Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h51
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2017 à 19:17 | cacatoès (#9758)

Tsy hovana zany tsony ry lerony ny konstitution a !! Efa erin-taona mialohan’ny fifidianana ve vao hoe hovako fa tsy lasa e !! Inona dray zao ny fika ao ambadika ny lohan’ny laisany ao !!
FITADIAVANA FIKA HIFIKIRANA SEZA NO AO E !!!
Zany no efa no soratako hoe, izay tonga eo ireto panao polifika tsy manjary ireto dia mievitra azy ho panjaka doly ka tsy hiala eo raha tsy efa maty dia homena ny zanaka aman-jafiny dray ny fahefana !!
Mbola lavitra ny lalana ry zama a !!!

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS