Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 14h51
 

Répondre à un commentaire

12 septembre 2017 à 14:43 | Ibalitakely (#9342)

Ny mpitondra mamofompofom-poza rehetra anie ka botom-bazaha dia tsy maintsy miandry ny baikony vao mahazo manao zavatra. Dia ilay mpibaiko nilaza tsy taitra hoe lanio eo foana kalongany ny fotoana fa tonga eo ihany ny 2018. Ilay boaikely iry aza moa na nasainy tsy mitana ny teniny/soniany na nasainy nandainga tsotra izao ... nefa navotsiny nony tonga ny 2013.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS