Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 13 mars 2026
Antananarivo | 16h51
 

Fahatsiarovana

BENJA ANDRIANTSIZEHENA Eduardo Albertini

samedi 27 septembre 2008 |  1334 visites 

27 septembre 2006 – 27 septembre 2008

BENJA ANDRIANTSIZEHENA
Eduardo Albertini

Papa, maman, ny iray tampo
ary ny fianakaviana manontolo

Roa taona sahady izay
No nandaozanao anay
Tsy ho voakosoka ato anaty
Ary ho tadidy mandramaty

, mandria am-piadanana !

Fa asandratray ho rehareha mandrakizay ianao
(Isaia 60 – 15)