Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 22h26
 

Répondre à un commentaire

15 septembre 2017 à 19:05 | katibo (#9077)

eny ary. Andao ekena ary fa tsy hilatsaka io filoha io ankehitriny io. azo saintsainina vé ny tokony hirotsahan’ny ravalo sy rajoely eo ? averiko eto hatrany fa io CFM io anie ka mbola fahavalo iaraha-manan’izay filoha teo aloha e. Variana amin’ny constitution eo dia mandady ny trambo ka izay vao samy taraiky eo. noho izany na constitution na CFm dia tsy hamela moramora izay mpifandrina mety hatanjaka ka hamotika ny hvm izay resy lahatra fa manana paikady handresena amin fifidianana. ravalo , Ratsiraka samy 2 mandats. ny hvm ihany koa mba te ho eo fanindroany. toy ny mahazatra izay nitondra teo, tsy mila mamim-bahoaka vao mahazo fahefana. Tsy manamaivana vahoaka sanatria ny tenako fa hita maso loatra ireo nataon’ny teo aloha ka mora alaintahaka.
koa, na misy fitsapankevibahoaka na tsia dia efa mazava ho azy ny valimpifidianana. amiko mety tsy ho vahaolana ny fifidianana satria efa ireo iarahamahita ireo ny tetika entin’ny fitondrana misy.
Samby tsara !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS