Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 15h07
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2017 à 11:23 | Isandra (#7070)

Mifanaraka amin’ny resaka tsy fahandriam-pahalemana ihany koa ity fanambarana izay navoakan’ny Justice et Paix ity :

http://www.madagate.org/communique/declaration/6476-justice-et-paix-momba-ireo-olana-ateraky-ny-tsy-fisianny-fandriampahalemana-manerana-ny-nosy.html

Satria efa mapiteny ny moana izy ity,...

Efa rava tanteraka ve ny soatoavina Malgasy...? Ekena aloha fa io no niezahan’ny mpanjanantany(colons) natao voalohany, avy eo niampy ny tsy fahaizan’ireo mpitondra mifandimby mametraka tetik’asam-pananbeazana mifanaraka amin’ny fandrosoan’ny technologie,...sy ny fanantontoloana,...

Ny filoha sasany aza dia nametraka ohatra ratsy, fa ny fanaovana politika dia fitaovana fangoronan-karena,...

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS