Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 07h20
 

Répondre à un commentaire

7 avril 2018 à 20:01 | lysnorine (#9752)

« Christine Razanamahasoa savait qu’elle était menacée d’expulsion ? »
par gvalosoa | Avr 6, 2018
http://gvalosoa.com/?p=48250

Efa hatramin’ny volana Aôgositra 2014 no nahafantatra i Ratoa ministra teo aloha fa tsy maintsy hialany ilay trano natao ipetrahany noho ny maha-ministra azy.

Noho ny fiangaviany tamin’ny 15 Desambra 2014 anefa, dia nahazo tombom-potoana hatramin’ny 15 Janoary 2015 izy hikarakarany ny fifindrany trano. Kanefa na dia efa tapitra aza ilay tombom-potoana nomena azy, dia tsy niala ka nifindra trano izy. Mbola ny Fanjakana ihany koa izany angamba no nandoa ny JIRAMA laniny, sns. tao.

Tamin’ny 11 Ôktôbra 2017 – izany hoe sahabo ho 34 volana aty aoriana – vao nampahatsiahy azy indray ny Fanjakana ny tokony hialany sy hameranany ny fanalahidin’ny trano. Enim-bolana aty aorianan’ io fampahatsiarovana farany io izany ity fanalana azy amin’ny tranom-panjakana ity (Aprily 2018).

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS