Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 9 décembre 2022
Antananarivo | 05h24
 

Enseignement

Enseignement

931 établissements Manara-penitra à travers le pays

samedi 23 juillet | Mandimbisoa R.

« Offrir une éducation de qualité pour tous les enfants ». Tel est l’objectif de l’Etat malgache, inscrit dans le « Velirano numéro 4 » du président de la République, et mis en oeuvre par le ministère de l’Education nationale et qui se concrétise par l’installation des établissements scolaires « Manara-penitra ». Le lycée d’Amborovy à Mahajanga I, que le président de la République, a inauguré hier, dans le cadre de sa tournée dans la région Boeny, en fait partie.

Le premier lycée qui y a été construit dans cette localité date de 1954. Il s’agit du lycée Philibert Tsiranana. Avec cette nouvelle infrastructure, les élèves n’auront plus à parcourir plusieurs kilomètres pour aller à l’école. D’après la ministre de l’Éducation nationale Sahondrarimalala Marie Michelle, 931 établissements scolaires « Manara-penitra » ont déjà été construits et/ou en cours de construction à travers le pays. Rien que dans la Région Boeny, 15 écoles « Manara-penitra » ont été construites dont 5 à Mahajanga ville.

Mais il n’y a pas que les établissements scolaires du primaire et du secondaire, l’Etat a également mis l’accent sur l’université. Dans le cadre de ce déplacement à Mahajanga, le président de la République a également procédé à la cérémonie d’inauguration des dortoirs de l’Université de la cité des Fleurs. Désormais, elle possède de nouveaux dortoirs pouvant accueillir jusqu’à 300 étudiants.

« Nous devons soutenir nos jeunes car ils sont l’avenir de notre pays. C’est pourquoi nous avons prioriser la construction de 13 universités à travers Madagascar pour leur donner une chance d’avoir accès à un enseignement supérieur de qualité et de proximité après le baccalauréat », a déclaré Andry Rajoelina qui dans le cadre de sa tournée a également présidé plusieurs autres cérémonies d’inauguration de bâtiment public comme celui du Bureau national de gestion des risques et catastrophes (BNGRC) à Amborovy Mahajanga et le bureau du district du ministère de la Population, de la Protection sociale et de la Promotion de la Femme.

10 commentaires

Vos commentaires

  • 23 juillet à 10:06 | Liberty (#3679)

    De tsy maintsy atao orange daholo ve hatrany antsekoly re olona ô ? Sao de efa tena mitapy nareo ?

  • 23 juillet à 10:43 | MALIBUC (#9345)

    Ils sont ou les profs et les instits avec de vrais diplômes, pas achetés ou trafiqués ?
    Cela me fait penser aux hôpitaux sans médecin ni personnel construit par sa majesté en 2013.

  • 23 juillet à 22:51 | Albatros (#234)

    J’aime bien le : "« Offrir une éducation de qualité pour tous les enfants ». Tel est l’objectif de l’Etat malgache" !.

    Surtout quand le principal intéressé (le chef de l’Etat !),envoi ses enfants étudier en Europe !.

    Mais les "petites mains" du (#7070) ont certainement une explication !.

  • 24 juillet à 10:03 | lé dezertera (#11352)

    tsetsatsetsa tsy haritra :

    Mba jereo anie ilay sary momba ity hoe "sekoly manara-penitra" e !
    Re kaky ianao ô !
    Jereo ireo tariby kabla mivalapatra sy misaritaka amin’ny tany, dia izao ve no antsoina hoe "manara-penintra" ?
    Iny hono fa sady manazava lesola ilay mpampianatra no mandeha ao an-dakilasy. Variana mijery ny mpianatra resahiny izy ka tsy tsaroany fa misy ireo kabla tariby misandrahaka amin’ny tany :
    - nisaringotra tao ny tongony iray
    - nianjera ilay mpampianatra
    - nampalahelo fa nahazo ny sisin-databatra ny fehirifany
    - maty tsy trà-drano teo ilay mpampianatra

    Misy ny hanome tsiny momba io ohatra io izay lazaiko tsy ampihambahambana fa toe-javatra mety hiseo tokoa.
    Izany no hisian’ireny antsoina hoe CHSCT any amin’ny orin’asa toa ny any Lafrantsa (ohatra nalaina io satria ilay firenena tian’ny dondrona kaondrana raisina ho ohatra foana eto).

    Aza manody ihany ny tsy fahampian-tsolaitra toa ny an’ny foza (io no kritera ahazoana miditra sy milatsaka ho foza ho an’izay tsy mahalala).

  • 24 juillet à 18:59 | TAHINA (#9882)

    Madagasikara AKADEMIA misahana ny HARENTSAINA, ny KOLONTSAINA, ny KOLOSAINA, ny HaiFAMPIANARANA, ny HaiFANABEAZANA, ny HaiFANARENANA IFOTONY sy ny HaiFAMPANDROSOANA Matotra sy Maharitra ny FIRENENA.
    Ny Profesora Johnson Jacky THAÏNA
    Profesora Ny HaiMAROLAFY sy ny Rohivondronan-TARANJA
    Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire et Conférencier
    Enseignant d’Université
    No maneho ary MANENTANA ity ZARA SOAFAHALALĀNA ity ho ANTSIKA Olom-pirenena REHETRA (Ray aman-dReny, Raiamandreny, TANORA, ANKIZY sy ireo TARANAKA mbola ho avy)

    ANTSO AVO !... FANAIRANA AVO !... FAMPITANDREMANA AVO !...

    Efa MIHARIHARY fa efa IDIRAN-DOZA MITOTONGANA POTIKA FAOBE io ny FIRENENTSIKA !…
    TSY AMPY intsony, TSY TSARA, sady TSY MATOTRA ny MITSIKERA-MITSIKERA fotsiny. Ny tena ILAINTSIKA dia ny MAMPAZAVA ny TENA OLANA IFOTONY nahaPOTIKA mahaPOTIKA FAOBE ny FIRENENTSIKA, ary FARANANTSIKA amin’ny FANOMEZANA ny tena VAHAOLANA tsara, matotra sy maharitra…

    1960-2022 NITOTONGANA, RATSY na ny lafiny RAFITRA na ny lafiny SAINA, ary POTIKA ho azy TSY mahagaga ny FAMPIANARANA sy ny FANABEAZANA eto Madagasikara !

    DISO ary FITAKA raha RINDRINA miloko sy DABLIO no lazaina fa SEKOLY manara-PENITRA !
    Na ny Banky Mondialy aza efa NANAITRA ! 97 % ny Ankizy latsaky ny 10 taona TSY MAHAY MANORATRA, TSY MAHAY mamaky TENY ! TSY MAHAFEHY na teny Malagasy na teny frantsay, na anglisy…TSY MISY HaiPôlitika stratejika madio sy mazava ny TENY enti-mampianatra !...Ny MPAMPIANATRA kanefa TSY MAHAY akory izay TARANJA tokony AMPIANARINA ! TSY MISY HaiPedagôjia ! Ny PRAOGRAMA RATSY kalitao ! ...Fampianarana sy Fanabeazana TSY MAHASAHANA TSY MAHAMPITA akory ny HARENTSAINA tena ilain’ny HaiFAMPANDROSOANA ! fa efa mampidi-DOZA ! MITOTONGANA ! RATSY ! MISAFOTOFOTO ! MONAMONAINA !...manao SORONA an-JAMBANY ny TANORA ! sy ny ANKIZY !... lasa TOSIKA mampitsaoka andaharana ! TSY MISY haiFIFANDRAISANA amin’ny ASA sy ny HaiORINASA !...Dokambarotra ZAZA SAINA tena DISO ary FITAKA raha milaza ilay hoe Filohampirenena fa « ny teknolojia nomerika hono no vahaolana ! » « zarainy rakibolana hono dia lasa MAHAY DAHOLO ny Mpianatra !... »...POROFO fa TSY MISY HaiJERY AVO MITAMBATRA, TSY MISY HaiFANDALINANA sy LAMINA… fa de hetsi-po VETIVETY ! kabaribary TSY mahatakadavitra ! mijabajaba ANDRAKANDRANA KITOATOA ! nanovanova ny Ministry ny Fampianarana sy ny Fanabeazana)…
    Ny Ministry ny KOLONTSAINA TSY mahafantatra akory ny tena DIKANY, ny HaiJERY AVO MITAMBATRA, ny HaiFANAJANA, ny HaiFITANDREMANA, sy ny HaiFANANDRATANA ho AVO KALITAO ny atao hoe « ny KOLOSAINA » sy « ny KOLONTSAINA » maha izy azy ny maha Malagasy…

    Mba AMPAZAVA tsara ho azy ny TENA VAHAOLANA HaiFANARENANA IFOTONY sady HaiFAMPANDROSOANA tsara KALITAO matotra sy maharitra ny FIRENENTSIKA …, dia TSY azontsika IHODIVIRANA intsony, fa ATAONTSIKA MAZAVA tsara MIALOHA ireto TEBOKA TELO(3) tena OLANA IFOTONY nahaPOTIKA ny FIRENENTSIKA ! ! Ary indrindra indrindra, tena NAHAPOTIKA FAOBE ireto FOTOTRA FITO (7) SAROPADY TENA miantoka ny AIN’ny FIRENENTSIKA sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA .
    Tohiny etsy AMBANY

  • 24 juillet à 19:07 | TAHINA (#9882)

    Tohin’ny etsy AMBONY
    ireto TEBOKA TELO(3) tena OLANA IFOTONY nahaPOTIKA ny FIRENENTSIKA ! ! Ary indrindra indrindra, tena NAHAPOTIKA FAOBE ireto FOTOTRA FITO (7) SAROPADY TENA miantoka ny AIN’ny FIRENENTSIKA sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA .

    1. Ny FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA teto Madagasikara dia efa VOASANDOKA FITAOVANA, RAFITRA sy SAINA MALOTO !... VOLA MIAFINA MAIMBO MALOTO ! TSY MISY FAMERANA ! TSY MISY hoe VOLA AVY AIZA ? TSY MISY LALᾹNA MANASAZY !... VOASANDOKA CENI-MALOTO AMBOLETRA (aty Afrika) avy any IVELANY mikirakira AMBADIKA ilay FIFIDIANANA MALOTO !... ANDRAOFANA an-JAMBANY ny FAHEFANA rehetra ! ... TSY AZO IVALOZANA Rakotoarisoa HCC-MALOTO !… VORODAMBA sy Kasikety ! JIRO Mipipika FAMPANDIHIZANA adàla FITOMBENANA !...MANETRY ny maha Malagasy ANTSIKA ho VENDRANA ! Ny FIRENENTSIKA ho mora ARIPAKA ho VOARIPAKA POTIKA an-JAMBANY an-KADY amin’ny FAMPAHANTRANA marolafy…

    2. Kandidà ROA samy TSY MANANA akory ny FAHAIZANA (« COMPÉTENCES ») sy ny FAHALALᾹNA (« CONNAISANCES et SAVOIRS ») takian’ny ANDRAIKTRA AVO SAROPADY no NIJABAJABA nifaninana MIADY ho FILOHAMPIRENENA sady ho Filohan’ ny CSM (Filankevitra Ambony ny Magistratiora !) Manao fifanarahana TSY MISY HaiFITANDREMANA any ivelany ka MANGEJA ! mampidi-DOZA ny FIRENENTSIKA : A N Rajoelina TGV-MAPAR-IRD Mpanao DOKAMBAROTRA ZAZA-SAINA sehoseho HETSI-PO VETIVETY-DJ VELIRANO TSY NISY FANDALINANA TSY NISY LAMINA Planina STRATEJIKA MIALOHA enti-MANATANTERAKA ! zara raha manana « Bac » ka mora MIANJERA amin’ny DISO ! ny POAKATY ! ny FITAKA ! Ny Manala-baràka MANETRY ny maha Malagasy ANTSIKA ho VENDRANA ! ary TENA MAMPIDI-DOZA ! nifaninana tamin’i M. Ravalomanana-TIM MPITONDRA RONONO TSY TANY AN-TSEKOLY ! ka AMBOLETRA « MINOA FOTSINY IHANY !... » SEHO IVELANY POAKATY ihany koa ! efa NAMPIDI-DOZA NANDRIPAKA ny TOEKARENA sy ny HAREM-PIRENENTSIKA sady MAMPIFANGARO ny VOLA MIAFINA MALOTO ! RAFITRA MALOTO sy ny FIANGONANA-FJKM-BAIBOLY-ANDRIAMANITRA…

    3. TENA NAMPIDI-DOZA namarina ANTSIKA an-KADY koa ny FANAOVANA DISO ! sy ny FANDIKA MALOTO ! ny teny hoe « PÔLITIKA » teto Madagasikara !...

    TSY NISY, ary mbola TSY MISY ny TENA HaiFAMPIANARANA tsara KALITAO ; TSY MISY ny TENA HaiFANABEAZANA MORA AZO TSARA KALITAO MANAZAVA sady indrindra MAMPITANDRINA ho ANTSIKA REHETRA ny TENA DIKANY MADIO ary MENDRIKA ny teny hoe « PÔLITIKA », ny ETIKA (fitondram-piaina, fahaiza-miaina) sy ny DEÔNTOLOJIA (fitsipi-piaina), ny HaiSOATOAVINA, ny HaiPEDAGÔJIA ary indrindra ny FAHAIZANA (COMPÉTENCES) sy ny FAHALALᾹNA (CONNAISSANCES-SAVOIRS) TSY MAINTSY ANANANAO raha te anao « PÔLITIKA » na te ho FILOHAM-PIRENENA, na te ho PRAIMINISTRA, na te ho MINISTRA, na LOHOLONA, na SOLOMBAVAMBAHOAKA…, mba TSY AMPIDI-DOZA lasa MPANAO HETSI-PO vetivety ! FITAKA ! DISO ! FAMOTEHANA ! FAMPAHANTRANA ! MAMARINA AN-JAMBANY AN-KADY ny FIRENENTSIKA dia i Madagasikara sy isika Vahoaka Malagasy Zanany (Ray aman-dReny, Raiamandreny, TANORA, ANKIZY, sy ireo TARANAKA Malagasy mbola HO AVY !...
    IREO TEBOKA TELO ireo izany no tena OLANA IFOTONY NAHAPOTIKA ! MAHAPOTIKA FAOBE ho azy TSY MAHAGAGA ny FIRENENTSIKA ! Ary indrindra indrindra, NAHAPOTIKA FAOBE ireo FOTOTRA FITO (7) SAROPADY TENA miantoka ny AIN’ny FIRENENTSIKA sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA .

    Fa inonona tokoa moa ireto hoe « FOTOTRA FITO (7) SAROPADY »ho POTIKA FAOBE ho azy ireto ?
    Ndao àry ho JERENTSIKA ary ho FANTARINTSIKA izany…
    Tohiny etsy AMBANY

  • 24 juillet à 19:17 | TAHINA (#9882)

    Tohin’ny etsy AMBONY
    IREO TEBOKA TELO voatanisa etsy ambony ireo no tena OLANA IFOTONY MAHAPOTIKA FAOBE ho azy TSY MAHAGAGA ny FIRENENTSIKA ! satria NAMPIDI-DOZA NAHAPOTIKA FAOBE ireto FOTOTRA FITO (7) SAROPADY TENA miantoka ny AIN’ny FIRENENTSIKA sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA azy :

    1. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny FAMPIANARANA sy ny FANABEAZANA eto Madagasikara !
    2. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny TOEKARENA sy ny SOSIALY !
    3. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny Lalàna sy ny FITSARÀNA !
    4. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny FIAROVANA marolafy ny FIRENENTSIKA !
    5. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny FITANDREMANA ny fanatontoloana sy ny fifandraisana eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena maro fahasarotana !
    6. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny HaiGOVERNANSY, ny HaiRAFITRA stratejika , ny Kalitaon’ny HaiFITONDRANA ny FIRENENTSIKA ! (Filoha sy ny Governemantany ANDRAKANDRANA KITOATOANY (fanovana in-5 tao anatin’ny 3 taona !)) LANY ANDRO SEHOSEHO Dokambarotra ZAZA SAINA Hesti-po vetivety, miteniteny foana ! mampidi-DOZA mahaPOTIKA an-JAMBANY mamarina an-KADY ny FIRENENTSIKA !...
    7. POTIKA ho azy TSY mahagaga ny FIFAMPITOKISANA tena ilain’ny RAFITRA Systemika sy TAMBAZOTRA STRATEJIKA HaiFIARAHA-MIASAn’ireo MANAM-PAHAIZANA Malagasy eto Madagasikara sy any ivelany MANERANA izao TONTOLO izao, manana FINIAVANA, FANIRIANA voajanahary ANAVOTRA, ANATANTERAKA ny tena HaiFAMPANDROSOANA ny FIRENENY ! ny FIRENENTSIKA !
    Inona àry no TENA VAHAOLANA matotra sy maharitra ka sady HaiFANARENANA IFOTONY no HaiFAMPANDROSOANA ny FIRENENTSIKA ?
    Manasa antsika, andao àry jerentsika ary fantarintsika ny tena VAHAOLANA.
    Tohiny etsy AMBANY…

  • 24 juillet à 19:23 | TAHINA (#9882)

    Tohin’ny etsy AMBONY
    Ny TENA VAHAOLANA Matotra sy Maharitra sady tsara KALITAO : Ny HaiJERY AVO MITAMBATRA (« Vision systémique et stratégique »), sady FAMONJENA no HaiFANARENANA IFOTONY, ny HaiGovernansy, sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA matotra sy maharitra ny FIRENENTSIKA…
    ARAVONTSIKA ho teboka 3 :
    1. FANDRAVANA io Governemanta ANDRAKANDRANA kitoatoa faha-5 tao anatin’ny 3 TAONA io !…ATSANGANA ny Governemanta-Filankevitra AMBONY ny Stratejia HaiFANARENANA IFOTONY ny KALITAOn’ny GOVERNANSY sy FAMPANDROSOANA an’i Madagasikara.
    Création d’un « Gouvernement-Conseil Supérieur Stratégique pour la REFONDATION de la Qualité de la GOUVERNANCE et le Développement de Madagascar ».
    2. AMPIARINA ny FIFAMPITOKISANA RAFITRA Systemika sy TAMBAZOTRA STRATEJIKA HaiFIARAHA-MIASAn’ireo MANAM-PAHAIZANA Malagasy eto Madagasikara sy any ivelany MANERANA izao TONTOLO izao.
    3. Ny VAHAOLANA tohiny dia efa VOARAVONA (Teny Frantsay) etsy ambany « ny ANDRAIKITRA « Missions » » n’i Madagasikara AKADEMIA sy ny Oniversiten’ny HARENTSAINA, ho POROFO fa TENA ILAINTSIKA koa no sady ILAIN’ny TENA HaiFAMPANDROSOANA ny FIRENENTSIKA ny mifehy ary MAHAY TENIM-PIRENENA hafa…

    (Tohiny etsy AMBANY...)

  • 24 juillet à 19:25 | TAHINA (#9882)

    (Tohin’ny ety AMBONY...)
    3. Ny VAHAOLANA tohiny dia efa VOARAVONA (Teny Frantsay) etsy ambany « ny ANDRAIKITRA « Missions » » n’i Madagasikara AKADEMIA sy ny Oniversiten’ny HARENTSAINA, ho POROFO fa TENA ILAINTSIKA koa no sady ILAIN’ny TENA HaiFAMPANDROSOANA ny FIRENENTSIKA ny mifehy ary MAHAY TENIM-PIRENENA hafa…

    Ny Profesora Johnson Jacky THAÏNA
    Profesora Ny HaiMarolafy sy ny Rohivondronan-taranja
    Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire et Conférencier
    Enseignant d’Université
    Namorona sady prezidàn’ny Rafitra :

    MADAGASCAR-Académie et Université des SAVOIRS
    . Pour le PEUPLE-Malagasy-ENFANTS de Madagascar, pour une ÉDUCATION NATIONALE de Qualité un SYSTÈME ÉDUCATIF et une ÉDUCATION CITOYENNE de Haute Qualité.
    . Pour la Qualité Systémique et l’Efficience de l’ÉTAT, des INSTITUTIONS, de la PRÉSIDENCE de la République et de la Bonne GOUVERNANCE de Madagascar.
    . Pour la SYSTÉMIE et la STRATÉGIE de DÉVELOPPEMENT de QUALITE et DURABLE de Madagascar.
    Ses Missions :
    EXPERTISE Audit-Conseil/ Analyse-Diagnostic Problématique Solution/VISION /VEILLE /Créativité Proactivité Innovation Ingénierie/ Pertinence-REGULATION-Restructuration-REFONDATION/ SYSTÉMIE et STRATÉGIE/ Coaching MENTORAT (Mentoring) et LEADERSHIP pour la SYSTÉMIE et la STRATÉGIE de DÉVELOPPEMENT de QUALITÉ et DURABLE de Madagascar, face à la RÉALITÉ et les VRAIES PROBLÉMATIQUES de la MONDIALISATION Globalisation FINANCIARISÉE...
    EXPERTISE de l’ÉFFICIENCE de la QUALITÉ SYSTÉMIQUE et de la STRATÉGIE de la PRÉSIDENCE de la République, de la GOUVERNANCE, de la PRIMATURE, des MINISTÈRES… et de la PRÉVENTION des problématiques de dangereuses DÉFAILLANCES de l’ÉTAT et des INSTITUTIONS à Madagascar.
    EXPERTISE pour un SYSTEME ÉDUCATIF de QUALITÉ, pour une ÉDUCATION NATIONALE de QUALITÉ, une ÉDUCATION CITOYENNE de Haute QUALITÉ pour TOUS à Madagascar.
    EXPERTISE sur l’ENTREPRENEURIAT de qualité à Madagascar (Enseignement et Formation de qualité, Création d’une entreprise, VISION MANAGEMENT et STRATÉGIE, SUIVI…) la TRANSVERSALITÉ Systémique et Stratégique du PATRIOTISME, du PATRIOTISME d’ENTREPRISE et du PATRIOTISME de l’ÉCONOMIE face à la REALITÉ très PROBLÉMATIQUE de la MONDIALISATION-Globalisation-FINANCIARISÉE...
    EXPERTISE et L’ENSEIGNEMENT de QUALITÉ pour TOUS à Madagascar de la « POLITIQUE » (La DÉFINITION pertinente et facile à comprendre, le CADRAGE, l’ÉTHIQUE, la DÉONTOLOGIE, les VALEURS pour la qualité et l’efficience, la CONFIANCE CITOYENNE, les SAVOIRS-CONNAISSANCES et les COMPÉTENCES nécessaires, le SENS de la PÉDAGOGIE d’une ÉDUCATION CITOYENNE de qualité pour TOUS et pour le DÉVELOPPEMENT de qualité et DURABLE de Madagascar…) la GéoPOLITIQUE, La GéoSTRATÉGIE, La DIPLOMATIE, La RÉALITÉ, les VRAIES PROBLÉMATIQUES de la MONDIALISATION-Globalisation-Financiarisée SANS GOUVERNANCE crédible et SANS DROIT International crédible …
    (Tohiny etsy AMBANY…)

  • 24 juillet à 19:29 | TAHINA (#9882)

    (Tohin’ny etsy AMBONY…)
    Pr Johnson Jacky THAÏNA
    Professeur Pluridisciplinaire et interdisciplinaire et Conférencier
    Profesora Ny Haimarolafy sy ny Rohivondronan-taranja

    Enseignant d’Université (a enseigné en France à l’Université de Rennes 1 ; à l’INSA de Rennes ; au Campus Ker Lann…) thaina.johnson@neuf.fr

    Professeur d’Economie de Mondialisation Globalisation Financiarisée Des problèmes des Relations Internationales Droit et Institutions Gestions : Marketing Technologie et Production Comptabilité et Finance Ressources Humaines Entrepreneuriat Management Technologie Mathématiques appliquées Transversalité Communication et Culture Synergie Systémie et Stratégie de Développement

    Président et fondateur du Parti Politique :
    Rassemblement du Peuple-Malagasy-Enfants de Madagascar pour la QUALITÉ Systémique et Stratégique de la GOUVERNANCE de l’ÉTAT, la PÉDAGOGIE la SYSTÉMIE et la STRATÉGIE de DÉVELOPPEMENT de QUALITÉ et DURABLE de Madagascar.

    Mpitari-dalana, Prezidà ary Namorona ny Antoko Politika :
    Fivondronan’ny Vahoaka-Malagasy-Zanak’i Madagasikara
    Ho amin’ny Kalitaon’ ny HaiFAMPIANARAN, ny HaiFANABEAZANA, ny Systemia sy ny Stratejian’ny HaiFITONDRANA-Governansy ny FIRENENA, ny HaiFAMPANDROSOANA Matotra sy Maharitra an’i Madagasikara.

    CONTRE les A.N. Rajoelina-TGV-Mappar-IRD, Ravalomanana-TIM, Rajaonarimampianina-HVM…Responsables de la destruction systémique et stratégique de Madagascar…
    MANOHITRA an’Andriamoatoa isany (ny Governemantany sy ny Antokony…) : A .N. Rajoelina-TGV-MAPAR-IRD, M. Ravalomanana-TIM, Rajaonarimampianina-HVM… samy Tompon’andraikitra feno, nahaPOTIKA FAOBE systemika sy stratejika ny FIRENENTSIKA.

    Misaotra ANTSIKA mifampizara ity FANAIRANA, FANAMBARANA, FAMPIANARANA sady SoaFANABEAZANA ny maha OLOM-PIRENENA ity...Ny HaiFANARENANA IFOTONY sy ny tena HaiFAMPANDROSOANA matotra sy maharitra ny FIRENENTSIKA…
    Maneho ny RARY SOA...Ilay TSARA INDRINDRA…

Publicité




Publicité

Newsletter

Les actus du jour directement dans votre boîte email

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS