Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
samedi 27 avril 2024
Antananarivo | 07h37
 

Répondre à un commentaire

2 septembre 2017 à 17:06 | Ibalitakely (#9342)

« A noter que la construction de ce centre d’affaires par le Bureau des Cadastres miniers (BCMM) lui a coûté quelque 20 milliards d’ariary. »
- Raha misy ilay fiteny hoe eo am-pandrasana no hahitana ny hatiny, enga anie ho hita izay tena tadiavin’ny vahoaka.
- Fa ny mahavariana ihany koa dia tato ho ato toa misy foto-drafitr’asa voalaza fa t@ volan’ny Malagasy madiodio [lui a couté ???????] avokoa : ny filoham-pirenena & izany « projets présidentiels » izany moa ve efa mba mandalo governemanta & efa nankatoavin’ny antermiera roa tonta, sa tsy mila an’izany. Ny olom-boafidy rehetra [depiote, senatera, ben’ny tanàna, ...] izay tena mahalala ny tena ilain’ny vahoaka nifidy azy ireo ve tsy mila manome fankatoavana na tsia, sns ??

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS