Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h51
 

Diaporama

Ambohijatovo

Annonce d’une journée clé pour aujourd’hui

jeudi 9 avril 2009 | Mamy Rael

Le chef du gouvernement des partisans de la légalité devrait être annoncé aujourd’hui.

Hanta Randriamandranto, secrétaire générale du parti Teza, devrait conduire également ce jeudi une marche de femmes, dont des épouses de militaires, vers les sièges des représentations internationales.

Portfolio

19 commentaires

Vos commentaires

  • 9 avril 2009 à 07:56 | ranaivo (#147)

    je dis : BRAVO mesdames !!pour montrer la voie de la sagesse a vos époux
    même si le président Ravalomanana ne peut plus se représenter maintenant nous ne pouvons laisser des voyous et des inconscients au pouvoir surtout s ils sont épaules par des violeurs et des voleurs

    • 9 avril 2009 à 08:15 | fandresena (#299) répond à ranaivo

      avelao hitondran’ny vehivavy azy fa izay mahaviuta dia manao daholo e !

      mahereza ary mivavaka ho anareo mba hahavita e !

  • 9 avril 2009 à 09:11 | Mampalahelo (#924)

    Mahereza daholo, mazotoa mivavaka, dia Jesosy Tompo anie hialoha lalana anareo !

  • 9 avril 2009 à 09:52 | Balita (#216)

    Vous voyez la 7ème photo : ROMBO ROMBO ROMBO ROMBO

  • 9 avril 2009 à 10:03 | tsivery (#1981)

    C’est une chose positive de voir les femmes Malgaches prendre part à la vie politique de notre pays.

    Ce serait une bonne chose pour Madagascar que les femmes s’impliquent plus dans les organes de décision, à tres haut niveau, qu’elles ne se contentent pas d’être au niveau opérationnel et d’exécutantes, car je suis convaincue qu’elles auront une autre vision de la société, des angles plus responsabilisants et non une gouvernance par pouvoir stricto sensu.

    Bon courage les filles !

  • 9 avril 2009 à 10:10 | xena (#774)

    Ireto olona ireto koa anie dia mampahalahelo ny toetsainy satria ny zavatra rehetra nanamelohan-dry zareo an’ny TGV fahiny no averin-dry zareo à la lettre !
    Tsy hahomby nefa izany satria stratégie efa fantatry ny rehetra ! Angaha adala ny vahoaka sy ny HAT ka hanaiky ho rebirebena amin’izany !

    • 9 avril 2009 à 10:40 | Ralita (#548) répond à xena

      Ho an’i XENA
      Tena tsy te hamaly izay lazainao aho , sady omaly efa nifanaraka izahay fa aza mamaly izay lazain’i XENA fa fisaka hotran’ny taratasy ny fijerinao. Tsy lasa lavitra ny analyse fa fisainana bontolo fotsiny tahaka ilay olona tohanany ihany. FISAKA BE !

    • 9 avril 2009 à 10:53 | doda (#1402) répond à xena

      Amin fo tsy miangatra ndray hita ary tena tsara ny fandraisany reo vhv andraikitra,tolona atao ampilaminana ilay fitakiana.Maninona ary ra mba vehivavy ndray no atao mpitondra,hatramin nazahoantsika fahaleova tena lehilahy ihany no nitondra teo,aiza isika izao ?misy dia misy tokoa ny vehivahy manampahaizana ary mety tsara tsara hatraminizay ny fomba hitondrasany, midera ireo renimpianakaviana ireo aho na dia tsy momba an’i Ravalo aza,ary tena maniry aho mba hisy vehivavy hilatsaka filoham-pirenena @fifidianana manaraka ohatra ny Ramatoa Elia misimisia ry bavy isany,fa ianareo vehivavy ko dia afaka mandray raharaham-pirenena

    • 9 avril 2009 à 11:00 | doda (#1402) répond à Ralita

      Aminy fo tsy miangatra aloha dia midera ireo vhv reo aho,ary tena mafinaritra mahita vhv mandray andraikitra izay azony atao @raharaham-pirenena,enga anie mba hisy vehivavy hilatsaka filoham-pirenena @fifidianana efa nahafinaritra ny nilatsahany Ramatoa Elia t@fifid 2006

    • 9 avril 2009 à 11:46 | racynt (#1557) répond à doda

      za koa dia manohana mafy an’ireo vehivavy ireo e
      Misimisia marina ny toa an-dry Elia fa tena zay teo rehetra tsy hita daholo zay natao nefa vatan-dehilahy

    • 9 avril 2009 à 13:02 | fandresena (#299) répond à racynt

      Elia= Andry ;
      Mila vehivavy azo antoka tahaka an-dry Hanta.
      Ary hono ho aho ? Ndeha indray isika hankeny am ambassade de France dia hasiana soratra toy izao :

      DEHORS LES FRANCAIS et BIENVENUE LES AMERICAINS di sady mametraka taratasy ao am ambasaderany hoe : ampy izay tompoko ny fiaraha-miasa aminareo fa mandehana mody amin’izay fa izahay dia hifidy ny Amerikana ho mpiara-miasa aminay .Dia hazavaina eo ny antony rehetra ( MPAMPIADY Ny SAMY MALAGASY HATRIZAY sns..)
      dia avy eo indray mankeny am Ambassade Amerikana dia milaza hoe :

      VENEZ LES AMERICAINS et DEHORS les FRANCAIS !

      dia mametraka taratasy koa miangavy fiaraha-miasa matotra sy mahomby miaraka am antony maromaro( Mitovitovy ny kolontsina sady ny Filoha Amerikana dia mainty tahaka antsika sns..)

      amin’izay dia tena ny rehetra mihintsy no mandeha be dia be .

      dia izao koa an ! aza ajanona ny tolona raha sanatria ka tsy omeny toerana fa eny am ARABE manao fotoana dia mandeha eran’ny Antananarivo hatrany mahitsy mitsena ny avy any ankazobe sy namany e ! Ny sasany mankany Ambatolampy mitsena ny avy any Antsirabe : ny sasany avy any Tsiroanomandidy sy ny avy any Toamasina tsenaina eo manjakandriana . Hetsiketsehina tsara e !
      Organiser o hatanjaka ny tolona e !

    • 9 avril 2009 à 15:44 | RAKOTOBE (#688) répond à fandresena

      ho an’i fandresena

      tena favy be ny hevitrao ;tokony ho haraina.

      Mahereza ny tovovavy , bon courage.

    • 9 avril 2009 à 22:23 | racynt (#1557) répond à fandresena

      tsy di d’accord aho satria ny vadinay fantsay nefa zahay samy anti-tgv donc non, pas de « DEHORS LA FRANCE »

    • 10 avril 2009 à 02:55 | guilain (#2011) répond à racynt

      eh bien ! en voila autre chose.Occupons nous de nous d’abord arretons de foutre dehors ceux qui sont déja parti,et il faut arreter de fantasmer sur les américains,on a pas de pétrole à Mada.

  • 9 avril 2009 à 14:47 | xena (#774)

    Tsara ny manipika eto indray ireo ratsy vitan-dRavalo :
    - Nampifangaroiny ny fitondrany ny orinasany sy ny firenena
    - Nampifabgaroiny ny maha filoham-pirenena azy sy ny maha filoha lefitry ny FJKM azy
    - Nogadrainy ireo tsy nitovy hevitra taminy
    - nidiny ireo radio sahy niteny ny marina momba azy : ny fandaharana karajia RDB, ny TV VIVA sy ny hafa koa !
    - Noroahiny ry Père Urfer
    - Ny fividianany tsy amin’antony ny Air Force One 2
    - Ny saika ivarotany ny tanindrazana tamin’ny Koreana !
    - Ny fanaovan’ny orinasany TIKO ampihimamba ny ny resaka ara-toe-karena
    ...santionany fotsiny ireo, fa tsy ho adino ireo olona marobe novonoiny tamin’ny 06 février !

    • 9 avril 2009 à 15:48 | fandresena (#299) répond à xena

      fady angaha ny nadroaka ny pere urfer ?
      mieriotrereta ianareo catholique malagasy rehetra fa tena zava-doza .

      fasciste hono ity Pape benoit 16. Efa ela aho no nisy katolika namana niteny izany tamoko fa tsy te-hino aho saingy nitaditady porofo hatrany.
      jereo izany boky mitondra titre hoe Die Aula izany dia mba adikao ho an’izay mahay teny allemand fa tena zava-doza.

      o ry katolika Malgasy o ! ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY ITOKIANA fa aza mitoky amin’olombelona sy ny sary intsony fa tena lalina ity rey olona fa MISEHO DAHOLO NY SARON-TAVA REHETRA a

      MAHEREZA MIVAVAKA ry MALAGASY rehetra FA TENA ADY am devoly ity ataontsika ity.
      na potika tanteraka isika na MANDRESY !

      TSy AFAKa HANDRESY amin’ny alalan’ny NOFO AMAN-DRA isiska fa TENA NY VAVAKA amin’ny ANARAN’Ny JESOSY KRISTY irery ihany no handresentsika . Mahereza fa MATY KRISTY PASKA HO ANTSIKA ary MITSANGANA IZY dia FANDRESENA ho ANTSIKA !

    • 9 avril 2009 à 17:28 | nofy (#668) répond à xena

      Xena ! hainao tsara no manameloka olona ary tsy misy hadinonao na iray aza, ampinganao araka izany ny fitsarana olona, tsarovy fa olombelona ianao fa tsy Andriamanitra akory, aza dia entin’ny fankahalana olona diso tafahoatra toa io( io olona hankahalanao io aza efa nifona, ka raha mahazo famelan-keloka amin’Andriamanitra izy dia ho tsara fiafarana fa ianao indray no ho ratsy fiafarana ) ny tena fitiavan-tanindrazana dia miantomboka amin’ny fitiavana ny akaiky anao sy ny mpiray tanindrazana aminao, fa tsy ny fankahalana ny olona rehetra noho ny olona iray, ary omeo ny solution handrosoan’ny firenena hiraisana, fa aza dia faly ny mitsikera ny lasa fotsiny, na aleo mangina rehefa tsy mahita hafa tsy fanaratsiana, fankahalana, mahita lazaina foana ianao hanamarinan-tena na dia hita izao aza fa rariny sy hitsiny ny ataon’ny hafa, aminao ratsy avokoa rehefa tsy mitovy fisainana aminao, mba mahalala menatra.

  • 9 avril 2009 à 17:22 | xena (#774)

    Inona moa no idiran’ny papa Benoit 16 amin’ny resaka ataontsika eto.
    Raha ny marina dia very fihinanana ianareo protestant dia mitady ny hirika rehetra hamerenana an-dRavalo, satria voatery manana rakitra fahadimy ankehitriny !
    Mba finoana inona koa izany manana filoha lefitra mpamono olona sy mpangalatra toa an-dRavalo ! Antokom-pinoana manana filoha tranobean’ny lainga toa an’i rasendrahasina ! Mahamenatra ! Raha izaho no FJKM aleoko lavitra mankeny amin’ny Daoud na manao pentekotiste !

    • 9 avril 2009 à 17:55 | nofy (#668) répond à xena

      Xena ! jamban’ny fankahalana loatra ny masonao ka na dia fantatrao izao aza ny zava-miseho ankehitriny, noho ireo arovanao dia modianao fanina, tandremo fa ho avy ny fotoana tena hahafanina anao ka eo ianao vao hihakarapoka @ tany, dia eo ianao vao ho tonga saina hoe : noho ny fankahalako olona tokana no niteraka fankahalana olona maro, ary koa ny fiarovako olona iray ka na ratsy aza no vitany dia nekeko fa ho nety tanteraka, dia aiza ilay fitiavana tanindrazana ? fitiavana an’i Rajoelina no miboiboika sa tsy izany ?

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS