Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h51
 

Répondre à un commentaire

7 avril 2018 à 13:08 | Tiaray (#7876)

Hoy Mme Christine teto : « Ouin, ouin ! ! ! Mifona aho fa hamerina fananam-bahoaka raha vao mahazo taratasy mangataka ahy hanao izany e ! Mifona koa nanongam-panjakana sy namaky tranom-bahoaka e. Ny vavaka ataoko isan’andro anie mba hamela ny heloka bevava nataoko tamin’ity firenena ity. » RaFanja ô, aza mijery avia sy havanana fa rehefa meloka dia arahina daholo e. Raha meloka ianareo tao amin’ny assemblée nationale, dia mba mizaka koa !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS