Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 16h16
 

Répondre à un commentaire

11 janvier 2018 à 22:12 | lysnorine (#9752)

@ RAMBO 11 janvier à 19:42
« Isandra
Donc si vous étiez la conseillère de Rajoelina vous lui suggérez de vendre son âme au diable [...] »

Misy fampahatsiahivana soso-kevitra vitsivitsy ireto, efa narosonay tamin’ny lasa, ka araka ny fitenin’ny Ntaolo, « Ataovy ovy an-tanty ka araraka hifidianana izay tsara : Ka ny mety atao, ny tsy mety avela »

1°- [forum hafa] « Re : Vers le deuxieme tour Fery-RajoHell si le president Ravalomanana ne change pas d’approche »

Envoyé par : lys-norine (Adresse IP journalisée)
Date : mar. 26 janvier 2016 07:14:40

« [...] araka ny fijerinay, mba hahazoana manomboka ny fanarenana ny firenena, dia mila miara-miasa Ingahy prezidà sy Ingahy Ravalomanana. Ohatra, raha ovàna ihany ny praeministra, dia tsy mety va re raha Ingahy Ravalomanana no tokony handray io toerana io ? »

2°- [forum hafa] « Re : Tsy Ingahy RAVALOMANANA ve no tokony ho PRAEMINISTRA ? »
Envoyé par : lys-norine (Adresse IP journalisée)
- Date : ven. 8 avril 2016 20:42:36

« [...] azon’izy roa tonta no mifanaraka MIALOHA tahaka an’i PUTIN SY MEVDEV amin’ny fifidianana ho prezidà manaraka ! ary ny tenan’Ingahy prezidà ankehitriny mihitsy no mampahafantatra ny FRANTSAY DIENY IZAO fa miaro sy manohana ny firotsahan’Ingahy Ravalomanana ho prezidà izy !

« Iaraha-mahalala fa FITSARANA TSY ARA-DALÀNA ambany fifehezan’ny MPANONGAM-PANJAKANA no nanameloka an’Ingahy Ravalomanana, prezidà ARA-DALÀN’i Madagasikara. Ny mpanongam-panjakana tamin’ny 2009 no tokony hampiakarana fitsarana araka ny fomba amin’ny Fanjakana TENA fehezim-bahoaka (État DÉMOCRATIQUE) sy TAN-DALÀNA (État de DROIT).Fomba nosihosen’ny « communauté internationale » mban-dry BAN-KI Moon [...] »

« - Date : ven. 8 avril 2016 23:09:48

« [...] Aoka koa tsy hohadinoina fa BETSAKA no EO AM-PELATANAN’i FRANTSA ny ao anatin’ny HERIM-PAMORETANA rehetra eto Madagasikara ka ZARAN’izy ireo indray aza MAHAZO ANTONY - ny “fanapoahana sarom-bilany MITERAKA ’TSY FILAMINANA’ [...] - HAMPANDRIAKA RÀ indray eto KA VAO MAINKA hanamafy ny jadona fanaony sy ny fandrobahany ny harem-pirenena.

« Paik’adin’ny Frantsay hatrizay hatrizay izany, ary TSY HO ZAKANY MIHITSY manko RAHA MIFANARAKA Ingahy prezidà ankehitriny sy Ingahy Ravalomanana.

« FIVONDRONAM-PIRENENA ihany, IZANY NO HANY LALÀN-TOKANA hisorohana izany, dia ny FIARAHA-MIASAN’Ingahy prezidà sy Ingahy Ravalomanana ao anatin’ny governemanta iray. Tetik’i Frantsa ny hanokorontana mba hametrahany olon-kafa solon’Ingahy prezidà [...] »

(Hofaranana)

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS