 14:27 | tsirah (#10314) répond à Isandra

      Sambatra izay mitady ny filaminana ho soa hiombonana’ny malagasy rehetra fa lozan’ireo izay minia mitady sy meventy ny fanakorotanana nohon’ny fitiava-tenanany

    • 1er août à 15:21 | tojo (#10300) répond à Isandra

      Resaka fahatsapa-tena sy fandraisana nadraikitra izany ry Isandra fa tsy fanadiovan-tena aa. Ary tena ilaina tokoa ny zavatra voalazany fa mila filaminana tokoa ny firenena indrindra ho an’ny fifidianana.

    • 1er août à 16:12 | Toutoun (#10298) répond à Isandra

      Ilaina ny fisian’ireny fanelanelanana sy fampihavanana ireny mba hisian’ny marimaritra iraisana hatrany eo @ vondrona na antoko roa mifanohitra ! ny antony ts mampahomby an’izy ireny fotsiny matetika dia ny tsy faneken’ny andaniny na ny ankilany izay hevitra tapaka avy eo. Tsy aleo ary ve isika samy isika no mifandamina toy izay hidiran’ireo hafa avy any ivelany izay tsy fantatra na faly hitady tombony manokana fotsiny na ahoana !!!

  • 1er août à 09:50 | jayo (#10317)

    tsara tokoa ny fifanantonana toy izao ary ny tena ahitana vahaolana dia ny fifampiresahana milamina, ny PM Ntsay raha teo dia olona tsotra ary vonona hifampiresaka hatrany @izay mila azy mba hampihavana sy hampisy fitoniana eto @firenena

    • 1er août à 11:14 | Eloim (#8244) répond à jayo

      Jayo,
      Tena valinteny tsy tompon’andraikitra mihitsy ny hoe rehefa tsy manakorontana fotsiny dia avela ho eo. Ny CFM na FFM dia tena mandany volam-panjakana kanefa tsy voaporofo mihitsy ny antom-pisiany. Dia ekenao ve ny mbola hitohizan’ny fandanianiam-poana ny volam-panjakana kanefa efa ho ritra ny kesy ? Ny vahoaka malagasy nefa milomano ao anaty fahasahiranana tanteraka.
      Mbola averiko aminao ihany, raha lany ny olona tohananao dia ny fanovana ny lalampanorenana no tokony himasoany voalohany ka hanitsiany izay andininy rehetra manelingelina azy ao.

    • 1er août à 13:06 | jayo (#10317) répond à jayo

      eloim, ny mahatonga aho miteny hoe rehefa tsy manakorontana dia tsara anie ka satria kosa tena efa tsy rariny loatra ilay fihetsiketsehana sy fanakorontanana lava reny teto @firenena e, sady lasa fahazarandratsy mihitsy aza ho an’ny sasany, sady efa hiatrika fifidianana isika izao dia tsara kokoa raha ao anaty filaminana no hiatrehana izany

  • 1er août à 13:36 | komi (#10299)

    Na inona ny tsy fitovian-kevitra amin’ny fampandrosoana ity tany malala antsika ity dia tokony tsy hatao sakana izany fa ny tanjona dia izay ihany : Madagasikara mandroso ho reharehan’ny taranaka faraman-dimby. Ilaina ny fihavanana ary izany no maha malagasy antsika

  • 1er août à 14:22 | tsirah (#10314)

    Mila filaminana ny firenena ka mila atao daholo izay rehetra fomba hampilamina azy,ary mino aho fa tena vonona amin’izany na ny mpitandro ny filaminana na ireo vondrona fampiahavanana isan-karazany ary ny fanjakana malagasy, fa mba manasa ireo vondrona pilitika rehetra eto madagasikara mba hampy izany tolona izany ho soa ambon’ny firenena

  • 1er août à 14:39 | donia (#10353)

    Tsara rehefa mifanolo-tànana amin’izay hahasoa ny firenena toy izao.

  • 1er août à 15:02 | sasa (#10303)

    izao kosa no tsara ho fanatatra e, rehefa tanteraka ny fampihavanana dia izay no zava-dehibe satria efa nanao ny adidiny ny tompon’andraikitra ka ajara’ny tsirairay indray avieo ny miheritseritra hoe tena ilaina ve ny fampihavanana.

  • 1er août à 15:23 | tojo (#10300)

    Fandraisana andraikitra ohatran’izao no ilaina aminy tsirairay mba ahazoana vokatra tsara sy mba hahomby tokoa ny fanatanterahana ny fifidianana.

  • 1er août à 15:40 | Toutoun (#10298)

    Isika milaza fa tsy ilaina ny fampihavanana nefa ary ireo lohandohan’ny mpisorona eo @ fanaovana politika mihitsy no tsy mety mihavana nohon’ny fiadiana toerana sy tombotsoa ! Avela ho baranahiny @zao zany ity fiainana ity mba ahafahan’ireo mpila ranondranony mahazo toerana hatrany dia avy eo hanaparany ny heriny ? Dia iza izany no tokony hampihavana antsika indray, sa antsoina ny avy any Maputo ?

  • 1er août à 16:19 | Nomena (#10351)

    Ilaina tokoa ny fampihavanana sy ny fitoniana tsara petraka amin’izao fotoana alohan’ny fifidianana izao ary izay rehetra manohitra izany dia fahavalom-bahoaka sy ny malagasy rehetra.

  • 2 août à 19:34 | sasa (#10303)

    NY fampiahavanana dia ilaina satria io fifandrafiana io no anisany mitarika korotana eto amin’ny firenena , araka izany ilaina ny fampihan-pirenena mba hisia’ny filaminana

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
 

Visiteurs connectés : 95