Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 06h08
 

Répondre à un commentaire

13 septembre 2017 à 10:59 | rado nambinina (#10008)

Ny mampanahelo dia toa zary lasa aty iarivo no mitangorona ny mpitandro filaminana ,hany ka lasa mpiaro ny sezan’Atoa filoha no anton’asany !!!
ny dahalo efa hatrizay no nisy fa tao nanatin’ity fitondrana ity no tena nirongatra izay tsy izy ny halatra sy ny tsy fandriampahalemana:ny dahalo,ny tonta kely,ny halatra avo lenta,ny kolikoly etsy sy eroa.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS