Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 26 avril 2024
Antananarivo | 10h15
 

Répondre à un commentaire

31 août 2017 à 13:58 | Mihaino (#1437)

Soa ihany fa misy ny solidarité des pompiers ! Tsy aleo ve ry mpitondra manatsara ny fitaovana omena ny pompiers toy izay mamatsy fitaovana ny tafika hiady amin’ny aloka ??Iza ary no hanafika antsika avy any ivelany kanefa ny afo sy ny rano dia loza mitatao foana eto amin’ny Nosy .
Mousse mamono afo haingana ary tsy ananan’ny pompiers-tsika eto Tsaralalàna Ny ASECNA avy eny Ivato no nanampy dia maty ny afo !
Raiso ré ny andraikitra fa aza variana manao pré-campagne etsy sy eroa

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS