Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 03h57
 

Répondre à un commentaire

14 septembre 2017 à 10:34 | katibo (#9077)

akory aby.
Raha mpitety faritra isika dia afaka manatsoaka hevitra momba ny tsy fandriampahalemane. raha manontany ny hevitry ny mpitandro filaminanan (tsy be galona) ihany koa dia mety hanan-kolazaina ihany koa. ohatra : rehefa miasa folo taona nq mihoatra any ami’ny tany lavitra andriana NY mpitandro filaminana dia mangataka ny hifindra toerana somary renivohitra mba hitsinjovany ny taranany kokoa. mino aho fa tsy diso io fijeriny io satria ny zanaka no harena. Manaraka izany ny mpitandro filaminana no mijaly ampanambadiana indrindra eo amin’ny fiarahamonina. Ny Antony dia noho izy ireo tsy miaratoerana firy amin’ny ankohonany. Araka izany, mba hampilamintsaina azy ireo dia tokony hisy hatrany ny fotodrafitrasa fototra tsy dia lavitra ny toby : école, hôpitaly, communication, lalana. izany hoe mitovy amin’ny filan’ny olondrehetra ihany no ilain’ny mpitandro filaminana satria ao anaty fiarahamonina izy no mitoetra. araka izany mba hampisy filaminana dia ireo notainisaina etsy ambony no tokony himasoana. Raha général no grade misy ahy, tsy hipetraka any Betroka aho, tsy ho any antsakabary mihits ny poste misy ahy. fantatro tsara anefa ny adidiko eo amin maha mpitandro filaminana ahy sy izay miandry anakahy eo amin’ny firenena. NY Antony ? tsy feno NY fepetra. raha feno NY ampahany amin’ireo dia mety ho antenaina ihany ny hisian filaminana eto amintsika. izaho resy lahatra amin’izany fa na any amin’ny 10000km aza aho dia hiverina any dago satria milamina ny tanindrazako.
farany, tsy misy olona manam-paniriana NY hanao dahalo na jiolahy fa ......
izany no mba fijeriko ananjy
noho izany mety ho tsy mitombina firy iny drafitra napetraka iny.
ho lava haveloma aby e

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS