Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 00h27
 

Répondre à un commentaire

6 avril 2018 à 16:02 | Ibalitakely (#9342)

Anisan’ny olana lehibe iray eto Madagasikara koa dia alehon’ny mpitondra mitsabo toa izay misoroka. Ohatra fotsiny ireny fanaovana trano tsy aradalàna ireny misy olona iray mananganangana tsy misy miteny fa rehefa rakotra trano tsizarizary tsy nahazo alàlana izay vao hoe tsy maintsy ravaina ; toy izany koa itony mpivarotra amoron-dàlana itony & manahy mafy aho amin’io fiantsonana vaovao etsy Andohatapenaka io fa rehefa kelikely, indrindra raha sendra misy sakoroka be indray eto @ firenena, dia ho feno mpanararaotra tsy misy tompon’andraikitra miteny, amin’izy ireny rahateo ny gros bras & ny karamaina hameno 13 mai. Dia izao asa efa ny mponina ao Morondava mihintsy ve no andrasana andripaka ny ala baobab izay vao mody taitra ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS